Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zefalah, milahatra araka ny daty
zefalah
(
23/07/2005 23:16)
gasy
ty misy fantaniana? mahagaga sy mahazendana.
sika rehetra mahalala fa ny gasy dia manamasina ny razam-be...any ka lasa manopo mintsy aza ny sasany.
de le fantaniana de zao.
Inona no tena topon'ny m...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:50
zefalah
(
19/07/2005 00:52)
fiaretana
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:09
zefalah
(
19/07/2005 00:50)
fiaretana
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona ...
tohiny
novalian'i palince ny 31/08/2005 07:30
zefalah
(
19/07/2005 00:43)
sika hiresaka fitiavana
Manahoana daholo ianareo ry vahoaka malagasy!
:D Faly be alo za refa miditra ato.maita ny evitrareo
ka ty ary misy zavatra tsy mazava amiko.. ka hitadiavako evitra aminareo.
moa ve ny bandy ra tsis...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:54
zefalah
(
11/07/2005 02:23)
finoana
taminy fahagola dia fomba gasy no napesaina..
dada-rabe sy bambana zokiny tapakazo zany e.
de tonga ry Da Sha..zany hoe ry arabo..nitondra an'ty resaka Isalamo ty ...tao arina kely dia tonga ry le m...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:18
zefalah
(
11/07/2005 02:17)
fenarana
mba inona kay ny fomba amahana an'ty vaha-olona ty?
maro reo mpianatra ain'zefalah..efa navita izy reo..
nefa mataotra mody any madagascar?
inona ozy enao ny antony? mataotra sao tsy ahazo asa
ka ...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 14:01
zefalah
(
11/07/2005 02:12)
hoy ny dostoro!
hoy ny lalana hoe ze mangalatra dia gajaina.
ka mipetraka ny fantanina?
moa ve ry zalahy ao ambony ao tsy misy maita?
satria mantsy ry zalahy ao mihinana ny volam-bahoka
ka inona no antony mahato...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:34
zefalah
(
11/07/2005 02:04)
tiako enao nefa??
tia hony izy nefa tsy te hiaraka aminy?
aona ko ty? le olona tia nefa tsy te hiaraka ?
zany hoe izy zany makatia an'le sipa nefa tsy te iaraka am'le sipa?
inona no tokony ataony amin'zany? nefa izy...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:07
zefalah
(
11/07/2005 01:11)
anareo aja!
inona? no ? antony? mahatonga? ny vehivavy ? ray tsy anaraka? ny anatran'ny? ray aman-dreniny?
ary ? moa ve? fahadisoana? ny mananatra ?vehivava namanao? mba tsy? anao nao fahatany?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:45
zefalah
(
11/07/2005 00:49)
hahahahaha
ny sakafo tena ankaviziko dia ny ravitoto sy voanio
"coco" zany e!!
fa ty no loza!! akamarony vehivavy ao @ tanana dia tsy mahay mahandro aminy coco!! ka inona no antony tsy ahaizany sipa ao @ tanan...
tohiny
novalian'i booboo ny 22/07/2005 12:57
zefalah
(
11/07/2005 00:43)
maso maita,fo mangoraka
maso maita,nefa fo tsy mangoraka ny gasy.
mampalaelo de tena mampalaelo tokoa ra maita gazety ndray ndray, Satria matetika no misy vaovao matsiravina sy manalabaraka ny firenena..resaka famonona zana...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 22:14
zefalah
(
30/06/2005 14:24)
resaka internet
manaona doly sika rehetra alongany.
ie...vita ny fiarabana de aroso ny resaka
fa mba gaga iany mantsy oa za ndray ndray hoe moa ve sika gasy mba mpandainga? maita lainga tsara soratra bedebe mintsy ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 14/07/2005 21:07
zefalah
(
22/06/2005 20:18)
resaka vola
mandreraka be na ny mieritreritra azy aza.
satria misy vehivavy dia mazoto mihintsy mandefa vola
refa antanina izy de hoe: ka tiako anie io bandy io e
ary nohon'ny fitiavako azy no andefasako vola ...
tohiny
novalian'i palince ny 08/09/2005 09:34
zefalah
(
20/06/2005 15:43)
zay iany no tena marina
zavatra rehetra dia natao ho dedavina afatsiny fitiavana,satria ny fitiavana tsy azo dedavina.
fa zay mitady fitiavana no alikain'ny fitiavana ary zay alikany fitiavana dia andevoziny ary mety anopo ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:41
zefalah
(
20/06/2005 08:30)
aiza ary ny marina?
Voalaza fa ny malagasy dia Christian.
ra jerena lavitra alo ny tantara dia ny gasy tsy Christian zany....ary ny voalazany tanatara.
fa le zavatra mahagaga ankehitriny de ty.
inona no antony mahaton...
tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 08:24
zefalah
(
26/05/2005 21:31)
gasy mivarotra tanin-ndrazana
ty le hoe samy mande samy mitady.
fa ra ny gasy any apitandranomasina ano no mody any dago a!! ngamba mba hivotra iany ny sport malagasy.
nefa indrisy ozy lay fitenenan'le tsy afamanotra.
Ze mahay ...
tohiny
novalian'i lydie ny 25/07/2005 12:37
zefalah
(
24/05/2005 21:06)
ny trinité masina!
Arabaina ry mpino isany.
Faly aho mametraka ity fantanina ity aminareo.De manatena valiny maomby koa.Satria sika gasy dia mba anisany zanaka Christian iany.
voalaza fa Andriamanitra dia ray tokana.N...
tohiny
novalian'i babalahy ny 25/08/2005 12:49
zefalah
(
23/05/2005 00:20)
ra8 sy ny politikany
Tanana tsy mivokona @zany tsy mivokona tsony.
Mety ve ny Zavatra ataon'ny Andriamatoa Ra8manana @zao?
Tsy mahazo manafatra menaka!
vary aonjana.
karaman'ny mpiasa tsy miakatra.
Fianana miakatra s...
tohiny
novalian'i zandrypte ny 27/05/2005 17:22
zefalah
(
23/05/2005 00:09)
lavalava gasy
hiresaka fanatandrahatena sika.
ny tena mo mpanao rugby.
ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa.
ka apetrako ny fantanin...
tohiny
novalian'i booboo ny 24/05/2005 19:42
zefalah
(
23/05/2005 00:07)
lavalava gasy
hiresaka fanatandrahatena sika.
ny tena mo mpanao rugby.
ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa.
ka apetrako ny fantanin...
tohiny
novalian'i rpk ny 23/05/2005 06:04
