Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i endriny, milahatra araka ny daty
endriny
(
23/06/2015 05:11)
May ny tranon'i Alain Ramaroson dia aleo aho mba hitsaho aloha e
Fa naninona no noroahin'Atoa Master ny zandary saika hanao fanadihadiana?
Satria ny nahamay ny trano dia ilay labozia nanisana vola raha tapaka ny jiro noho ny delestazy... tsy vita ny fanisana ny vo...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 07/07/2015 07:29
endriny
(
17/06/2015 14:35)
Andeha hiresaka sy hitafa amin'ny fikambanan'ny mpivady samilahy sy samivavy any Amerika atsimo ny Papa
Dia mino aho fa rahampitso be ny Malagasy hiova fo ka hanaiky ity firahan'ny samilahy sy ny samivavy ity...
Reveko be ity Papa Foranisoa ity! Tena Soa araka ny anarany!...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:06
endriny
(
11/06/2015 15:01)
Raha mbola misy olona atahoran'io fitondrana io foana eto amin'ny tany sy ny fanjakana dia hirodana ho azy io
Satria tsy afaka mametraka ilay fitondrana fa izy aloha no ambony noho ny rehetra eto amin'ny firenena ka tokony tsy hisy atahorany. Fa raha mbola misy foana izay olona na vondron'olona atahoran'ny mp...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 20/06/2015 06:47
endriny
(
04/06/2015 16:05)
Frantsay sy ny Katolika
Esy aho ho'e. Noresen'i Gldbalt lahatra ingahy Odon Razanakolona Arsen izay lohandohany tamin'ny fanonganam-panjakana 2009 ihany koa, mba hiala amin'ny fampihavanam-pirenena.
Dia niala tokoa ny Katol...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/06/2015 07:03
endriny
(
01/06/2015 04:51)
Misy fiangonana hoe tsy mankalaza ny fety sy ny fomban'izao tontolo izao
Fa inona ilay hoe fomban'izao tontlo izao? Tena tsy mazava mihintsy...
Ao ampiangonana anefa nisy fampakaram-bady... Nga moa ny fanambadiana tsy fomban'izao tontolo izao? Na any amin'ny rany tsy kris...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/06/2015 16:46
endriny
(
27/05/2015 14:16)
Ny vavaka nampianarin'i Jesosy mitaha amin'ny finoana Kristianina
Matio 6:9-13
9 Rainay izay any an-danitra,
Hamasinina anie ny anaranao
10 Ho tonga anie ny Fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra
11 Omeo anay anio ny hanin...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:13
endriny
(
27/05/2015 12:15)
Poltikam-borontsiloza ity zareo a
Tsy haiko na ny Depiote no tsy mahay lalana na ahoana.... Fa efa tamin'ny andron'i Zafy ange no nisy izany lalam-panorenana azo anonganana Filoham-pirenena eny amin'ny solombavam-bahoaka izany e... Di...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:34
endriny
(
26/05/2015 14:08)
Misaotra be dia be an'ilay fanjakana e... tamin'ny fanafoanana ny fandefasana ho andevo ny vehivavintsika
Ela ny ela ka mba misaotra an'ity fanjakan-dRajao ity ny tenako.
Mba hitany ihany ny hoe tsy tokony alefa andevozin'ny olona any Arabia ny vehivavy Malagasy...
Mankasitraka e...
tohiny
endriny
(
25/05/2015 05:21)
Ny hiafarn'ny mpanao ratsy ao aorian'ny fahafatesana???
Mahalasa sainy ihany teny avoakan'ny olona sasany momba an'io. Hoy ry zareo: "ny mpanota, ny mpanao ratsy tsy voavela dia alefa any amin'ny lavaka mangitsokitsoka, tanin'ny haizina, afobe, tanin'ny fi...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:15
endriny
(
22/05/2015 08:23)
Fanambaran'ny Eveka mikasika ny raharaham-pirenena
Dia mahatalanjona, fa taiza ireto eveka katolika ireto tamin'ny fanonganam-panjakana nisy? Ny sasany aza nanohana fanonganana mihintsy..
Iza no tsy mahalala fa ny Katolika dia iray amin'ireo mpanondr...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:18
endriny
(
15/05/2015 08:16)
Izahay tarak'i Adama sy Eva ngilo kely
Dia onena ny foko, betsaka izahay ngilo kely no mitompoteny fatratra fa ny razambenay dia i Adama sy Eva... Dia mba nijery ny sarin'i Adama sy Eva tamin'ireto sary amidy aho na ireto aranty amin'ny ba...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:12
endriny
(
08/05/2015 12:19)
Hanangana tribonaly paralely indray hono ny Depiote
Tena mpanidika lalana votany mihintsy, miala tsiny... Hanangana tribonaly maitso hitsara ny mpanondrana bois de Rose hono e...
Dia aoana ny mpanondrana volamena sy vatosoa ary ny mpivaritra tany amin...
tohiny
endriny
(
08/05/2015 12:14)
Renim-pianakaviana 67 taona nisy nanolna sy nifandimbiasana teo Analakely
Dia gaga ianao no malahelo fa dia nosoratan'ny moov eo amin'ny pejy voalohany mihintsy amin'ny tenin'ny mpanjaka mba ho hitan'izao tontolo izao fa tsy manjary ny Malagasy......
tohiny
novalian'i elien8 ny 11/11/2018 06:50
endriny
(
30/04/2015 05:40)
Ny katolika sy ny mpivarotra zavamahadomelina kay iray ihany
Dia gaga ianao fa ny katolika kay no miaro ireto mpivarotra zava-mahadomelina ireto. Miala tsiny RaHery a.
Rehefa novoin'ny Indaonezianina ireto mpivarotra sy mpanondrana zava-mahadomelina dia migogo...
tohiny
novalian'i endriny ny 25/05/2015 04:59
endriny
(
26/04/2015 03:56)
e-trafic hono e
Dia mba te hanaraka ny zavamisy any an-dafy marina angamba ny olona ka. Dia ampihesonina amin'ny hoe technologie... Marina fa mpanakarem-be daholo ny mpampiasa fiara ary manana phone tactile daholo. S...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 26/04/2015 16:06
endriny
(
25/04/2015 04:42)
Efa tsy hita intsony izay iantsoana kil, dia andeha hanangana Universite Internationale ny Katolika
O rey olona e.
Dia ianao aty Madagasikara no andeha hanangana Universite ho eken'ny any an-dafy hono (miaraka amin'ny Banky BNI). Dia mampanontany tena ny famitahana atao ny zana-bahoaka. Sa hoe fand...
tohiny
novalian'i endriny ny 14/05/2015 04:05
endriny
(
17/04/2015 08:44)
Maro ny fisolokiana amin'ity fampianarana ambony ity saingy nahoana no jeren'ny fanjakana fotsiny
Vao tsy ela dia hitantsika ilay teny Mahamasina, antokon'olona manao filazana amin'ny haino aman-jerim-panjakana fa afaka mandefa mpianatra any Etazonia hono...
Dia misy indray vao tsy ela ihany koa ...
tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 10:32
endriny
(
09/04/2015 06:21)
Vavaka androany
Jesosy o, mba ataovy midanadana ho anay ny lanitra fa i Mdagasikara Tanindrazanay efa lafo ambongadiny ka tsy misy ho anay intsony... Amen...(mahazo mitraka amin'izay ve?...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2015 16:32
endriny
(
08/04/2015 07:33)
Ary manao fanafody kay Jesosy
Ianareo mavesatr'entana tongava aty amiko fa ho naivana ny zioganareo... Aoka nama a... Ody fanamaivanana io izao amin'ny Ntaolo, ka nahatonga azy ireo afaka manakodia ireny vavahady vato ireny......
tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2015 16:17
endriny
(
03/04/2015 06:18)
Ahoana indray ity fomban'ity Pasitera any Nizeria ity?
Orohany eo amin'ny fitombenany ny vehivavy mpitovo mba ahita vady... Aza hitako ka hisy hanitatra aty ihany koa io......
tohiny
novalian'i endriny ny 10/04/2015 05:59