Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i zefalah, milahatra araka ny daty
zefalah ( 11/11/2005 12:02)
conseil de sagesse
tout les chose a sa raison d'être; montagne; refuge de brouillards. vallée ;abri des moustiques. bras d'eau;repaire des caïmans. l'homme ,lui,est sactuaire de la raison. vous,jeune,homme. ne ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 04:40
zefalah ( 24/10/2005 14:08)
majamoro
miarahaba tompokilahy,miarahaba tompokivavy. mba te antany ny tena de mba manoratra. raha jerena de mirona any @ lay fitiavana doly doly ny tanora ankehitsiny,zaho koa ao anatiny. ka hoy aho hoe: M... tohiny
novalian'i maditra ny 26/10/2005 06:21
zefalah ( 17/10/2005 19:02)
fenarako
manaona o! zaho dia mitady evitra aminareo. mpianatra aho,ary teren'ny tsy fisina dia voatery miasa,zany hoe sady mianatra zao no miasa? ka moa ve mety ampisy fiantrekany amin'ny fianarako io asa a... tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/11/2005 21:55
zefalah ( 17/10/2005 17:46)
ho anareo kristianina havana
miarahaba anareo ny tenako. refa namaky moa zaho dia nahita an'lay teny hoe: NY JALY SY MATY HO ASIKA JESOA KA NANALA NY FAOTASIKA. fantanina.. de ra marina io teny io..dikan'zany na mpanao ratsy n... tohiny
novalian'i cutie ny 19/10/2005 21:47
zefalah ( 14/10/2005 16:49)
bandy avy any an-dafy
de mbola mialatsiny ainy raha miditra @ affair-ny vhv ny tenako...mialatsiny oa a!!! mba nisy zavatra azoko an-tsaina,fa ny sipa any dago dia tara tara @ bandy avy any an-dafy...misy aza miady mihi... tohiny
novalian'i Nanaingo ny 15/02/2006 10:40
zefalah ( 10/10/2005 23:17)
bikina
aona r'zareo no hafatarana ny vhv rehefa bevoka? ary inona ny marika ahalalana an'zany? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2005 22:15
zefalah ( 02/10/2005 14:36)
jiro
tsy aiko zay asina an'ty soso-kevitra ity,ka de aleo ataoko ato...na tsy mety aza. fa!!! inona kay ny antony lehibe mahatonga ny jiro ao antananarivo tapaka lava? inona no tena antony? ary moa ve ts... tohiny
novalian'i pika ny 14/10/2005 12:52
zefalah ( 02/10/2005 14:27)
mahery fietsika
sika rehetra samy malala an'io teny io. nefa kosa mbola samy tsisy mahafantatra an'lay hoe terroriste? amiko manokana aloa dia,ny terroriste na r'zala mahery fietsika dia i Israel sy america,ary man... tohiny
zefalah ( 02/10/2005 14:20)
fantanina
mialatsiny aloa,raha miditra ato aho. satria moa izy ty natao ho resa-behivavy,nefa hidirako: tsy zany mantsy ry fanaka matandraka,fa misy fantanina tiako apetraka aminareo. de ny hoe: Lehilahy man... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2005 12:23
zefalah ( 22/09/2005 16:22)
r'zala sportif
ny antony mahatonga any madagascara tsy mandroso aminy resaka fanatanjahatena dia ,zao erahamalala fa ny mpanao sport any tanana dia tsisy mpanampy. de le fantanina hoe? inona no atony mahatonga ny ... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 20/10/2005 21:24
zefalah ( 22/09/2005 16:03)
mamo-lava
ho anareo fanaka malemy eto amin'ny serasera.org tianareo ve raha ny vadinareo no mamo-lava? de raha ENY de inona no antony? de raha TSIA de inona no antony? ... tohiny
novalian'i vale ny 03/12/2005 12:12
zefalah ( 22/09/2005 15:56)
resaka l'amour!
atraiza ny fetran'ny fitiavana?... tohiny
zefalah ( 22/09/2005 15:53)
resaka fanafody
manaona alo e? saika mba antany hoa za e...lemomba an'lay fanafody gasy zany...ita mantsy tato ato fa somary bedabe iany le fanafody apesai-sika zanak;olombelona. de le fantanina de ty. moa ve sika... tohiny
zefalah ( 13/09/2005 15:56)
gasy vaza sa japonais?
manaona daholo ianareo ry ambany lanitra. refa nanao chat,za de tratran'lay olona tsy mahay miteny gasy,ary matetika izy io. lay fantanina. moa ve misy gasy tsy hiezaka mba hianatra teny gasy mihin... tohiny
zefalah ( 05/09/2005 22:56)
asa
Inona no zavatra mampanakarena vetivety r'zala? zany hoe :inona ny asa mazava nefa mampanakarena aingana?... tohiny
zefalah ( 02/09/2005 02:13)
mahay enao.
nisy sipa nilaza tamiko fa hoe zanaka ambassadeur. refa nojereko tsara anefa ny momba azy dia mpianatra izy...olona tsotra otrana iany. lay mahagaga de ty...nolazainy fa izy hono afaka mande na aiz... tohiny
zefalah ( 02/09/2005 02:02)
fitaizana
ny ahy ny zanako tsy atao mahay internet. indrindra ny chat.. fa hono oa... aona ny fomba tsara hitaizana ny zaza ankehitsiny? mba tsy hivi lalana any @ fahaverezana sy fitiavana adala ny zaza any a... tohiny
novalian'i diloo ny 24/10/2005 16:51
zefalah ( 02/09/2005 01:52)
fahadiovana
amboarina ny lalana sy ny canal. fa ny kibonay tsisy vary tsy mba amboarina zany ve de mba eken'ny saina mandinika. lalana sy canal ve de avoky anay? aona no atao mba ahavoky ny kibonay fa tena no... tohiny
zefalah ( 02/09/2005 01:47)
mba mantany
mba aona marina zany hoe fitiavana miandrandra fahasambarana zany e? toa itako mantsy ny gasy toa sahirana amin'lay resaka fitiavana,nefa tsy ampy 2 taona de rava.. misy aza ny sasany ray volana de ... tohiny
novalian'i deghany ny 19/09/2005 13:58
zefalah ( 02/09/2005 01:44)
chat
salama doly e!! mety mba anisany olona mpanao chat ngamba enao io. za aloa mpanao chat,ary efa ho 3 taona zay no nanaovako chat,fa tsy de naitako tonbo-soa. asa... za ngamba no adala...tsy hoe mita... tohiny
novalian'i Naliy ny 26/09/2005 21:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0204