Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i LazaRandri, milahatra araka ny daty
LazaRandri ( 19/10/2005 01:00)
Tournoi boxe politique
Quart de finale. Iza no ho tafakatra amin'ny fifaninanana boxe? Iza no KO premier tour de vita? Voninahitsy vs Mailhol Ravalo vs Pierrot Herizo vs Ratsirahonana Ny Hasina vs Zafy ... tohiny
novalian'i Ralay ny 01/11/2005 17:41
LazaRandri ( 18/10/2005 23:51)
Fangataham-bavaka
Mihaino sy mamaly vavaka Andriamanitra. Koa andao ary isika tsirairay samy hifampitondra amim-bavaka, sy hizara izay vavaka tiany atao. Azonao atao ny milaza rehefa nivaly ilay vavaka, azonao tazomina... tohiny
novalian'i jentilisa ny 31/10/2005 14:22
LazaRandri ( 18/10/2005 01:17)
Vady tokana
- raha manambady roa ianao dia izay ilay antsoina hoe [b]bigamy[/b] - raha manambady maro dia izay ilay antsoina hoe [b]polygamy[/b] - raha manambady tokana kosa indray hono dia ... [i]monotony[/i] ... tohiny
novalian'i gasitiako ny 22/11/2005 10:50
LazaRandri ( 18/10/2005 00:47)
Loza noho i Mailhol koa ity Vo.inahitsy
Raha miresaka aminareo rangahy iny dia teneno azy fa [b]miteny ratsy ny Fanahy Masina[/b] izy ary feno "bitternes" ny fony. [quote=La gazette]« Je vous donne deux semaines et ce régime sera disso... tohiny
novalian'i Razouzou ny 06/11/2005 19:00
LazaRandri ( 17/10/2005 02:48)
Jesoa sy ny fomban-drazana
Fomban-drazana ve sa Tenin'Andriamanitra no narahin'i Kristy? Ahoana ny fandraisanao ny tantara ao amin'i Marka 7 ? 5 Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: [b]Nahoana ny mpianatra... tohiny
LazaRandri ( 14/10/2005 04:55)
Hugues Rajaonson
Io ve ilay mpampianatra teny am faculte DEGS? Lasa sekretera jeneralin'ny Energie et Mines ingahy rainy. hahahahahaha! Tsy fankahalana sanatria fa raha mbola olona toy ireny no mitantana an’ity fir... tohiny
novalian'i pitchou ny 18/10/2005 18:34
LazaRandri ( 06/10/2005 06:28)
Tratry ny taona e!
Araka ny fanisana taona nomen'Andriamanitra ny vahoakan'Israely dia nanomboka omaly 05 Octobre 2005 ny taona vaovao (Rosh Hashana) 5766. ... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/10/2005 16:20
LazaRandri ( 05/10/2005 23:20)
Iza no mila beazina voalohany?
Mila beazina aloha ireo tompon'andraikitra isan'ambaratongany, hatrany an-tampony dia izay vao miampita amin'ny tsy mandady harona.... tohiny
novalian'i estine ny 09/11/2005 08:57
LazaRandri ( 05/10/2005 06:38)
Sinoa mi-klandy
Nisy sinoa telo lahy, Bu sy Chu ary Fu, tsy nisy taratasy kanefa te hipetraka any Amerika. Nanova anarana izy ireo sao tratran'ny fanjakana. i Bu lasa Buck, Chu lasa Chuck, ary i Fu...nitolo-tena niv... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:23
LazaRandri ( 05/10/2005 06:27)
gif animator
aiza no misy gif animator azo alaim-potsiny? Misaotra... tohiny
LazaRandri ( 05/10/2005 06:26)
Inona ny olana?
Dokotera: inona ny olana? Marary: Otrany tsy misy maheno izay teneniko mitsy dokotera Dokotera: ka inona ny olana? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:32
LazaRandri ( 05/10/2005 05:34)
Mila fanampiana ny chercheur!!!
[img]http://ocfunisa.org/research/beerresearch.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:33
LazaRandri ( 05/10/2005 01:58)
Ny fahefana Politika
"Tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra" hoy ireo mpanao politika :) . Ahoana ny fandraisanao ny dikan'izany? Satana koa dia nomen'Andriamanitra fahefana, saingy iaraha-mahafantatra ny a... tohiny
novalian'i bichette ny 12/10/2005 06:25
LazaRandri ( 05/10/2005 00:44)
Fitadiavana asa sy famonjena
Ny famonjena dia tsy mitaky fahaizana amam-pahalalana na traik'efa, na sanatria kolikoly, ary tsy misy fiangarana fa izay mitady [b]amin'ny fo[/b] dia ahita :)... tohiny
novalian'i namanao ny 15/11/2005 14:00
LazaRandri ( 04/10/2005 06:30)
QMM sy FISEMA
[u]Nadika avy tao amin'ny La Gazette:[/u] [i]le syndicat revendique au gouvernement Jacques Sylla et à la société QMM trois points fondamentaux: - Ce sont d’abord, la définition et l’insta... tohiny
novalian'i pitchou ny 04/10/2005 08:43
LazaRandri ( 04/10/2005 04:54)
i Goga sy Magoga
Ahoana ny hevitrao momba ny adin'i Goga sy i Magoga, sy ireo firenena miaraka aminy voalaza ao amin'i Ezekiela 38 sy Ezekiela 39? Iza i Goga, iza i Magoga dia iza ireo firenena ho entiny hanafika a... tohiny
novalian'i lapino ny 20/11/2005 15:11
LazaRandri ( 04/10/2005 04:24)
Fananganan-jaza
Betsaka ny Ray aman-dReny manome ny zanany atsangan'olon-kafa. Faly mihitsy ry zareo rehefa sendra fianakaviana tsara fanahy sy manan-katao ny zanany. Maro koa anefa ireo tanora mihitsy no mitady "mpa... tohiny
novalian'i routa ny 04/10/2005 11:26
LazaRandri ( 02/10/2005 10:57)
Ny "Kristianina" sy ny Baiboly
ankehitriny dia hita fa ny olona tsy tia Baiboly voalohany indrindra dia ny maro an'isa amin'ny "Kristianina". Sady tsy tia mitory sy mizara ny Vaovao Mahafaly kanefa koa tsy tia resahina momba izany.... tohiny
novalian'i jentilisa ny 10/10/2005 13:21
LazaRandri ( 29/09/2005 06:46)
Vaovaom-piangonana
Tetsy sy teroa any am-piangonana: - Antsan-tononkira amin'ny Alahady hariva eto am-piangonana, [b]ilay vavahady lehibe idirana[/b] - Tongava manampy ireo tafika [b]masina[/b], ento ny kilalao sy h... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:24
LazaRandri ( 28/09/2005 00:00)
Ny tenin'iza no arahinao?
Matetika dia heverintsika fa iray tsy azo sarahina ny "olona" sy ny "heviny na ny finoany". Raha voaporofo fa tsy mari-pototra ilay "hevitra na finoana", dia raisintsika ho fankahalana ilay olona izan... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0137