Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i endriny, milahatra araka ny daty
endriny ( 01/04/2015 15:41)
Fa maninona ny Protestanta no tsy mino ny olo-masina ary tsy manisy sarin'i Jesosy amin'ny Lakroa?
Fa nahoana tokoa moa?... tohiny
novalian'i Hosotra ny 16/11/2015 14:47
endriny ( 27/03/2015 03:53)
Inona no hevitry ny fonosin 'ny vato fanfatrao eo amin'ny finoana Malagasy?
Ny jiro na tatao, dia toerana iray amoron-dalana anipazana vato iray isaky ny olona mandalo. Ny antony dia izao: 1) ny tatao na jiro no fefin-tany ho an'ny vohitra roa samy hafa tompo, na fokonolona..... tohiny
novalian'i endriny ny 08/04/2015 05:33
endriny ( 24/03/2015 12:47)
Mba misy fiangonana mahafoy ny rakitra indray alahady ve hanampiana ireo mosary any Atsimo
Mahonena zareo, fa misy fikambanana (ONG) roa lehibe tantanin'ny fikambanam-pinoana miasa any Androy, saingy tsy afaka manome hono ry zareo raha tsy mahazo ny vola natokana ho amin'ny vonjy taitra avy... tohiny
novalian'i endriny ny 02/04/2015 14:53
endriny ( 21/03/2015 05:10)
Tratry ny asaramanitra daholo e
Tratry ny taona zareo a. Dia mba hitondra ny soa sy ny tsara ho antsika anie ity taona vaovao ity... tohiny
endriny ( 20/03/2015 05:26)
Un malgache a la tete de HEC paris depuis 20ans
Dia gaga ianao... Fa mba taiza aza ilay mpanao gazety no nianatra... Fa maninona raha nolazaina hoe un francais d'origine Malgache... ... tohiny
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:36
endriny ( 18/03/2015 17:45)
Miaky aho e... mipoa-tsatroka Rajao a
Izao dia efa azonao ny Honorice Causa, na dia mbola tsy nisy Causes akory aza... aoka nama a... tohiny
endriny ( 18/03/2015 17:28)
Nandalo teto Madagasikara Atra fahiny
Ara-tantara dia teo Ambohitrandriamanitra, akaikin'i Tsiafahy izy no nitoetra... ... tohiny
novalian'i endriny ny 08/04/2015 07:45
endriny ( 17/03/2015 10:26)
Marina ve fa Jesosy tia ny olona rehetra afa tsy:
afa tsy ny Jiosy, ny Arabo, ny Azianina, ny mainty, ny mpanala zaza, ny kaominista, ny maormona, ny lesbianina ary ny mpivady samy lehilahy... dia ny zaza tsy vita batisa?... tohiny
endriny ( 11/03/2015 14:23)
Tsy nisy hevitra politika intsony angamba fa efa nihavana ny samy mpitarika ve?
Dia mazava ho azy mangina daholo ny toto kely satria tsy misy mandalo eo ambavahadin'ny deba...... tohiny
endriny ( 07/03/2015 05:01)
Fa mba inona re no vitako Atra o?
Ry Andriamanitra o. Ianao no nanao anay olom-belona, nanao ny rano, ny tany, ny lanitra.... nanao ny kitana an'apitrisany sy ny fasika an'arivorivony... Fa mba inona re no vitako Atra o? Dia hoy At... tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:04
endriny ( 05/03/2015 05:02)
Tafatafa mikasika ny Fiangoanana hatramin'izay ka mandrak'ankehitrio
Raha nilaz aho hoe: "Ny Fiangonana Kristianina dia fitaovam-panjanahana, fandemen-tsaina, sy fanambakana ary fampitahorana...." Dia hoy ilay namako: "Tsy tadidinareo ve ilay fiteny hoe: "Lazao ahy ny... tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:57
endriny ( 05/03/2015 04:48)
Mba azo alamina kely ve Mr Hery ilay fampisehoana ny lisitry ny lohahevitra
Tokony mba hoe izay lohahevitra mbola misy mamaly dia miverina ety amin'ny pejy voalohany Misaotra Tompoko... tohiny
novalian'i 5laody ny 09/03/2015 16:22
endriny ( 04/03/2015 05:13)
Ilay mpanera sy ilay mpitoriteny
Teo amin'ny fasan'ny karana Tonga ilay mpitory dia niantso: "Ry havana malala, avy manantona" Dia hoy ilay : "aty eh, aty eh, malakilaky Madama a" Mpitory : "Efa nasehon'ny tompo antsika ny lalana ... tohiny
novalian'i endriny ny 12/03/2015 13:24
endriny ( 28/02/2015 08:22)
Fa iza avy tokoa no hanaraka ahy any amin'ny afo be e?
Ireo zazakely mbola tsy vita batisa aloha izany ka nindaosin'ny fahafatesana noho ny aretina mbola kely na ny fahasamponana dia efa hanaraka ahy any satria nandova ny fahotana tamin'ny fototra hono e.... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 11:08
endriny ( 27/02/2015 17:03)
Raha taloha izao efa nisy mpizara tiko sy olympiko ny tanana
Fa izao... vola any an-tananan'ny Karana sy ny vazaha ve omeny anao fotsiny eo... Faly ery izy izao fa betsaka indray ny isan'ny olona hividy vary, fanitso, simenitra atsy ho atsy, handeha indray ny ... tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:53
endriny ( 27/02/2015 15:56)
Kapoka ataon'Atra hono ity tondradrano ity, fa mbola tsy nisy tondradrano toa izao teto Madagasikara
Dia ny tena no menatra... saingy mba mipetraka amin'ny toerana ambony indray mantsy a... Ilay Atra inoany aza efa miteny hoe: "tsy hanisy safo-drano hamazaina intsony... " Raha nisy ilay safodrano a.... tohiny
novalian'i endriny ny 05/03/2015 05:47
endriny ( 25/02/2015 04:36)
Ny niafaran'ireo virijiny adala 7 sy ireo virijiny hendry 7 any an-danitra ilay fiainantsihita
Rehefa vita ny fampakaram-bady dia voaroaka ireo vehivavy virjiny adala 7. Ary tena nampahonena fa tsy nisy lehilehy mba taitra tamin'ireo nandritry ny androm-piainany ka nijanona ho virjiny mandrakiz... tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 11:46
endriny ( 24/02/2015 17:49)
Misy olona mankahala ny siansa kanefa nianatra Teolojia ve?
Raha misy izany dia aleo soloina ny anaran'io taranja teolojia io... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 08:25
endriny ( 24/02/2015 05:38)
Menatra be aho tamin'ilay fanambaran'ny FMI
Ny mahagaga dia anisan'ny mpanohana ny fanonganam-panjakana tamin'izany ny lehiben'ity fikambanana FMI ity anefa. Hoy izy: "Volamena 2.000kg ao anatin'ny herintaona no tonga any Bankok avy aty Madaga... tohiny
novalian'i Strong3 ny 25/02/2015 05:44
endriny ( 24/02/2015 05:14)
Ny finoan'ny biby (Ny alika)
Ny alika dia mino fa ny olona sasany dia Atra, ary ny olona sasany dia Demony... Ny alika mino fa ny olona dia Atra dia ireo alika tonga dia mantona olona. NY alika mino fa ny olona dia demony dia ir... tohiny
novalian'i endriny ny 07/03/2015 04:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0476