Liste des messages
Liste des messages, inserés par endriny, par ordre de date
endriny
(
03/08/2017 04:27)
Maneho ny firaha-miory amin'ireo STK sy FJKM ao Soavinandriana
Mankahery ny fianakaviana sy ny mpiray fiangonana manontolo...
suite
répondu par Miharena le 17/10/2017 06:17
endriny
(
07/07/2017 05:59)
Naninona no tsy mba navotan'i Jesosy i Joany mpanao batisa?
Teo amin'ny tantaran'i Jesosy dia tonga foana i Jesosy nanavotra ireo olona tiany sy maminy.
Tsaroantsika tsara ny nanavotan'i Jesosy an'i Maria Madelena, ilay voaheloky ny olona ho faty tamin'ny fit...
suite
répondu par endriny le 03/08/2017 04:33
endriny
(
30/06/2017 14:07)
Andriamanitra sa Zanahary
Na Andriamanitra na Zanahary dia anarana entin'ny mpino milaza izay heverina fa mpahary sy mpiahy ny tontolo, ilay Andriananahary. Fa maninona no antsoina hoe Andriamanitra na Zanahary?
I Zanahary di...
suite
répondu par rhaj0 le 16/08/2017 13:38
endriny
(
26/06/2017 14:10)
26 Jiona
Salama daholo! Dia samia manao fety finaritra avokoa!
Fa inona tokoa moa ny 26 Jiona ho an'ny Malagasy?
Fety iray lehibe ankalazaina 2 na 3 andro mba ankalazana ny atao hoe Fahaleovantenan'ny Firene...
suite
répondu par endriny le 29/06/2017 14:26
endriny
(
01/06/2017 13:11)
Genesisy (Jenezy) toko-2
Tapany voalohany araka ny rohy [url=https://etory.net/smartbaiboly/online]Baiboly Malagasy en Ligne[/url]
[i]1 Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy.
2 Ary tamin’ ny andro fahaf...
suite
répondu par MIharena le 24/06/2017 04:59
endriny
(
20/05/2017 13:28)
Hevitra ho an'ny Namana Rhaj0
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=IkHp4uSPa5o[/youtube]
Asa raha mety aminao io fomba fandevenana io....
suite
répondu par Miharena le 10/06/2017 05:30
endriny
(
17/05/2017 17:11)
Rehefa toa ny ahoana no mibitsika ao aminao Atra
Andeha hatory ao io. Ka sao mba misy manana hevitra amin'ny zavatra tokony atao, mba ahazoako izany bitsika sy tsindrimandry avy amin'Atra izany amin'ity alina mangatsiaka ity.
Ohatran'ny mba mampafa...
suite
répondu par Miharena le 03/06/2017 11:12
endriny
(
08/05/2017 13:47)
Ny Dady
Ny Dady na Razana dia iray ihany.
Tany aloha dia samy nitondra ny Razany tamin'izay toerana nalehany ny Foko tsirairay teto Madagasikara. Nofonosina Tsihy sy Arindrano ny taolam-balon'ny Razana ary n...
suite
répondu par endriny le 18/05/2017 15:50
endriny
(
05/05/2017 15:53)
Andao aza ho alalinintsika hatramin'ny voalohany mihintsy ny baiboly dia hohitantsika ny marina...sa ny diso
Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara
[i]1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin'Andriaman...
suite
répondu par Miharena le 29/05/2017 04:43
endriny
(
02/05/2017 14:43)
Atra ve mba mitaindrina ny didy 10?
Hoy Atra: "Aza mitsiriritra fananan'olona", kanefa izy Atra ary nitsiriritra ny fofom-badin'i Josefa
Hoy Atra: "Aza mangala-badin'olona". Kanefa tsy vitan'ny hoe notsiriritiny fotsiny ny fofom-badin'...
suite
répondu par endriny le 08/05/2017 15:07
endriny
(
01/05/2017 13:27)
Inona no atao hoe joro?
Ny fahalalan'ny olona ny hoe Joro dia ilay fanaovana sorona omby ho an'ny Razana sy ny Zanahary.
Saingy ny Joro dia ny fijoroan'ny olo-maventy miaraka amin'ny tompon-draharaha, izany hoe hita mihantr...
suite
répondu par endriny le 02/05/2017 14:26
endriny
(
01/05/2017 13:15)
Ahoana no mba fampiharan'ny Kristianina ny didy nomen'i Jesosy ao amin'ny Marka9.42
I Jesosy dia nilaza hoe: "na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ran...
suite
répondu par endriny le 18/05/2017 15:55
endriny
(
25/04/2017 14:45)
Tsetsatsetsa: Politika sy ny Finona Kristianina eto madagaasikara ankehitrio
Hoy ny governemanta hoe: "MIsy ambadika politika, fampiadiana ny fiangoanana amin'ny mpitondra, ireo fanolanana masera tany Antsirabe sy ny famonoana mopera sy frera tany Antsohihy"
Ho ahy indray ane...
suite
endriny
(
25/04/2017 13:34)
Ny fivavahan-drazana mitaha amin'ny fivavahana kristianina
Maha lasa saina ihany ny rija fototra eo amin'ny fivavahan-drazana sy ny fivavahana kristianina. Tsy mitombona ve ny fivavahan-drazana ka mahatonga ny olona voatarika amin'ny fivavahana kristianina? S...
suite
répondu par endriny le 04/05/2017 13:23
endriny
(
06/04/2017 15:52)
Andao ataontsika hoe noravan'i Jesosy ny didy 10, fa ny fitiavana no lehibe indrindra amin'ireo
1) na 1 sy 2) (arakaraky ny fiangonana) Tiavo ny Sampinao, Tiavo ny manao sary amin'ny rindrindra ry Atr'Israely, Tiavo ny miankohoka amin'i Samuel Edward, sy Razanakolona ary ny ambaratonga ambony re...
suite
répondu par endriny le 30/04/2017 04:13
endriny
(
29/03/2017 03:56)
Iza no mino fa ho avy ny orana androany?
Arakaraky ny isan'ny mpamaly eto no akako fanapahan-kevitra na tokony hitondra elo aho na tsia
Misaotra mialoha...
suite
répondu par rhaj0 le 02/04/2017 09:50
endriny
(
24/03/2017 13:38)
Ny zotanin'i Edena 32.308 Avaratra, 64.75 andrefana
Io toerana telozoro nananosarotra ny mpitondra fiaramanidina sy mpiantsambo io izany taloha dia nolazaina fa Edena, ary nolazaina fa ny maha telozoro azy dia noho ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy mas...
suite
répondu par rhaj0 le 07/04/2017 22:51
endriny
(
21/03/2017 13:40)
Andao antsointsika amin'ny tena anarany aza i Jesosy e
Miady mafy dia mafy ny namana sasany amin'ny tokony hiantsoana an'i Jesosy amin'ny tena anarany.
Marina ny azy satria na ilay anarana fotsiny aza dia efa ifanaratihan'ny samy fiangonana ny fiantsoana...
suite
répondu par endriny le 12/04/2017 14:27
endriny
(
21/03/2017 04:49)
Jesosy sy ny mpianatra mifandinika manao forum
Hoy i Jesosy tamin'izay: " Efa ho avy ny andro andehanako ka aiza no tianareo atantsika miaraka faraparany"
Petera: "Fa andeha ho aiza ianao ry Mpampianatra?"
Dia hoy i Jesosy namaly azy hoe: "Andeha ...
suite
répondu par endriny le 24/03/2017 05:30
endriny
(
06/03/2017 16:35)
Andriamanitra iray tokoa ve no ivavahan'ny kristianina sy ny Ombiasa?
I Flacourt sy ry Robin aloha teo aloha tamin''ny andro mbola nisalaka ny Malagasy dia nandalina fa Atra iray ihany no ivavahan'ny Malagasy rehetra nihaona taminy. Ary io Atra io dia toa ilay Atr'i Mos...
suite
répondu par endriny le 22/03/2017 09:54
