Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ni81, milahatra araka ny daty
ni81
(
28/04/2009 14:10)
Ny niandohan'ny serasera
Tena mba lasa ny saiko nanao hoe: mba ahoana ary no niantombohan'ity SERASERA ity teto e? Iza sy iza avy ary no nanana eritreritra hamorona azy ity, dia taiza no nifankahitan'ireo mpiandraikitra isan-...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 04/05/2009 06:08
ni81
(
28/04/2009 14:02)
varin'ampango
O ry zareo a! Zà dia matetika tia manao vary manitra dia manisy varin'ampango. Ka ireto mba fanontaniana kely:
- misy milaza fa mampatavy izy io
- misy milaza fa mampahia.
- misy milaza fa tsara h...
tohiny
novalian'i fali ny 05/03/2010 13:28
ni81
(
15/04/2009 06:16)
Habibiana tsy misy toy izany
Bekiraro. Potika tanteraka ny vatan'ilay vehivavy hita faty. Manan-janaka roa io farany ka ny alatsinainy teo izy no hita farany.
Naolana dia novonoina avy eo
Habibiana tsy roa aman-tany! Naolana...
tohiny
ni81
(
10/04/2009 07:32)
Antso an-tariby
Manana namana aho (vehivavy). Manambady izy ary samy malagasy izy ireo. Ity namako ity dia tsy manana havana eto Frantsa fa ilay vadiny kosa dia manana.
Misy cousinen'io vadiny io miantso lava [b]isa...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/05/2009 20:49
ni81
(
08/04/2009 11:07)
Mba manontany kely e!
- Marina ve fa tsy mahazo mivoaka an'i Canada raha nanao immigration ao Québec raha tsy afaka 3 taona.
- Ary volana mars ve vacances scolaires ho an'ny mpianatra hanala bac any Edmonton.
Misaotra ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 08/04/2009 12:41
ni81
(
25/03/2009 18:17)
Mimosa...
http://www.dailymotion.com/playlist/xvq0c_JJ-JENNI_slow-gasy/video/x8ii75_mimosany-lasantsikajamba_music...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 25/03/2009 23:35
ni81
(
15/03/2009 17:43)
Ireo malagasy mifaninana @ question pour un champion
T@ 13 mars no anjaran'izy ireo
http://questions-pour-un-champion.france3.fr/emission/index-fr.php?page=video&type_video=quotidiennes&video_courante=20090313...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:26
ni81
(
11/03/2009 14:11)
Mi-deconnecte matetika
Tsy fantatro izay manjo ny ordi fa tato ho ato rehefa mi-télécharge zavatra aho dia tonga dia mi-déconnecte izy. Dia mila redémarrer-na, na mila débrancher-na dia avy eo rebrancher-na indray ny l...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/03/2009 18:22
ni81
(
09/03/2009 12:16)
Inona no malaza avy ao
Mba samia hoe isika milaza izay zavatra fantatra fa malaza avy ao amin'ny toerana iray.
Ohatra hoe: ny mampalaza an' Arivonimamo dia ny tapia, bononoka, ny fanenomana lambamena sns...
...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/03/2009 09:13
ni81
(
08/03/2009 12:11)
8 MARS ANDRON'NY VEHIVAVY
Dia miarahaba antsika vehivavy rehetra tratry ny 8 marsa e!
:-* :-* ...
tohiny
novalian'i soanja ny 08/03/2009 21:26
ni81
(
02/03/2009 13:26)
Fa ahoana loatra
http://fr.news.yahoo.com/55/20090302/tod-un-homme-se-rveille-avec-une-aiguill-17baed7.html...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 10/03/2009 23:24
ni81
(
27/02/2009 17:01)
Famerim-bola
Rehefa mividy zavatra eny @ toerana fivarotana ao dago dia tsy mamerim-bola madinika ny ankabeazan'ireo mpivarotra sasany fa ataony hoe: [b]"atao bonbon fa tsy misy madinika".[/b]
Eny fa na dia iton...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 28/04/2009 14:59
ni81
(
18/02/2009 09:04)
Ireo malagasy handray anjara @ question pour un champion
Les lauréats nationaux de « Questions pour un champion » partiront en France le 27 février prochain. L’information est venue de Jean-Michel Frachet, délégué Général de l’Alliance françai...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 18/02/2009 14:19
ni81
(
17/02/2009 15:01)
Torohevitra ho an'ireo te hiverina an-tanindrazana
Misy olona mipetraka eto frantsa, tsy manana ttasy ahazoana mijanona eto intsony, dia te hody, nefa tsy ampy ny eo an-tanana.
Indro misy torohevitra izay mety hanampy:
- Manatona ny ANAEM akaiky an...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/07/2009 23:34
ni81
(
29/01/2009 19:57)
Puberté précoce ka mba mila vonjy
Misy zazakely malagasy, vao 2 taona monja voan'io aretina io. Araka ny voalazan'ny dokotera hono dia misy aretina ao @ lohany ao ka mahatonga io puberté précoce io, ka raha tsy voatsabo izany dia ho...
tohiny
novalian'i jasa ny 06/02/2009 08:28
ni81
(
29/01/2009 07:38)
Feno ny tranom-paty
MORGUE HJRA. Hipoka tanteraka ny tranom-paty etsy amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona Ampefiloha.
Faty 46 tsy misy maka
Tsy hita intsony izay hasiana ny razana ao amin’ny tranom-...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 31/01/2009 08:46
ni81
(
28/01/2009 10:49)
Ataoko mahamay ialahy an!
Somonga ity ka aza tezitra o!
http://img156.imageshack.us/img156/8305/image001sq1.gif...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 25/02/2009 15:38
ni81
(
26/01/2009 21:27)
Pasipaoro biometrika
Faly miarahaba antsika namana mpiserasera rehetra indray ary dia mirary taona vaovao mahafinaritra ho antsika.
Ho an'ireo liana hanao ilay pasipaoro biometrika dia ireto avy ny zavatra ilaina:
- CIN...
tohiny
novalian'i Tazana ny 13/02/2009 19:00
ni81
(
30/12/2008 10:15)
Aleo tara toy izay tsy misy e
Miarahaba ny namana rehetra tratry ny krismasy ary dia mirary fety faran'ny taona mahafinaritra ho antsika rehetra dia samy ho tratry ny taona vaovao koa e!
Tsy dia afaka mitafatafa aloha mandritry n...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/12/2008 19:08
ni81
(
09/12/2008 07:52)
Tsara ny roa noho ny iray
Voalaza fa tsara ny roa noho ny iray. Samy manana ny fihevereny azy anefa ny tsirairay, satria ny mety @ Rasoa mety tsy hety @ Razafy, ny tsy mety @ Rakoto dia mety @ Rabe kosa.
Aloma mpihira zao eto...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 15/12/2008 06:51
