Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i endriny, milahatra araka ny daty
endriny
(
03/09/2014 05:24)
Mirongatra ny asan-dahalo eto Antananarivo sy ny Manodidina
Tanana maromaro eny amin'ny faritra Avaradrano no voatafika omaly alina......
tohiny
novalian'i endriny ny 10/09/2014 06:34
endriny
(
02/09/2014 04:33)
Androany dia andro tokony tsy iasana raha ny andro Malagasy
Talata giraobaka, dia andro tsy iasana amin'ny Malagasy. Saingy io no itarafana ny fototra maha tatsinanana antsika. Ny isa efatra mantsy no isa ratsy indrindra izay mifandraika amin'ny alakamisy, iza...
tohiny
endriny
(
02/09/2014 04:21)
Lakana bozaka ve ahatafita ranomasina?
Io no fanontaniako ho anareo rehetra mino fa misy rà Jiosy ny Malagasy. Ary ho an'ireo tena mino fa taloha be tany dia nisy Jiosy tonga teto...
Lakana vita tamin'ny bozaka no mba lakana nanan'ny Jio...
tohiny
endriny
(
01/09/2014 04:05)
Tantara
Tokony mba misy lohahevitra mikasika ny tantara mihintsy, fa toa very anjavony ny tantara rehetra...
tohiny
endriny
(
01/09/2014 03:56)
Rabaradaka mbola manantena an'i Guy Rivo Randrianarisoa.
Rabaradaka... Jereo amin'ny asany ny olona fa aza amin'ny teniny..
Asa fa nisy olona niteniteny foana teny ambony taxibe be hoe: "Guy Rivo Randrianarisoa no andragsan-dRa8, nefa tsy hainy fa io no mp...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 11/09/2014 06:02
endriny
(
29/08/2014 05:45)
Ary adino ry zareo ny naneho fiaraha-miory tamin'i Niry Sobika a
MIala tsiny indrindra amin'ny fianakaviana, fa tsy hoe mamoha fota-mandry akory. Tsara levenana ny maty Tompoko...
tohiny
endriny
(
29/08/2014 05:37)
666?
Nahoana no lazaina fa isan'ny Demonia? Ary nahoana no lazaina fa omarihina an'io 666 ny andrin'ireo zanaky ny helo?
Izaho aloha dia ilay mpananihany foana hoe fa maninona raha natao 333 na 222 e? Fa ...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/09/2014 15:09
endriny
(
28/08/2014 04:23)
Dia sahy handroaka an'ireto mpiasan'ny Air Mad ve?
tralala les gauches gauches
tralala les droites droites
iza iry ambony iry o?...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/09/2014 05:34
endriny
(
28/08/2014 04:04)
Ireo teboka efatra lehibe tsy aneken'ny Jiosy an'ity Jesosy Kristy ity
1. Jesosy dia tsy mahafeno ny fepetra voalazan’ny mpaminany.
2. Jesosy dia tsy nanana ny toetran’ilay messia.
3. Fandikana diso ireo toko sy andininy ao amin’ny baiboly mikasika an’i Jesosy.
4...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/09/2014 04:12
endriny
(
27/08/2014 14:12)
Hay ve ilay 4x4 350 avy any amin'ny Tianli inc e, takalon'ireto tany 200.000 ha ambolena landihazo
Dia miomana fa atsy ho atsy hisy tany ngazana 200.000 ha vaovao hiforona eto Madagasikara, mety hitombo io satria lasa any Sina indray I Kolo, ka mety mbola hanome 200.000 ha fanampiny any amin'ny far...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 28/08/2014 08:29
endriny
(
26/08/2014 16:17)
Fa maninona no tsy maintsy atao mariazy any ampiangonana? Ary maninona ny any amin'ny firaisana no atao hoe fisoratana fa tsy mariazy?
Io izany no mba fanontaniako eh? Tsy misy fandrika fa samia mamaly fa izaho hijery fotsiny......
tohiny
novalian'i zo6 ny 15/08/2016 17:50
endriny
(
26/08/2014 16:11)
Ebola indray izao no mety fidiram-bolam-panjakana vaovao a
Mody arirarira eny afoavoav'ny ranomasina ny sambo, ary ao amin'ny seram-piaramanidina ny olona izay heverina, na mody heverina fa mitondra ebola. Fa rehefa mandoa saosy tsy maninona fa vola daholo iz...
tohiny
endriny
(
23/08/2014 06:17)
144000?
Ny 144 = 12x12 dikany fahatanterahana eo amin'ny foko 12 Israelita.
1000 midika fahafenoana na famaranana eo amin'ny Ziona Israelita. Midika koa hoe faraandro...
Fa tsy hoe isan'ny olona milahatra n...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/08/2014 05:18
endriny
(
13/08/2014 12:26)
Ny olona sy ny biby
Ny Malagasy dia mino fa ny olona dia tsy misaraka amin'ny biby. Raha maty ny olona sasany dia tonga miverina ho velona indray amin'ireo biby eo amin'ny manodidina. Ao ireo lasa voay, lasa bado, fanano...
tohiny
novalian'i endriny ny 25/08/2014 16:52
endriny
(
27/07/2014 04:39)
Ezekiela 9.4, ilay fandikana diso taratry tetik'ady famonoana antsika tsy eraopeanina
“Ary hoy Jehovah taminy : Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny andrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao aminy.” Ezekiela 9 : 4
Th...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/08/2014 04:21
endriny
(
26/07/2014 03:13)
Fa iza moa ianao no hamaritra amiko ny lanitra sy tian'Atra atao?
Fa iza moa ianao no hamaritra amiko ny lanitra sy tian'Atra atao?
Io no mba fanontaniana apetrako amin'ireo milaza fa mahalala ny resak'Atra sy ireo mametraka sivana sy fepetra andehanana ho any amin...
tohiny
novalian'i endriny ny 30/07/2014 06:47
endriny
(
14/07/2014 16:49)
Andeha hatory (2) satria aho MINO fa ny alina mitondra fisainana
Ny nofy mamy no fahombiazan'ny maraina vao hitsimoka...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/07/2014 04:38
endriny
(
14/07/2014 06:17)
Satana vs Jehovah
Fa maninona ny mpino kristianina no miteny fa ny zavatra ratsy sy tsy mifanaraka amin'ny tarigetrany dia hoe avy amin'i Satana?
Raha mijery ny baiboly aho dia hitako fa maro lavitra ny asa ratsy na n...
tohiny
novalian'i riordan ny 20/08/2014 17:18
endriny
(
11/07/2014 15:23)
Ny fivavahana dia paikady politika 2
[url=http://]http://classiques.uqac.ca/collection_documents/louis_XIV_roi_de_France/code_noir/code_noir.pdf[/url]
Santionany taty amin'ny andro aorianan'ny nahafatesan'i Jesosy, ary mbola hitantsika ...
tohiny
novalian'i endriny ny 25/07/2014 05:23
endriny
(
20/06/2014 13:46)
Ny baiboly ve: Tantaran'ny paikady politika nanafahana ny zanak'israely teo ambany ziogan'ny Farao tany Egipta
Raha misy milaza fa ny finoana dia tsy politika dia misy fahamaranina io araka ny famaritana ny teny finoana sy politika. Saingy ny finoana ihany koa dia natao handaminana ny fiarahamonina. Ka noho iz...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2014 18:12