Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i endriny, milahatra araka ny daty
endriny ( 09/01/2015 18:57)
Any ianao Moustaraf. Inona no azonao ambara amin'ny hoe BobEl?
Dia samia ho tsara zanahary amin'ity taona vaovao ity e?... tohiny
novalian'i Strong3 ny 19/01/2015 12:34
endriny ( 04/12/2014 06:43)
Rahoviana vao mba ho tena tsapa eto izany vidin-tsolika midina izany
Tsy misy midina eo e... tohiny
endriny ( 04/12/2014 05:51)
Iza avy ireo fianakaviana taranak'i Jesosy
Maro ireo fianakaviana Frantsay sy Espaniola mitonona fa taranak'i Jesosy. Fa ahoana no maha tarak'i Jesosy azy ireo?... tohiny
novalian'i endriny ny 13/01/2015 07:50
endriny ( 28/11/2014 10:05)
Lasan'i Patric ve ny kil?
Mety betsaka angamba ny tao amin'ny FJKM Analakely sy ny Fiangonana manodidina no nanara-dia an'i Voahangy sy Patrick ao amin'ny Roxy, ka dia miala any indray ny filazana hoe: "666" ireo e, Masaonika ... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 09/12/2014 15:32
endriny ( 26/11/2014 08:39)
Tezitra be ilay Ramatoa mpivavaka fa tsy manaja ny Krismasy hono ny Sinoa eto Behoririka
Ramatoa iray niantsena no nitabataba: "Efa ho avy ny farany fa ny andro fankalazana ny nahaterahan'ny mpamonjy aza, dadabe noely sy hazo noely no mameno ny tsena fa tsy sarimasina ankalazana ny krisma... tohiny
novalian'i endriny ny 02/12/2014 17:58
endriny ( 13/11/2014 15:46)
Ilay Andriamanitra voalohan'ny talohan'ny nisian'ny Atr'i Abraham
Dia tsy iza akory fa ilay Atra vehivavy loharanon'ny aina sy nitsodrano an'i Adama sy Eva hoe: "miteraha ka mamenoa ny tany" Ny Masina Asherah... tohiny
novalian'i endriny ny 26/11/2014 08:16
endriny ( 10/11/2014 14:37)
Fa maninona no hoe: "miaratra na manala volon-javatra"?
Tena tsy azoko mihintsy ny antony, fa dia samy miaratra daholo ny olona ety amin'ny tanan-dehibe.... tohiny
novalian'i endriny ny 26/11/2014 08:50
endriny ( 03/11/2014 14:49)
Fivavahana mampitombo vola eo noho eo, sy manasitrana
Dia gaga ianao, fa mahazaka tranon-tsonema roa lehibe mihintsy ny mpitarika, ary filaharana lava be mihoatra ny mijery bruce Lee taloha ny alavan'ny laharana. Ary olona mihaingo be sy tsara fitafiana ... tohiny
novalian'i endriny ny 10/11/2014 14:43
endriny ( 31/10/2014 06:19)
Ny halatr'olona eto Madagasikara sy ny fitsaboana
Mandeha dia mandeha ny resaka ankehitriny, fa maro ireo vahiny avy amin'ny nosy manodidina hitantsika mitsidika sy mitsabo tena amin'ny hopitalim-bahoaka sasany eto Madagasikara... Sanatria ve ratsy ... tohiny
novalian'i endriny ny 28/11/2014 09:22
endriny ( 31/10/2014 06:15)
Karana mpisoloky, sy mpanao vola sandoka manara-penitra
Misy karana mpisoloky sy mpanao vola sandoka, mpiara-miambon'antoka amin'ny olona mpitondra, nisoloky fifanarahana ara-barotra teo amin'i Cocacola sy Ramanandraibe. Vokany voatery namidy ny antsasaky ... tohiny
novalian'i endriny ny 05/02/2015 17:50
endriny ( 31/10/2014 05:55)
Ny niandohan'ny kristianina
Efa nolazaiko teto moa ilay hoe ny Testamenta vaovao dia tsy ny tantaran'i Jesosy tena izy akory fa tantara noforonin'ny Romana, indrindra ilay fianakavian'ny amperora atao hoe PISO. Tamin'ny andron'... tohiny
novalian'i endriny ny 04/11/2014 15:44
endriny ( 29/10/2014 13:08)
Vaovao farany: Miova filamatra ny mpino
Raha tsy Frasoa mihintsy izany izao no niteny hoe: "Misy ny evolution sy ny Big Bang", dia mbola nisy ihany ny nihizingizina sy minia tsy mino ny evolution sy ny Big Bang. Misaotra an'i Papa Fransoa ... tohiny
novalian'i endriny ny 05/11/2014 05:22
endriny ( 28/10/2014 15:03)
taola-nifin'iza aza ireto nisy nangalatra ka natao tamin'ny sarivongan'i Jesosy ireto
[url=http://]www.livescience.com/47407-jesus-statue-with-human-teeth.html[/url] Ohatran'ny tsara e? ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/10/2014 13:14
endriny ( 28/10/2014 11:55)
Ny vaky fasana sy ny finoana ankehitriny
Taloha dia masina ho an'ny Malagasy izany atao hoe fasana izany: Tsy azo anaovana maloto ny manodidina, atao izany hoe dio fasana izany, avadika ny razana... Niova anefa io fijery io ankehitriny: fan... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/11/2014 21:38
endriny ( 12/09/2014 03:50)
Araka ny baiboly manaraka ny toetr'andro, Jesosy miakatra eto Jerosalema
Nandray ny findainy Jesosy ary niantso an'i Piera: "mandalova ianareo eny akaikin'ny tombin-dasantsy akaiky anareo indrindra, ary ho hitanareo fa misy moto mijanona eo anoloany. Ka alaivo izay moto mi... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/09/2014 14:02
endriny ( 11/09/2014 04:59)
Matahotra an-dRajabaly ny fitondrana Malagasy le aza, olona iray maharesy fitondrana mamim-bahoaka
Tsy maintsy navotsotra daholo na ny mpiasan'ny JIRAMA, aza satria, gain be ilay hoe mpiasan'ny CIMELTA fotsiny no avoaka. Tsy maintsy navoaka mantsy fa very fihinana ny deba rehetra raha tezitra eo Ra... tohiny
endriny ( 11/09/2014 04:51)
Hono ho'a naninona ny Eksaodaosy no tsy nadika hoe Fandosirana?
Kanefa ny Tantara nadika teny malagasy ihany?... tohiny
novalian'i moustaraf ny 12/09/2014 13:09
endriny ( 08/09/2014 04:27)
Ny fomba fandravan'ny kristianina ny marina
Tsy hilaza intsony isika hoe avy taiza ilay Kristy ary iza marina no nanoratra ny boky. fa ny zava-misy aloha dia mihazakazaka mafy ny Kristianina ankehitriny amin'ny adihevitra ny mety hanalana ny te... tohiny
novalian'i endriny ny 11/09/2014 04:48
endriny ( 08/09/2014 04:18)
Misy cookies mananihany be ilay serasera, izany hoe Madagascar izany no anarany
Ary dia tena lasa mainty tampoka ny ecran indraindray... Tsy arako tsara, fa cookies mananihany be ilay izy, raha ilay tracking amin'ny fanaovana pub aloha tsy maninona, fa ity tena mandreraka... Mis... tohiny
novalian'i manoa131 ny 11/09/2014 11:43
endriny ( 03/09/2014 21:52)
Na ny CNTV afrika aza tsy nilaza ny momba ny dian'ny i mpisolokky Kolo Roger tany Sina
Dia mahagaga rey olona fa raha tena anton-dia ofisaly no nandehanan'i Kolo Roger tany Sina fa tsy ilay fiavoratana tany eto Madagasikara dia tokony mba ho hita tao amin'ny CNTV.cn ny mikasika ny dia... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0445