Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i endriny, milahatra araka ny daty
endriny ( 23/05/2016 17:40)
Ho an'i fanahin'ireo iharan'ny tsy rariny isan'andro mihiratra eto Madagasikara...
Tsy hitako hoe hanao sora-baventy eny amin'ny arabe ve aho sa inona? Fa dia eto aloha no alefako ny ventsoventsoko... Toerana lazaina fa natokana eo ambany fitantanan'i Masindahy Laurent sy Masina Ma... tohiny
novalian'i endriny ny 15/06/2016 04:36
endriny ( 07/05/2016 09:03)
taratasy ny fanambaran'ny Eveka
Eny amin'ny gazety eny dia izao no lohateny tamin'ity herinandro ity: "TSY NITSITSY TENY MIHINTSY NY EVEKA NAMPITANDRINA SY NILAZANA NY TSY FETEZANA ETO AMIN"NY FIRENENA" O rey olona e, iza no rebire... tohiny
novalian'i theomanja ny 24/05/2016 14:04
endriny ( 07/05/2016 08:56)
Nilahatra izany ny olona leo taxi _be
Dia mahavariana ihany rey olona. Marina aloha fa nampalahelo ny zava-nitranga, ary miaiky aho. Fa ity mila ho isan'andro vaky dia misy olona voadonan'ny fiara tsotra eto Antananarivo, na voadonan'ny ... tohiny
endriny ( 21/04/2016 04:36)
Ny olombelona tokoa ve no namorona an'Atra
Hoy ny baiboly: "Raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarako dia eo afovoany aho". Izany hoe raha izaho irery izany no mivabavaka eo dia tsy misy Atra. Fa raha "misy 2 na 3" miara-mivavaka ami... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2016 05:57
endriny ( 18/04/2016 05:07)
Mahavariana ihany koa isika mpitazana ka
Salama daholo aloha, Niova izany iny ny goveronemanta, dia mba nampiseho ny mombamomba ilay Piraiminisitra vaovao. Dia miala any ny tsikera mahery vaika hoe: "Efa lany olomanga mihintsy I Gasikara k... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/04/2016 13:27
endriny ( 13/04/2016 05:34)
Ny Babilonianina izany no nandrafitra ny baiboly ho an'ny Jiosy sy ny Kristianina e
ahahahahhahaha, Mampihomehy be ilay tantara, fa aleo iny ho any fa ny tantaran'ny razako aza tsy haiko... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/05/2016 10:56
endriny ( 11/04/2016 15:07)
Miantso kila ny Papa
Dia tsy haiko ry zareo na mihena ny mitombo ny isan'ny mpiangona kristianina eto an-tany na tsia. Fa ny hitako eto Madagasikara aloha dia mitombo ny isna'ny fiangonana, nitarina daholo ny ankamaroan'n... tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2016 14:24
endriny ( 30/03/2016 15:29)
Olona iray ihany ve i Gasy1zay sy Strong3
I Gasy1zay mantsy no nametraka veloma dia I Strong3 koa no tsy hita intsony, raha tsy hoe olona iray ihany ry zareo ireo. Anarana 2 kanefa olona iray. Ohatran'ny hoe olona 3 kanefa Atra tokana (3,1)... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2016 12:38
endriny ( 29/03/2016 14:52)
69 taona lasa izay... tsy avelako ho kaon'ny riaka ny ran'ireo Malagasy novonoina tamin'izany
Na dia ezahina kosehina eo amin'ny tantara aza, ary na ezahina fafana eo imason'ny Malagasy ankehitrio, dia tsy menatra aho ny mahatsiaro ireo Malagasy Ray aman-dReny, Tantsaha sy Olomanga nampiara-di... tohiny
endriny ( 28/03/2016 04:28)
Ho avy tsy ho ela mitaha amin'ny rongony
Efa hatramin'ny andron'ny mpaminany no nisy filazana fa ho avy tsy ho ela ny Mesia, dia maty foana izay maty fa tsy tonga ny Mesia. Fa ho an'ny Kristianina moa dia efa tonga ny Mesia, ary Jesosy no an... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/04/2016 15:30
endriny ( 15/03/2016 05:30)
Nahoana tokoa no niverina indray i TGV kanefa teo efa hoe hifindra any Frantsa
Tsy nisy gazety moa sahy nanontany azy an'io hatramin'izay... Fa izaho izany no mba mandefa heritreritra eto e... Ny fahitako azy dia iray amin'ny mety voasaringotra amin'ilay afera any Singapour iz... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/03/2016 13:59
endriny ( 11/03/2016 15:05)
Un budget faramineux de 25 milliards d’Ariary pour le Sommet de la Francophonie à Madagascar !
[url=http://www.moov.mg/]eto jerena aza fady[/url] 25 Milliard ar hihihihihi betsaka dia betsaka hono. Fa aleo aza jerena kely 25.000.000.000 ar = 75.000.000.000 fmg (Toa vao maika nitombo) 75.000.... tohiny
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:34
endriny ( 04/03/2016 06:57)
Ho vita ihany koa ny amin'ity fitondrana Rajao ity e
Diso misetrasetra loatra ny zanany lahy, ary tena miasa ohatran'ny mafia mihintsy. Dia alainy daholo izay toerana henony hoe misy vato na volamena. Tsy vitan'ny hoe alainy fotsiny moa fa vonoiny mihin... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2016 07:14
endriny ( 02/03/2016 10:02)
Ny anarana fiantsoana
Ny olona iray dia antsoina amin'ny anarany araka ny toerana misy azy eo amin'ny rafi-piarahamonina. Ka ny olon-tsotra dia antsoina amin'ny fanampinan'anarany mba ahamora ny fiantsoana azy amin'ny fana... tohiny
novalian'i booboo ny 09/03/2016 22:44
endriny ( 02/03/2016 09:50)
Tena fanjakana badouraly sy KerrySay ity
Ny Filoha Kaomorianina indray no sahy miteny am-pahibemaso ny tokony hamerenana ny Iles Eparses ho an'i Madagasikara... Ny Colas tsy manana permis environnemental kanefa afaka mitrandrka sy manondran... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2016 04:53
endriny ( 26/02/2016 18:57)
Maty kanefa velona indray
Indray andro rehefa nilalao ny ankizy nanao fanenjika dia nanao posy i Jean Marie Frederic fa poritra te hipipy. Dia nododosan'ny mpanenjika izy hoe: "haingana ialahy e!". Dia niolomay i Jean Marie Fr... tohiny
endriny ( 22/02/2016 05:53)
Somary mba miomehy kely aloha Tanimboho vs Tatezana
Hoy I Fransisy hono: "Izay olona tsy manamboatra tatezana fa manamboatra tanimboho dia olona tsy Kristianina" Dia ahoana kanefa ireto fikambanana relijiozy Kataolika rehetra eto Madagasikara mipetrak... tohiny
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:54
endriny ( 19/02/2016 06:26)
Noporofoin'ingahy Benedicte fa tsy ilaina mihintsy ny mainty hoditra
Ahoana angaha hoy ianao? Tamin'ny fitsidihana nataony tany Meksika dia nilaza ity RR ity fa azo ampiasaina ny fiarovana mba hialana amin'ny fianahan'ny Zika eo amin'ny vehivavy. Haintsika tsara fa an... tohiny
novalian'i endriny ny 20/02/2016 05:26
endriny ( 17/02/2016 05:31)
Iza tokoa ary no mitombina amin'ireo
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m56ba437392865]ireto[/url] hafatry ny namana tany amin'ny eritreritra mandalo... tohiny
novalian'i ASRT ny 06/10/2016 15:09
endriny ( 10/02/2016 05:24)
Fanenjehana ny mpivarotra amoron-dalana
Hihihihi Raha tsy mahaala ireo mpivarotra amoron-dalana ireo amin'ny fotoana voafetra i Neny dia soloina PDS, satria manalabaraka amin'ny fivorian'ny francophonie... Fa ny olona rehetra dia tokony h... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0431