Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ni81, milahatra araka ny daty
ni81 ( 07/12/2008 18:48)
Inona ary no anarany
Ny fototra voankazo iray matetika dia mitovitovy fanonona @ voankazo mivoaka eo aminy. Ireto misy ohatra vitsivitsy: goyave >>>>> goyavier banane >>>>> bananier anacarde >>>>> anacard... tohiny
novalian'i mahell ny 10/12/2008 09:57
ni81 ( 05/12/2008 07:51)
Ny fomba fifampiantsoana
Samy manana ny fomba fifampiantsoany ny tsirairay. Ny reny miantso an-janany ohatra dia misy manao hoe: ma puce, mon chou, ry sombinaiko, ry anaka, ry aiko. Ny lehilahy indray @ sipany na rehefa man... tohiny
ni81 ( 03/12/2008 16:59)
salegy
Tena tsy mianjera mihitsy ilay tavoahangy eo ambony lohany an! http://www.dailymotion.com/alexlamalgache/video/x6q4bu_dmonstration-salegy-6_music... tohiny
ni81 ( 26/11/2008 19:38)
Hain-trano tany Avignon
Fianakaviana malagasy any Avignon may izy efa-mianaka, maty ny iray Zazalahy kely iray 11 taona no fantatra fa maty tamin’ny hain-trano niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Avignon any Frantsa ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2008 02:20
ni81 ( 20/11/2008 07:58)
ravina radis
Rehefa mividy radis dia matetika mbola miaraka @ raviny izy ireny. Asa ianareo raha efa nanandrana fa zà efa nanao vary amin'anana niaraka tamin'io, ary toa mitovitovy tsiro @ anantsonga ilay izy. Mb... tohiny
novalian'i fafahfy ny 26/11/2008 05:39
ni81 ( 18/11/2008 07:36)
Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
Mahafinaritra ahy ny mitsidika ireo blogy isan-karazany. Maro amintsika angamba no efa nahita ity resaka ity tao @ newsdago, ary misy maro ihany koa tsy mbola nahita azy ka dia nentiko eto mba hitafat... tohiny
ni81 ( 13/11/2008 16:50)
Tena misy manapa-tsinay ka!
Rehefa mijery ato @ serasera dia tena misy PS manapa-tsinay mihitsy ny sasany an! Misy mbola hamorona PS hoe mpamosavy angamba rehefa kelikely :-D :-D ... tohiny
ni81 ( 13/11/2008 12:17)
Fa nahoana kosa ary e?
Maro amin'ny vehivavy malagasy no be kritera rehefa tsy mbola mahita ilay olon-tiana. Misy mahatsara izany, ary misy koa ny maharatsy azy. Haka ohatra iray amin'izany aho. Vehivavy malagasy mitady: ... tohiny
novalian'i Noue ny 18/11/2008 17:22
ni81 ( 05/11/2008 07:48)
Ahoana ny famaritanareo ny hoe: namana
Ahoana ny famaritanareo ny hoe: NAMANA? Eo amin'ny lahy sy vavy, eo amin'ny samy vehivavy na eo amin'ny samy lehilahy.... tohiny
ni81 ( 03/11/2008 11:42)
Ny pub eto @ serasera
Mba azo azavaina ve fa tsy azoko (asa na zà mihitsy no dondrona :lol: ) ny momba ilay hoe: mi-clic eo @ pub dia misy ampahany ho an'ny serasera rehefa manao izany. Misaotra e :) ... tohiny
novalian'i hery ny 10/11/2008 13:16
ni81 ( 03/11/2008 08:46)
Fiainana izany...
Fiainana tokoa izany :cry: http://www.dailymotion.com/Maneva/video/x1wp78_fiainana-izany-voahangy_music... tohiny
novalian'i AnA ny 04/11/2008 05:42
ni81 ( 30/10/2008 08:22)
Ny takoritsika amin'ny lafiny maro
http://www.dailymotion.com/playlist/x60xl_perlesauvage_hira-malagasy-07/video/x2j5ik_ny-nanahary-takoritsika_fun :-D ... tohiny
ni81 ( 29/10/2008 13:47)
Malahelo te hitomany
http://www.dailymotion.com/playlist/xkbn0_ramande_ramande/video/x68xbh_ralanto-mainty-kely_music... tohiny
novalian'i tess ny 02/11/2008 19:08
ni81 ( 27/10/2008 19:47)
mihomeheza
http://www.rigolus.com/index_images_bebe_3.php... tohiny
ni81 ( 26/10/2008 12:21)
Patsy RANARIJAONA
Malagasy ny rainy ary ny reniny vazà. Manana ny hira izay nampalaza azy izy, ary nisy koa hiran'ny mpanakanto malagasy nohirainy, toy ny hiran'i Bessa ohatra. Ity ny hira nampalaza azy @ teny frants... tohiny
novalian'i tslem ny 28/10/2008 08:13
ni81 ( 26/10/2008 10:59)
Ahoana hoy ianao amin'izao?
Mba jereo ange ilay tovovavy kely mandihy eo e! http://www.dailymotion.com/relevance/search/mamy%2Bgotso/video/x2bjgi_kama-mamy-gotso_music... tohiny
novalian'i Noue ny 03/11/2008 17:26
ni81 ( 22/10/2008 14:52)
Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara
Misy zaza malagasy (malagasy ray sy reny) maro no teraka taty ivelany fa tsy mahay miteny malagasy mihitsy, na mahay ny sasany, fa kely dia kely. Misy koa ny sasany (malagasy ray fa reny hafa firen... tohiny
novalian'i niryna ny 31/10/2008 23:45
ni81 ( 17/10/2008 11:18)
Vaky bantsilana hono e
http://www.dailymotion.com/playlist/xohwa_tiavideo_levelo-ifanihy/video/x6pf32_ifanihy-vaky-bantsilana_music :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/11/2008 17:41
ni81 ( 14/10/2008 19:44)
Ho an'ireo izay sahirana mitady anarana
Misy anarana maromaro ato, mety ahasoa antsika mba ahafantarana ny hevitr'izy ireny (ho an'izay tsy mbola mahalala). Mety koa ho an'ireo mitady anarana omena ny fara sy dimby. Tsy anarana ihany no za... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/10/2008 14:53
ni81 ( 12/10/2008 15:15)
Ry zareo lehilahy
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao! sa ahoana hoy ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2008 21:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0302