Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tovorandria , milahatra araka ny daty
Tovorandria ( 10/11/2016 18:15)
itaky 4X4 ve no nilatsahan reo député reo eo??
Ny delestage mampijaly ny vahoaka tss ivakiana loha, ny insecurité mitombo andro aman alina, ny vidim piainana miakatra isan tsegôndra, ny harem pirenena mandeha ôtrin ny rano mvôka an i madagasik... tohiny
novalian'i leebily ny 17/12/2016 12:01
Tovorandria ( 16/07/2016 15:48)
Fa an iza i madagasikara
Mba fantatsika ve ny nahazo ny vahôkan i Soamahamanina izay miaro ny taniny tsy anjakazakan ny vahiny nefa d ny vahiny no mahazo ny rariny fa gasy miady ho an ny taniny indray no vonoin ny emmoreg ô... tohiny
novalian'i romi16 ny 28/08/2016 18:51
tovorandria ( 05/06/2016 14:55)
na ny depiote ko aza dia manampy ny vahoaka hatrany mba hijaly sy hikoroso fahana
efa be ny zava-bitan´ireo depiote ireo izay mbola mila fitsarana manokana daholo, kanefa hodian´ny fitondrana tsy hita izany nohon´ny fiarovany ny sezany. midika izany fa tsy rajao sy namany ihany... tohiny
tovorandria ( 02/06/2016 15:39)
miaiky an´ity fitondrana mpamono vahoaka ity aho
ampahantraina andro aman´alina, izao koa hamaizinina anaty delestazy, d inona ko ny manaraka?? mody manao cinema fôna, oe enjehina ravatomanga, d lylison ko, f´angaha mo nareo mody miady ireo tsy n... tohiny
novalian'i theomanja ny 22/06/2016 06:03
tovorandria ( 23/05/2016 20:34)
Tena ts mahalala menatra mits ity fitondrana ity fa fitondrana inona re ity e???
Tsy avotra tsony ity fitondrana ity. Ny olona mamorona asa ho an ny vahôka n1 no enjehina ôhatran ireny manenjika alika reny. Mba misaina ary ve le pitondra e???... tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 09:04
tovorandria ( 23/05/2016 20:31)
Tena ts mahalala menatra mits ity fitondrana ity fa fitondrana inona re ity e???
Sô lo misy mievitra oe za miandany am atsy na aroa a, fijery am maha olopirenena tsotra ny ahy, refa misy zvt maakasika an i ravalo d may ery ny endimboanjo hanakatona handrava sy hanapotika ,na d hi... tohiny
tovorandria ( 11/05/2016 19:45)
Mamy Ravatomanga sy ny PANAMA, nivoaka ny nafenina
jereo ny voalohandohan´ity vaovao ity fa misy fanazavana manokana mikasika ny resaka PANAMA sy i Mamy Ravatomanga, ôtran´ny tsy mampino mints rey olona hoe maninona ny ankabeazan´ny gasy no mahant... tohiny
tovorandria ( 07/05/2016 09:59)
nampahantraina, nampijaliana hatramin´izao ny vahoaka malagasy
lazaina fa ny vahoaka no tsy nahay nifidy refa manao ny adalany sy mampijaly ny vahoaka ny mpitondra, kanefa moa ve tena ny vahoaka tokoa no nifidy io mpitondra io??? TSIA no valiny, ny mpanao pôliti... tohiny
novalian'i thyna ny 12/05/2016 21:22
tovorandria ( 25/04/2016 18:41)
ny orinasa gasy simbaina dia ny orinasa vahiny aroborobo
ô rey olona e, fa die efa voahozona mints ve le mpitondra fanjakana no sakanana ny vita gasy, potehina ny mpandraharaha malagasy, ampahatraina ilay gasy kanefa ny vita vahiny sy ny orinasa vahiny kos... tohiny
tovorandria ( 16/04/2016 19:30)
29 Mars 1947
Sao d mba misy afaka manazava fohifohy ny tantara niainan´ireo malagasy nandritry ny 1947? Izany hoe ny zavatra tena nisongadina tamin´izany niainan´ireo malagasy nitolona ho amin´ny fahafahana? ... tohiny
novalian'i Nav ny 17/07/2016 16:39
tovorandria ( 09/04/2016 16:57)
tena ho tsy stable intsony ity fitondrana ity satria ratsy fototra
ho antsika rehetra: inona atreto no mba zava-bitan´ity fitondrana hery rajao ity? ny zava-misy hitako sy reko aloha hatreto d mihasahirana sy miha-mijaly mafy ny vahôka e, mitombo andro aman´alina... tohiny
tovorandria ( 24/03/2016 20:00)
fanjakana mpivarotra tanindrazana
nilaza ampahibemaso ny embassadeur frantsay fa an´i frantsa ny îles éparse, d taitra ny gasy d aveo tonga niresaka tamin´i attalah béatrice tonga teny amin´ny biraony mitsy ny ministre d´outre ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/03/2016 14:54
tovorandria ( 30/09/2015 15:31)
cinéma an´ireo député tena mahavariana
d mahagaga tokoa ny zava-misy ankehitriny fa afaka manao izay danin´ny kibony mihitsy izany ireto député malagasy na d nahatratrarana omby 400 isa izao aza tao an-tranony (député Mara Niarisy) d ... tohiny
tovorandria ( 03/08/2015 12:39)
huille d´olive
slt daôly an, aiza ho aiza aoTana kay reto no misy mivarotra huille d´olive ilay ampiasaina amin´ny fandrahoana sakafo? misaotra mialoha... tohiny
novalian'i maningana ny 20/08/2015 11:47
tovorandria ( 06/07/2015 15:19)
tsy hilamina io krizy pôlitika io ra tsy rava io Assemblé Nationale io
tsy ny fahantran´ny vahôka no jerena fa ny ady seza sy ny fitiavana-tena sy fitiavam- bolan´ireo député ireo, ary misy tsy leo manongana mitsy koa satri efa zanaka panongana a, efa aretina raiki-... tohiny
tovorandria ( 11/06/2015 19:10)
mihevitra ny gasy ho kentrina mintsy ireo panao pôlitika ireo
interview tamin´ny panao gazety ny ampitson´ny nahatratrarana iny vola 2 baoritra iny: Naivo Raholdine: tena tsy fantatro mitsy ny fisian´io vola io(na d ol niara- nivory tao aza zareo) Avocat n´... tohiny
tovorandria ( 09/06/2015 15:41)
ity rey olona ny porofon´ilay volabe 2 baoritra nafenin´i Lanto rakotomanga
https://www.youtube.com/watch?v=_GtS3CZfv0U jereo hatramin´ny farany dia ho gaga sy talanjona ianareo, ny vahoaka 22 tapitrisa miaina ao anaty fahantrana, ny député kosa etsy ankilany miaina ao a... tohiny
novalian'i maningana ny 16/03/2018 11:13
tovorandria ( 09/06/2015 15:30)
ity rey olona ny porofon´ilay volabe 2 baoritra nafenin´i Lanto rakotomanga
https://www.youtube.com/watch?v=_GtS3CZfv0U jereo hatramin´ny farany fa any akaikin´ny farany mantsy ilay tena porofo mivaingana, indrisy, tena mampalahelo ny vahoaka 22 tapitrisa miaina ao anaty... tohiny
tovorandria ( 06/06/2015 15:05)
mety hanampy antsika bebe kokoa hahalalana ny zava- misy
https://www.youtube.com/watch?v=dPKn72YpwnQ henoy fotsiny d anjaratsika n mamakafaka, nisy zvt marina sasany reko tao(oh: fa nahoana n saika lasan´ny karana avokoa n ankabeazan´ny tany ao dago???(t... tohiny
tovorandria ( 30/05/2015 20:37)
adin´ireo samy député
jereo ao amin´ny youtube ity:´´LE JITE 27 MAI 2015´´ ts vôtery mijery ny vao2 iray manontolo ianareo fa manomboka eo amin´ny 8mn aveo ndray 49mn ny famerenana... tohiny
novalian'i saho ny 06/06/2015 13:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0393