Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zefalah, milahatra araka ny daty
zefalah
(
26/08/2005 22:18)
tapakazo
ya...sika rehetra malala tsara fa ny gasy dia nanompo razan-be sy ny tapaka-hazo.
fa lay tena tsy aiko sady mahalasa saina be ana hoe :?inona no antony nanopon'ny malagasy azireny?
de nanomboka aovi...
tohiny
novalian'i juluka ny 23/09/2005 06:54
zefalah
(
26/08/2005 22:10)
inona no tena antony?
misy manampahaizana bedabe sika malagasy,na @lainy inona na @ lafiny inona..saingy mampalaelo,satria tsy ao madagascar avokoa ny ankamaron'izireo.
lay fantaniana dia hoe: inona ny antony mahatonga an...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 31/10/2005 22:03
zefalah
(
24/08/2005 17:54)
volamena ny fifankatiavana
manaona aby anareo mpifankatia.
izaho dia lasa saina ndray ndray hoe:inona no tena zavatra atao mba tsy ampisaraka anareo mpifankatia reny?
io mantsy no mahatonga asika anao fanaofody gasy.
mba aha...
tohiny
novalian'i IDEALY ny 05/09/2005 04:03
zefalah
(
20/08/2005 13:32)
finiavana,sa fitiavana?
maro amin-sika no maniry an'lay fitiavana mba ho lasa mpivady,ary maro koa reo tanteraka t@zany.
nefa maro koa reo vehivavy nampanambadiana forise.
ka lay fantaniana dia ty.
mety ho hisy fiantrekan...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 20:56
zefalah
(
16/08/2005 23:28)
le finoana e
ie..le hoe finoana..mialatsiny mialoa,fa zaho tsy hikritiky na anakiana..fa te halala kosa ny marina.
ny Jesosy dia andriamanitra! marina zany ozy nareo
ka Afaka lazainareo amiko ve hoe inona no ten...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:48
zefalah
(
16/08/2005 23:14)
Kristianina
maro ny olona milaza ny tenany fa hoe kristianina nefa na fiangonana aza tsy hidirany?eny na miditra fiangonana aza izy tsy hivavaka no aleany any.
efa itany masoko roa reto zany tao @ eglise saint m...
tohiny
novalian'i moi ny 26/08/2005 05:56
zefalah
(
16/08/2005 23:02)
fitiavana tena marina
maninona moa raha lay fitiavanareo mafana sy miroborobo io no atao hitiavanareo an"Andriamanitra?
sa diso aho ra hilaza zany eto...maro mantsy reo olona te amono ny tenany mihintsy,satria misy tsy me...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 21:20
zefalah
(
16/08/2005 22:51)
bandy gasy
satria sika samy mahay daholo fa ny bandy gasy dia somary maditra,sika bandy gasy zany e..ary tsy bandy zany bandy tsy naditra zany.
fa le tiako lazaina de zao...misy reo bandy mbola mirevy sy maditr...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 23/10/2005 13:55
zefalah
(
16/08/2005 22:39)
le hoe politika
mba afaka valinareo ve za raha antany anareo hoe:raovina i madagascar vao androso?
de olona toa iza no mety ampandroso any madagascar?...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 21:23
zefalah
(
13/08/2005 14:16)
asa any dago
za mba mangataka zavatra aminareo
zany hoe fanazavana kely.
amireto olona navita fianarana tsy mety maita asa reto..moa ve ny fandrakana tsy mba mijery azireny?
ary inona no tokony atao raha sendra...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 20:26
zefalah
(
11/08/2005 19:16)
mila evitra
inona kay ny fanafodin'ny Angatra?
fanazavana.
lay Angatra dia 'nana' mivoaka @ mahalehilahy..na nana mivoaka @ mahavehivavy. ary io aretina io dia azo @ alalanin'ny firaisana..ka mila evitra aminar...
tohiny
novalian'i legentil12 ny 29/09/2017 14:04
zefalah
(
07/08/2005 20:32)
manao azafady aminareo
ie..mialatsiny aloa ra ametraka resaka ato aho,tokony tsy ametraka resaka ato aho nefa..otrany manitikitika be ana oa le resaka fifanapina eo @ lahy sy ny vavy.
misy sipa a..izy manampy bandy..za alo...
tohiny
novalian'i pitchou ny 07/09/2005 18:17
zefalah
(
07/08/2005 20:26)
asa na mety na tsy mety
refa miresaka lhl sika dia tonga ato a-sika lay hoe amelona vady aman-dranaka..ka ny tiako lazaina zany dia ty..hoe firy @ sika lhl no manana fisainana ratsy ho velomina sipa?
ary firy @sika lhl koa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 23:05
zefalah
(
06/08/2005 20:09)
kisoa
marina fa tsara ny kisoa,nefa fady a-=sika zany
ka inona ary no antony mbola hinana sika kisoa.nefa ny baiboly efa nandrara ny fihinanana an'reny?
sady ny gasy maty ny enakisoa mintsy.
nga tsisy sa...
tohiny
novalian'i aina15 ny 11/01/2015 18:38
zefalah
(
05/08/2005 16:58)
SIDA
inona no zavatra atao mba ialana @ sida?
satria efa tsy misy fanafody iany.. de inona no atao mba elana @ io aretina mafaty io?...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/10/2005 09:23
zefalah
(
05/08/2005 16:56)
aza manao an'io
fa inona reto mifampihinana reto e.
refa ny ambany zany no manao affair kely de gajaina
fa refa ny ambony dia tsy gajaina?
zany ve de rariny?
hoy ny lalana zay manao affair maizina dia ho tsaraina...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:30
zefalah
(
05/08/2005 16:52)
rugby
sika gasy dia manao tsino-sinona ny rugby.
zany hoe efa taty aorina vao voakarakara ty taranja ty..ka hoy aho hoe: aona mo raha avoazina daholo reo Ecole de Rugby ao madagascar reo? ary reo iany no o...
tohiny
novalian'i bainakely ny 12/09/2005 09:29
zefalah
(
05/08/2005 16:47)
ra8
aminareo kay!
mba inona no zavtra hitranga aminy fanalana any io ra8manana io eo?
moa ve hisy ady sy tomany,hilamina iany?
de ra misy zany? le ady zany?
inona no zavatra ataony gasy mba tsy hisin'...
tohiny
novalian'i hps ny 27/08/2005 20:13
zefalah
(
05/08/2005 16:31)
iza
iza no afaka manambara ny tenany fa sambatra eto ambonin'ny tany?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 19/08/2005 13:58
zefalah
(
04/08/2005 01:19)
S.O.S
nisy olona nifakatia be .de avy eo tsy nanoratra tsony le sipa,tsy niteny tsy nitelephone.na message ary tsy mba alefany.
le fantaniana?
Inona no antony mahatonga ny vehivavy anao an'reny fietsika a...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:02
