Liste des messages
Liste des messages, inserés par LazaRandri, par ordre de date
LazaRandri
(
19/04/2006 23:20)
Basket mixte 1 contre 1
io no tena demonstration milay noho ny harlem rehefa manomboka ny "sangisangy" eo ambony kianja, nefa mitsaoka daholo ny spekta rehefa tena raikitra....
suite
répondu par statops le 13/05/2006 17:57
LazaRandri
(
19/04/2006 23:14)
Tsy mba mety angaha?
Fa maninona no voaresaka foana matetika hoe ny fihavian'ny Gasy dia avy any Afrika, na Malaysie na Madagasikara?
Tsy mba azo eritreretina angaha ny firenen-kafa ohatra hoe Sady Gasy no Kanadianina ...
suite
répondu par Fiffi le 24/04/2006 04:35
LazaRandri
(
07/04/2006 02:12)
Fanabeazana sa taona no maha-matotra?
Tsikaritro fa tsy miankina amin'ny taona ny fahamatoran'ny vehivavy fa miankina amin'ny ambaratongam-pianarana vitany. Ireo nandia ambaratonga lavidavitra dia manana projet de vie matotra kokoa noho i...
suite
répondu par cutie le 02/05/2006 20:51
LazaRandri
(
06/04/2006 01:17)
lasa ambasadaoro hono i Christine ;-)
Azafady, Kristianina kay fa diso famaky aho. hahaha! Ambasadaoron'i Kristy ny Kristianina. Isika diaspora ety an-tany!...
suite
répondu par cutie le 03/05/2006 11:24
LazaRandri
(
05/04/2006 23:50)
Teny Malay sy Teny Gasy
mulut = molotra
tangan = tanana
tulang = taolana
anak = zanaka
minum = minono (misotro) hahaha!
makan = homankanina
murah = mora (tsy lafo)
bulan = volana
Jumaat = Zoma
khamis = Alakamis...
suite
répondu par lapino le 10/05/2006 08:03
LazaRandri
(
05/04/2006 05:30)
Fahagagana
Samy mahavita fahagagana na ny olon'Andriamanitra na ny olon'i Satana. Ny iray herin'ny fahazavana moa ny iray herin'ny haizina.
[i]"Ahavita fahagagana mihoatra noho izaho ianareo"[/i] hoy i Jesoa....
suite
répondu par jimna le 15/05/2006 05:49
LazaRandri
(
05/04/2006 00:27)
Fiara mitondra vehivavy ;-)
Mba avadika kely indray ilay fanontaniana ;)
Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy.
Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!...
suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 10:37
LazaRandri
(
04/04/2006 02:03)
Lakozia Malagaziatika ;-)
satay amin'ny anamamy. ...
suite
répondu par Fiffi le 17/04/2006 06:02
LazaRandri
(
04/04/2006 01:29)
Hira, dihy, dokambarotra
[img]http://www.malaysiatrulyasia.co.uk/images/header/head2%20_logo.gif[/img]...
suite
répondu par Fiffi le 17/04/2006 05:41
LazaRandri
(
03/04/2006 02:01)
verset du jour! ;-)
"Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: [b]Tsy tsara raha irery ralehilahy[/b]" Jenezy 2:18a...
suite
répondu par Fiffi le 06/05/2006 10:50
LazaRandri
(
03/04/2006 01:09)
ifampizarao e :-)
Ho aiza isika tsy mandeha Vichy amin'ny Paka?
Hijanona any firy andro?
Andeha fiara, saovaly, sambo kely (vedette), lamasinina sa fiaramanidina?
Ohatrinona no holaniana?
Inona avy no tokony ho ent...
suite
répondu par Fiffi le 04/04/2006 09:56
LazaRandri
(
03/04/2006 00:42)
ambassade / consulat / consulat honoraire
misy representation diplomatique gasy ve ao Penang? Inona no mety ho tombontsoa azon'ireny consul [b]honoraire[/b] ireny?...
suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 04:32
LazaRandri
(
03/04/2006 00:08)
tondro molotra
Raha misy bandy roa lahy mpinamana dia tsy mampaninona ny fiarahamonina satria hono akama bonnn.
Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa fo...
suite
répondu par kiadi le 20/05/2008 14:05
LazaRandri
(
02/04/2006 23:56)
Malaysia truly Asia
[img]http://www.tourism.gov.my/vmy07/images/logo_vmy_small.gif[/img]
50 taona monja ny fanjakana Malezianina amin'ny 2007 kanefa anisan'ny firenena mandroso any Asie-Pacifique. Mbola feno lavaka ...
suite
répondu par Fiffi le 10/04/2006 03:55
LazaRandri
(
04/03/2006 03:32)
mivadika atidoha. hahaha!
[img]http://www.fuckfrance.com/images/bio/0dcf41677511e50c8255ea0ad4c4816b.gif[/img]...
suite
répondu par Veloo le 08/03/2006 16:46
LazaRandri
(
03/03/2006 04:06)
zanaky dada
Inona ny matonga ny olona tsisy hazon-damosina fa manao fils à papa fotsiny?:lol:...
suite
répondu par Fiffi le 04/04/2006 18:45
LazaRandri
(
01/03/2006 22:27)
fivarotam-boky sy trano printy
misy manana adiresy aterineto ve ny librairies sy imprimerie eto Madagasikara? Azo anaovana achat en ligne sa tsy azo itokisana? hahaha =))...
suite
répondu par Fiffi le 02/03/2006 06:18
LazaRandri
(
01/03/2006 22:16)
Hoax Gasy
Manandrana hoax indray ry "zalahy" fa antomotra ny fifidianana!!!
...
suite
répondu par Fiffi le 05/03/2006 07:05
LazaRandri
(
28/02/2006 22:54)
tanisao
Tanisao avy ny karazan'aretina mety hitranga amin'ito sary tany Tamatave ito.
[img]http://www.lexpressmada.com/img/illu/ill20062802_2.jpg[/img]...
suite
répondu par Fiffi le 09/04/2006 12:22
LazaRandri
(
28/02/2006 21:52)
logiciel professionnel
Rehefa mividy logiciel professionnel ankehitriny dia tsy vendu sur CD intsony fa tonga dia efa installé sur laptop vaovao sy ny accessoires rehetra miaraka aminy.
Mety ho tapaka hatreo ny fiveloma...
suite
répondu par lapino le 04/03/2006 17:59
