Liste des messages
Liste des messages, inserés par endriny, par ordre de date
endriny
(
31/05/2013 04:49)
Nangatahianareo moa ity angano ity dia aroso ihany
Avy eto Madagasikara ny mpanjakan'ny Jiosy iray dia I Salomona raha ny angano. Isalo Mena (Ilay fanahy tokana Mena) no dikany, izay nahitsin'i Sebah ho Suleiman. Ny naha Mena azy dia izy zarazara ka m...
suite
répondu par razafyaina2o15 le 21/04/2016 10:15
endriny
(
29/05/2013 13:38)
Ianareo ve tsy mahita fa mahalasa adala, na mahakaondrana ny finoana diso tafahoatra
Namana iray mpanamory fiara manidina, mpivavaka izay no nilaza fa nahita an'i Jesosy teny ampanidinana dia nariana ny asa fa lasa mitory eny amin'ny arabe, lasa Jhony Gasy 3. Mampalahelo ny fianakavia...
suite
répondu par miarilala le 01/06/2013 22:00
endriny
(
28/05/2013 15:09)
Raha izaho ny fianakaviana Ravalomanana, dia mbola tsy maika ny hiverina aloha fa ...
Tadian'ny sasany taperina miaraka dia amin'izay tsy misy mpiteny sy tsy misy anarana ifandirana intsony. Enga anie mba ho siosio ihany izany resaka izany....
suite
répondu par andrywui le 29/05/2013 22:05
endriny
(
27/05/2013 10:49)
Fanontaniana mikasika ilay Johny Rafa
Ilay fampisehoana ve eny Ambidiamontana sa hoe aiza no misy an'ity montana ity? Misaotra mialoha...
suite
répondu par vale le 30/05/2013 14:01
endriny
(
24/05/2013 19:08)
Ahiahy
Manomankomana ady an-trano eto Madagasikara ny frantsay sy ny mpitondra, ka dia hofanina mialoha ny miaramila gasy toa ny natao tany cote d'ivoire sy Rwanda.
Etsy ankilany manomboka ny fanoratana ana...
suite
répondu par endriny le 28/05/2013 15:11
endriny
(
22/05/2013 13:29)
Inona no fikarohana.....
Inona no fikarohna mety atao any Madagasikara amin'izao fotoana izao?...
suite
répondu par endriny le 25/07/2013 05:01
endriny
(
21/05/2013 17:32)
Fa nahoana isika no tsy tia ny tenintsika?
Sa ve raha tsy izany tsy atao hoe avarapi... na ambony aoka leiretsy e... Any izay Dada Rado...
suite
répondu par 5laody le 27/09/2013 15:07
endriny
(
20/05/2013 17:28)
Finoana an'i Kristy...
Nahoana no ny firenena tandrefana, izay toerana tsy niavian'i Kristy Tompo Jesosy irery ihany no mino fa nitsangana tamin'ny maty izy? Nahoana ny silamo sy ny jiosy no samy milaza daholo fa tsy I Kris...
suite
répondu par endriny le 06/06/2013 10:26
endriny
(
20/05/2013 17:16)
Fidio Ratsiraka Didier
Fidio Ratsiraka...
suite
répondu par endriny le 28/05/2013 15:13
