Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ni81, milahatra araka ny daty
ni81 ( 12/10/2008 11:38)
Radio RNM
Izay nihaino ny RNM t@ fotoan'androny dia mahatadidy ny fandaharana mandeha raha vao mandre ity hira ity. http://zomare.com/mp3-45-tours/Volazara/o-ry-vah.mp3 :lol: ... tohiny
novalian'i harry5 ny 17/10/2008 19:06
ni81 ( 08/10/2008 11:33)
Ny anarana
Misy t@ ireo olona taloha no naka ny anaran-janany t@ loko, na isa, na zavatra hafa koa. Ireto misy ohatra vitsivitsy dia manomeza koa ianareo. Rakoto[u]manga[/u] Randrian[u]telo[/u] R[u]amboa[/u]... tohiny
ni81 ( 04/10/2008 09:27)
Sakafo ve sa ahoana e? Miam miam mantsy hono
http://www.dailymotion.com/related/x115gc_ataovy-serieux_music/video/x16min_miam-miam_music :-D :-D ... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:26
ni81 ( 04/10/2008 08:34)
Terezy kely
http://www.dailymotion.com/lazablues/video/xqjfw_terezy-kely_music :lol: ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/10/2008 17:13
ni81 ( 04/10/2008 06:46)
ma petite maman (tohiny)
Nangataka io hira io i lazounet omaly ka hitako izao maraina izao fa nisy t@ ny mp3 ilay hira, ary toa somary nisy diso kely ny tonony nataoko ka ahitsio azafady http://www.zomare.com/mp3-45-tours/Lo... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 06:54
ni81 ( 03/10/2008 15:52)
Hira taloha @ mp3 na midi
Tsy hita izay maharatsy ny handrenesana azy ka mety ahasoa ny rehetra na koa angamba ho an'ny RVG. http://zomare.com/070588t1.html#ancre-a-zovy-tsy-mahay... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/10/2008 07:32
ni81 ( 03/10/2008 06:52)
Matetika...
Mba lasa ny saiko manontany hoe: misy mpivady ve mitovy toetra? sa ny mifanohitra. Ohatra: - ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama - madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ila... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 04:48
ni81 ( 02/10/2008 06:32)
Halatra atody no namonoana zaza
Il surprend une femme en train de voler un œuf. Il, un garçonnet devient alors un témoin gênant. Et ceci a amené la voleuse à l’éliminer. En le décapitant. Ce crime odieux s’est produit à... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 13:27
ni81 ( 01/10/2008 14:17)
Tantara fohy
Eritreritra nandalo io rehefa avy nisavasava teto @ anterineto aho. Koa raha tsy mety aminao dia aza mamaky akory na dia kely aza. :) http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp... tohiny
ni81 ( 30/09/2008 14:17)
Mofo laisoa
Raha toa ka efa misy nahay an'ity dia tsara, fa ho an'ireo tsy mbola mahay azy kosa dia toy izao ary zany: [u]Zavatra ilaina:[/u] - laisoa (fotsy) - levure - voatabia - tongolo (échalottes na o... tohiny
novalian'i bonita ny 07/01/2009 12:42
ni81 ( 29/09/2008 11:45)
Mandefa voandalana
Misy @ ireo fianakaviana, na namana maro any dago no faly tokoa mampitondra voandalana ho antsika havana aty ivelany (vary gasy 5kg ohatra). Mahafinaritra sy mahafaly tokoa izany, fa saingy izao no o... tohiny
ni81 ( 27/09/2008 14:58)
ahoana hoe
Nifankahita t@ tovovavy iray ity tovolahy ary avy hatrany dia nila resaka. L = Manahoana akia sipakely V = Akory lay e L = Tsy Ralay no anarako fa i Max V= Ino volangnignao? L = Andray ataon-dry ... tohiny
ni81 ( 25/09/2008 11:01)
radio vazo gasy
Misy namana any dago mihevitra fa ny aty andafy ihany no afaka mihaino io RVG io. Nilazako izy fa toa afaka mihaino daholo rehefa manana ordi. Ka mba azavazavao kely ry tompon'andraikitra azafady fa s... tohiny
novalian'i vale ny 25/09/2008 15:14
ni81 ( 24/09/2008 09:08)
Raisina izay mahasoa
Matetika isika olona dia mora sendaotra rehefa misy resaka ambara, na dia tsy voafaritra mazava sy tsy voatondro aza hoe i ranona izany. Tsy voatery hoe hitifitra na iza na iza mantsy ny resaka, fa i... tohiny
novalian'i rafitia ny 29/09/2008 18:34
ni81 ( 18/09/2008 09:26)
Izy hono no solony e
Tafaresaka ireo olona anankiroa indray hariva (lahy sy vavy). Toy izao no resaka: L: zà oa tena gaga mihitsy fa nisy mompera tonga nisakafo tao aminay dia tena mamo tampina izy roalahy. V: Fa ahoa... tohiny
ni81 ( 17/09/2008 11:04)
Mandainga izay tsy ho manina e!
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Jaondranto/video/x2t9g8_chorale_news... tohiny
novalian'i darax ny 17/09/2008 14:17
ni81 ( 15/09/2008 11:47)
Fihirana fanampiny
Raha sendra nikarokaroka teto @ anterineto androany dia nahita ity tato indray e! Misy feony sy tonony ao ho an'izay liana ary toa misy azo atao KARAOKE koa. ... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/09/2008 11:50
ni81 ( 15/09/2008 08:26)
Ho an'izay liana hanao azy
http://www.fils-or.com/... tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:42
ni81 ( 14/09/2008 09:25)
Izany tokoa o!
http://www.jeunesse-ardente.net/Diaporamas/Apprend_moi_Seigneur.pps... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/09/2008 16:37
ni81 ( 12/09/2008 17:50)
Misy mba mahagaga kely
Nanoratra dinika aho, dia avy eo nisy olona namaly hitako teo ambany teo. Efa voasoratra daholo mihitsy ny tiany ho lazaina dia niala tao izy! Dia avy eo aho saika hamaly azy dia tonga dia nanjavona i... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/09/2008 19:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0308