Liste des messages

Liste des messages, inserés par LazaRandri, par ordre de date
LazaRandri ( 27/09/2005 23:34)
Hajao ny finoan'ny hafa <> Tiavo ny hafa
Fantatrao sy azonao hazavaina ve ny maha samihafa ireto fehezan-teny roa (2) ireto? Iza no marina dia iza no diso? 1) "Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, nomeny ny zanany lah... suite
répondu par boubounezy le 18/10/2005 21:25
LazaRandri ( 20/09/2005 02:41)
Politika mametaveta Kristianisma
Mifanaraka ve ny politika (fitondrana) sy ny finoana Kristianina? Ahoana ny mety hampifanaraka azy? "Hanompo" firenena sa hanompo an'Andriamanitra? Hitady sy omem-boninahitra sa hanome voninahitra... suite
répondu par bozimanga le 20/10/2005 12:07
LazaRandri ( 19/09/2005 00:08)
Office omem-potsiny sy solona Matlab
Lafo loatra ny akora "Microsoft" sady midongy lava :) Ito misy mahasolo ny "Microsoft office" tanteraka (word, excel, power point, access). Tsy aloa vola sady mbola manana tombony toy ny mamadika ho ... suite
répondu par jentilisa le 19/09/2005 14:09
LazaRandri ( 17/09/2005 03:37)
sigara
Rahoviana ny fitondrana vao sahy handrara ny fifohana sigara sy fihinanana paraky anatin'ny tranom-panjakana rehetra? Aiza ho aiza ny minisiteran'ny fahasalamana sy ny tontolo iainana amin'io resaka ... suite
répondu par Herimiafina le 21/10/2005 20:36
LazaRandri ( 17/09/2005 03:29)
mahantra ve i Madagasikara?
Raha toe-tsaina sy fiaraha-monina dia mahantra i Madagasikara. Tsy misy fifanampiana, tsy misy manaja ny fananana iombonana. Ny manam-pahefana manararaotra manangona am-paosy, ny vahoaka tsy miraharah... suite
répondu par Herimiafina le 16/10/2005 13:36
LazaRandri ( 17/09/2005 03:13)
Ny finoana Kristianina sy fomban-drazana fanao ankehitrio
Inona avy "araka ny hevitrao" ireo toetra na fitenenana, na koa fomba amam-panaon'ny fiarahamonina Malagasy, [b]mifanohitra amin'ny toe-panahy Kristianina[/b]? Atomboko amin'ny ohatra vitsivitsy: ... suite
répondu par boubounezy le 18/10/2005 21:17
LazaRandri ( 25/08/2005 02:41)
Sary nataon'y Al-Akhbar (Egypt)
[img]http://www.elakhbar.org.eg/issues/16616/images/smsm.jpg[/img]... suite
répondu par Veloo le 06/09/2005 20:42
LazaRandri ( 25/08/2005 01:06)
Tondra-drano
[img]http://msnbcmedia.msn.com/j/msnbc/Components/Photos/050823/ss_050823_europeflood_tease.vsmall.jpg[/img]inona ny vaovaonareo any Bayern sy Luzern sy Oesterreich any amin'ny tondra-drano?... suite
répondu par Herimiafina le 09/09/2005 00:39
LazaRandri ( 24/08/2005 00:39)
Ny firaisam-pinoana
Rahalahy sy anabaviko avokoa na ny Silamo, ny Mormon, ny Vavolombelon'i Jehova, ny Katolika, ny Bodista, ny Taoista, ny Hindo, ny Protestanta, ny Jiosy...sns... [b]Kanefa ahoana hoy Kristy?[/b] [i... suite
répondu par deghany le 30/08/2005 08:40
LazaRandri ( 22/08/2005 03:30)
"cimenterie" vaovao
"Le projet de Maloci consiste à la fabrication de ciment à partir de clinker importé, rajouté à du gypse extrait d’une carrière à Antsirabe." Dia maninona no atao etsy Ambohimanambola hand... suite
répondu par Herimiafina le 28/08/2005 22:40
LazaRandri ( 15/08/2005 07:17)
Fitaizana zaza Silamo 3 taona sy tapany
Nalaina tamin'ny "magazine de la femme Musulmane": Nandeha fahitalavitra tany Egypta: http://www.memri.org/french/video/segment1_basmallah.html Sary mihetsika: http://stream.realimpact.net/rihurl... suite
répondu par onjah le 16/10/2005 13:01
LazaRandri ( 12/08/2005 05:38)
I Luv Yeshu
[img]http://www.mounet.com/~kassi31/images/toon.gif[/img]... suite
répondu par fijo le 24/08/2005 21:49
LazaRandri ( 03/08/2005 00:22)
Mankafy ny fiainana
Resaka mpanjono an-dakana (lakana): sy mpanjono manankarem-be amin'ny sambo (sambo): (sambo): Maninona ianao raha mindram-bola dia mividy sambo? (lakana):Dia atao inona? (sambo): Anjonoana dia mb... suite
répondu par Veloo le 10/08/2005 21:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0133