Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i endriny, milahatra araka ny daty
endriny
(
18/06/2014 18:59)
Ny mpanao baolina ve mivavaka?
Dia mivavaka amin'ny inona?
Fa ny sasany rehefa hiditra ny kianja dia toa ohatra ny manao marika tsy haihay izany? Sady tsy lakoroa no tsy fafy rano.....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/07/2014 20:42
endriny
(
17/06/2014 06:53)
Ny finoana kristianina koa indraindray toa fanozonana izy tsy te hiaraka aminy fotsiny
Rehefa tsy mino ianao dia mandehana any amin'ny afobe,
Ho hitanao izany fa ho avy ny fotoana hitsran'ny lanitra anao,
Andriamanitra hamaly ny ratsy izay vitanao
Heloka ho an'ny taranaka aman-jafinao i...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/07/2014 09:29
endriny
(
17/06/2014 04:19)
Ahoana indray ity tany 18 million 18.000.000 ha andeha omena an'Israely ity
Dia miomana ianao Ramalagasy fa tsy hanana kijanan'omby intsony...
tohiny
novalian'i Gasiaho ny 20/06/2014 14:48
endriny
(
13/06/2014 17:16)
Andeha hatory aloha satria aho mino fa ny torimaso no itoviako amin'ny mpanankarena
Zzzzzzzzzzzzzzz...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2014 17:02
endriny
(
12/06/2014 22:57)
Dia nino ny Breziliana fa izy no handresy araka ny nosafidin'ilay sokatra
Dia nandresy tokoa izy. Hay tsy ny olom-belona ihany no maminany fa na ny biby ihany koa aza. Ary raha izao no mitohy dia hiverina hijery vinavina avy amin'ny biby indray ny olona. Tamin'ny 4 taona la...
tohiny
novalian'i hery ny 14/07/2014 12:16
endriny
(
12/06/2014 09:11)
Mbola misy tany fambolena 18 millions ha azo amidy amin'ny vahiny eto Mada hono e
Io no tenin'ilay Hery Rajaonarimampianina raha andeha ho any israely izy hitady olona hampiasa ny tany eto hono.
Kanefa ny Malagasy aza tsy omena tany...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/06/2014 09:18
endriny
(
07/06/2014 05:59)
Lalao fanorona amin'ny ordi
Dia gaga aho fa tsy nivoatra mihintsy ilay izy. Ary rehefa mitady ho resy ilay ordi dia mikatso ilay izy...ihihihih...
tohiny
novalian'i solobindo ny 01/11/2014 15:05
endriny
(
05/06/2014 14:14)
Raha ny fijaliana no mahatonga any an-danitra dia ny Malagasy anisan'ny ho maro an'isa any
Toa fandatsana ny fahitako sy fandrenesako ny mpitondra fivavahana mitanisa ireo lazaina fa fahasambarana valo eo amin'ny mpino kristianina.
Faly ery ny fiangonana isan-tokony maka sary ireo olona mi...
tohiny
novalian'i endriny ny 11/06/2014 05:59
endriny
(
28/05/2014 16:35)
Tena tsy misy vidiny marina ny atao hoe Malagasy angamba ka
Vazaha namono zanak'olona no niharan'ny valifaty tany Nosibe. Im-polo kely ny filoha malagasy no nandalo tany mijery ny fivoaran'ny toe-draharaha sy mipasoka daomy.
Malagasy maromaro niharan'ny valifa...
tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2014 10:56
endriny
(
19/05/2014 11:20)
Tena talanjona aho nahita ilay Filoha Koreanina mitanondrika sy miankohoka amin'ireo fiankavian'ny namoy havana
Asa rahoviana ny mpitondra sy ny mpitantana andraikitra eto amintsika no mba hanao toa ireny? Rahoviana re no mba hisy mpitondra hiaiky fa diso eto amintsika e? Na mpiandraiki-draharaha hifona amin'ny...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 04/06/2014 11:05
endriny
(
03/05/2014 20:52)
Miheritreritra ny ho any an-danitra
Sarotra ho ahy io raha ny finoana kristianina satria izaho tsy mazava fihodirana no sady tsy manana ra israelita... Araka ny voalaza ao amin'ny baiboly. Dia tsy ho any an-danitra aho izany.......
tohiny
novalian'i toriteny ny 09/05/2014 14:48
endriny
(
14/04/2014 18:04)
Ny fahendrena Malagasy tsy lany
Maro ireo fahendrena ombam-pinoana voatahiry amin'ny fomba sy ny ohabolana Malagasy, saingy isika Malagasy mandroso moa tsy mandala azy, nefa ireo no fahendrena sy finoana mifanaraka amin'ny zava-misy...
tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:49
endriny
(
13/04/2014 06:36)
Fihinanana argile
Betsaka ny olona no mampiasa ilay atao hoe argile vert. Tsara ho fantatsika anefa fa ny alumine ao amin'ny argile dia mety hifanolo amin'ny sokay eo amin'ny hozatra sy ny atidoha, ka mety hiteraka fik...
tohiny
endriny
(
23/02/2014 00:54)
Efa hifarana tokoa ve ny andron'ny kristianina?
Miseho miandala ny zava-nafenina sy nodisoina...
Iray volana lasa izay dia naseho ho ren-tany ren-danitra ny dikan'ilay tabilao milaza fa tsy nisy fambofiaran'i Noa fa eritreritra nataony fotinsy iny...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/04/2014 05:13
endriny
(
14/01/2014 20:22)
Ny hevitry ny tehina
Ny olona mitondra tehina dia ny olon-dehibe na ny olona antitra na ny manamboninahitra. Angira hoy ny fiteny sasany.
Ny tehina dia tsy entin'olona tanora eo amin'ny fiarahamonina Malagasy. Ny olona m...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 00:44
endriny
(
06/01/2014 19:25)
Anosivolakely sy i Patrice...
Nalaza be io teo aloha saingy ankehitriny lasa mampisy disadisa eo amin'ny samy mpitondra fiangonana Katolika. Fa naninona ary...?...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 00:55
endriny
(
01/08/2013 08:36)
Faly ery ry Andryiwu fa lasa mpanakarena tampoka daholo ry zareo vitsy an'isa sy mpivarotra tany amin'ny karana sy Frantsay
Dia sady efa lasa mora ny solafa hoy izy fa tsy miady karama intsony, no manao izay tiana anaovana azy fa tsy sahy manda sao very vary iray kapoaka.
Tsy misy henatra intsony... Fa ireharehana aza ny ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 02/08/2013 06:17
endriny
(
01/08/2013 08:31)
Ny kristianina dia volavolaina hilalao faty, marina ve izany?
Io no resaky ny namako iray.
Dia ahoana angaha hoy ianao?
Isaky ny andro alahady na atao isaky ny fandraisana dia tenenina amin'ny olona mihintsy ahitsy ao an-dohany fa tsara ny ran' i Kristy izay l...
tohiny
novalian'i endriny ny 16/08/2013 05:43
endriny
(
29/07/2013 05:41)
Maninona ny anaran'ny papa francis rehefa aty Madagasikara no atao hoe Fransoa fa tsy i Lemahitsy
Efa adika ihany dia maninona no adika teny frantsay fa tsy tenigasy avy hatrany? Sa izay ilay fanjanahana sy ny finoana kristianina?...
tohiny
novalian'i endriny ny 05/08/2013 03:41
endriny
(
09/07/2013 06:07)
Tokony ho ovaina ny foto-tsakafo Malagasy
Ny vary ohatra dia sady manimba nify no mankarary vavony ary manintsana sokay, toa izany koa ny mangahazo.
Ny anapatsa na anatarika ohatra dia sady be sokay no be vitamina saingy vitsy ny Malagasy mi...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/04/2015 16:51