Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i endriny, milahatra araka ny daty
endriny ( 05/07/2013 12:46)
Aleo avadika ny pejy, fa mba hitady ny tsara amin'izay
Ahoana no fomba hanomezana endrika tsara ny finoana Malagasy?... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 06:50
endriny ( 04/07/2013 16:32)
Mahagaga ny olona
Milaza fa mpandala ny baiboly sy mpivavaka nefa ady hevitra aza tsy zaka dia manompa no atao... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 06:51
endriny ( 26/06/2013 03:39)
Tratry ny 26 daholo e
Tokony soloina maitso fotsy orange hono ny sainam-pirenena... Ahahahhahhhaha... tohiny
novalian'i pisoonja ny 27/06/2013 12:54
endriny ( 25/06/2013 08:15)
nidina be daholo ny petra-bola androany
Nefa lazaina miharin-doha ny toekarena, grrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr... tohiny
endriny ( 25/06/2013 05:34)
Nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana tokoa ve i Kristy
Nahoana ny Silamo no tsy mino izany? Araho ny baiboly dia hitanao ny valiny ary jereo ihany koa ny Koroany... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:58
endriny ( 20/06/2013 15:58)
Ny toetra Kristianina tarafin'ny fiaraha-monina hatry ny ela teto Madagasikara
Mivavaka alahady fa mangalatra akoho alatsinainy. Dia antsika no manohy azy a...... tohiny
novalian'i endriny ny 15/07/2013 06:06
endriny ( 17/06/2013 15:48)
Inona marina ny atao hoe masaonika e?
Izay mba mahalala na kely aza mba zarao aza fady, fa lasa toa fampitahorana olona ilay izy.... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:59
endriny ( 14/06/2013 17:02)
Fanontaniana adaladala
Homosexuel koa ve ny any an-danitra e? Ray, zanaka ary fanahy masina (toa tsy misy vehivavy mihintsy). Ny Ray sy ny Zanaka iny efa bandy daholo, ary Fanahy Masina koa Bandy satria izy no nahabevohak... tohiny
novalian'i mizara ny 19/06/2013 11:57
endriny ( 13/06/2013 04:13)
Ny nipoiran'ny angano Genesisy sy ny safo-drano
Rehefa nandevozin'ny egipsianina ny israelianina, dia nasaina nandidy sy nikapo-bato no asany, ny vato eto dia ireo vato mbola hitantsika ao egipta amin'ny piramida ireo. Fa rehefa nandidy vato teny a... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:08
endriny ( 12/06/2013 19:23)
Ny Malagasy sy Afrikanina no voalohany amin'ny fanaratsiana ny finoan'ny razany
Ny Malagasy efa lasa Kristianina hono dia tsy mankalaza izany finoana ny "Razana mba hitahy" izany intsony. Fa aleony mino ny razana jiosy "petera, Matio, Jesosy... Maria" Dia tsy mandeha na manatri... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:10
endriny ( 12/06/2013 19:16)
Fantaro fa ny teny hoe Oliva dia eto Madagasikara
Raha noana ny olona iray dia mitady "ody am-bava fo", "oly troky" hoy ny Tandroy sy ny Tandrefana (eto Madagasikara ihany) Rehefa noana ny mponin'i Esira Hely (Israel) dia ny Oliva no nataony ady ami... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2013 14:33
endriny ( 11/06/2013 15:30)
Na ny anarana hoe Israely sy Jerosalema (ierosalema) aza dia avy eto Madagasikara avokoa
Israely dia avy amin'ny tany masina kely no dikany, raha any Atsimo eto Madagasikara io, dia ny faritra Esira, saingy ny tany Esira hely izay lasa hoe Israel dia kelikely kokoa ilay tany tany masina n... tohiny
endriny ( 11/06/2013 02:24)
Marary tsy azo amindrana ra hono fa sao ifindran'ny devoly avy amin'ny ran'ny olona mpanota
Finoana re izany Tompoko o. Saingy mody alefa mividy fanafody ny havany dia omena fanafody fampatoriana izy, dia ampidirana ra ihany noho ny fo mangoraka, fa olona tanora dia ho faty sahady. Dia nony... tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2013 18:58
endriny ( 10/06/2013 04:33)
Aleonay Deba e
Fidio Dadabe Ratsiraka... tohiny
novalian'i teamryan ny 27/06/2013 10:02
endriny ( 09/06/2013 04:49)
Misy angano iray fitantarana RR taminay taloha RR ara-panahy io a
Ny antony tsy azo itondrana ny kominio mivoaka ny fiangonana sy ny tokony hanajana azy. "Indray andro (araka ny tantara io a), dia nisy ankizy lahy kely te mba ahafantatra fa vatan'i Kristy tokoa ny ... tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2013 19:36
endriny ( 09/06/2013 03:48)
Alahady ny andro
Maro ireo mitanjozotra manaraka ny arabe, mianjaika tsara fa hidera an'Atra, tsy maintsy atao hono sao dia menatr'olona. Dia tsy maintsy miafy mandoa rakitra na dia tsy ihinanana ilay tapakapoaka aza ... tohiny
novalian'i endriny ny 10/06/2013 13:42
endriny ( 05/06/2013 17:28)
Aza manaiky hampitahorina amin'ny helo sy ny fiainan-tsihita
Fa tiavo sy mihavana amin'ny mpiara-monina aminao, ary mifanaja dia ampy izay. Aza manary vola amin'izay fivavahana, fa Atra sy ny fitiavany tsy misy tambiny rehefa manaja ny mpiara-belona aminao iana... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/06/2013 06:46
endriny ( 04/06/2013 05:58)
Nanao ahoana ny fifadian-kanina teny Iavoloha ry Bazylou a?
Mba ilazao ny kaly hariva teny ny namana e?... tohiny
endriny ( 04/06/2013 05:38)
Izay manana ganida
Mba mila iray boaty maika dia maika ny eny Ambohitsorohitra MIsaotra mialoha Tsy mety hono ny goavy manta a...... tohiny
endriny ( 31/05/2013 05:02)
Raha marina fa hoe ny feon'ny vahoaka dia feon'Atra dia
Mety hovaina ny anaran'ny Radio Feon'ny Vahoaka atao hoe Radio Feon'Andriamanitra... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/06/2013 08:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0462