Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ni81, milahatra araka ny daty
ni81 ( 04/05/2008 16:19)
Mandrehitra "phare"
Any dago rehefa mifanena ny fiara anankiroa , ka te hanontany ny saofera hoe misy polisy na zandary any @ lalana any sa tsia; dia tonga dia mandrehitra "phare" ilay iray, ary valian' ilay iray @ fihet... tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:54
ni81 ( 03/05/2008 10:05)
Mba mangataka ny hiran'ny VHF
Mba mangataka ny tononkiran'ny VHF manao hoe "EFA ELA" raha misy manana. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/05/2008 17:16
ni81 ( 03/05/2008 07:09)
Sao mba misy mahafantatra ianareo
Taloha ny vehivavy malagasy tao Imerina sy ny manodidina dia toa mitafy lamba sy manao tanavoho daholo. Ankehitriny moa dia tena azo isaina @ ratsan-tanana sisa no manao an'io fitafy io. Mba misy maha... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 07:56
ni81 ( 24/04/2008 17:18)
TOVOLAHY MPIANATRA MALAGASY MATY
Misy tovolahy mpianatra malagasy nodimandry t@ 4 avril 2008. Tahirisoa JULLIARD no anarany, ary nipetraka tao CACHAN (94). Alefa hody any Madagasikara ny razana. http://www.sobika.com/... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/04/2008 10:50
ni81 ( 09/04/2008 19:48)
Misy vehivavy tsy misy lalan-jaza
Nisy mpiray tanàna taminay tany dago, noresahin'ny olona fa hoe tsy misy lalan-jaza (vagin). Tsy ninoako io fisian-javatra io t@ zany fotoana izany, fa noheveriko fa resa-be ataon'ny sasany fotsiny, ... tohiny
ni81 ( 06/04/2008 07:47)
Fanononana na fiantsoana olona iray
Tsaroako tsara taloha, raha sendra manonona anaran'olona lehibe nohon'ny tena, fa mitovy taona, na efa mihoatra noho ireo ray aman-dreny aza dia bedy, ary voalaza fa tsy manaja olona, raha vao tsy asi... tohiny
ni81 ( 29/03/2008 07:09)
29 marsa 1947???
Maro no nitondra ny mangidy t@ zany fotoana izany. Isaky ny tonga io vanin'andro io dia mitamberina ao an-tsaiko ny loza nihatra t@ fianakaviana maro, ary anisan'izany ny raibeko. Ny malagasy ihany n... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/05/2008 11:42
ni81 ( 20/03/2008 21:05)
Mbili tihizintsiky ihiny ny fihimihiziny i!
Ilii isiky mbi mivinitiky, ity fi rihifi viziny vi tsy hijininy! si ihiiny hiy nirii!:lol::lol: Tihizy ny risiky miniriky:-D:-D... tohiny
novalian'i dziana ny 25/04/2008 13:55
ni81 ( 18/03/2008 21:50)
carte passeport
Nareo ve mba efa nisy niantso t@ zany carte vaovao atao hoe passeport izany? Tsara hono hiantsoana any dago fa 5,50€ monja ary toa 100mn mahery izy zay raha tsy diso ny fitadidiako! Toa hoe @ mpiva... tohiny
novalian'i rurik ny 19/03/2008 07:48
ni81 ( 14/03/2008 12:43)
Ahoana no atao hampiakarana ny feo
Nampidramin'ny namako MP3 aho. Ambany be ireo hira rehefa henoiko eto @ ordi na dia efa akariko faran'ny ambony aza ny volume. Ahoana ny tokony ataoko mba hampiakarana io feo io @ lay CD vaovao? Misao... tohiny
novalian'i sariaka ny 02/04/2008 14:47
ni81 ( 28/02/2008 21:31)
VOLA AO AMIN'NY BANKY
Mba saika hanontany anareo azafady. 1° Moa ve afaka manokatra kaonty ao dago ny olona tsy mipetraka any fa aty ivelany (manana CIN gasy sy pasipaoro gasy)? 2° Ary mety koa ve ny vazà tsy mipetra... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/03/2008 17:18
ni81 ( 26/02/2008 09:49)
TSY AFAKA MANAFATRA AN-JANANY NEFA TSY AFAKA MODY
Manana fianakaviana aho mitsabo tena eto frantsa; miasa ara-dalàna izy fa kosa nolavin'ny préfecture ny fangatahany hanafatra ny zanany ho tonga aty satria fitsaboana hoy izy ireo no antony hijanona... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/04/2008 15:31
ni81 ( 25/02/2008 07:37)
MANINONA RAHA MBA MAMPIANATRA ZAVATRA TSARA!
Nisy mpivady vita mariazy taty France (vazà ny lahy), nandeha tany dago nanao volan-tantely. Nandeha taxi brousse izy ireo nankany Mahajanga, ary rehefa niala sasatra kely dia nisy oul niresadresaka ... tohiny
ni81 ( 18/02/2008 20:06)
Malaza ho tia fihavanana ny malagasy nefa...
Fandre matetika io teny io, kanefa eto @ sera² dia mila tsy ho hita intsony izany indraindray fa lasa mifampiandry kendry tohana hifandramatra fa tsy hiady hevitra na hifanoro no atao. Any @ serasera... tohiny
novalian'i ni81 ny 21/02/2008 07:05
ni81 ( 22/01/2008 14:08)
Misy "courant" raha vao midina ny fiara
Asa raha toa efa nisy niharan'izao toe-javatra izao ianareo na tsia. Rehefa mangatsiaka ny andro ka miala avy ao anatin'ny fiarako aho dia misy courant, ka izay olona kasihiko voalohany dia lanin'io ... tohiny
novalian'i jiolah ny 23/01/2008 11:30
ni81 ( 21/01/2008 09:10)
Mba managataka ilay tononkira hoe: ANTSOANTSO (Rija R)
Manahaoana daholo! mba saika hangataka ny tononkiran'i Rija Rasolondraibe manao hoe: antsoantso Dia misaotra betsaka.... tohiny
ni81 ( 20/12/2007 07:52)
ahoana no atao raha hanala ny dinika tsy ho hita eto intsony
Miala tsiny fa te hanala dinika tsy haseho eto @ serasera.org intsony; ny antony dia efa nalefako t@ Atoa Hery mpandrindra ihany fa tsy mbola mba nahazo valiny aho hatramin'izao. Marina fa tsy izaho i... tohiny
novalian'i ni81 ny 20/12/2007 09:08
ni81 ( 05/12/2007 13:18)
mbola resaka paositra ihany e!
Nandalo tany dago zahay t@ volana juin 2007 teo ary nividy extincteur kely eo @ 20cm eo ho eo ny ahavony. Tonga tao @ colis postaux dia nanontaniana ny saram-pandefasana dia nolazainy ary avy eo dia n... tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/12/2007 20:08
ni81 ( 04/12/2007 15:31)
inona no tena marina ao @ paositra madagasikara
Mba mila hevitra avy amintsika namana satria tena tsy rariny mihitsy ny ataon'ny mpiasan'ny paositra ao m/car ao. Nandefa cartes postales efa ho 30 teo ho eo zahay t@ taom-baovao 2007 fa tsy nisy tong... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/09/2008 18:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0317