Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tovorandria , milahatra araka ny daty
tovorandria ( 28/05/2015 08:31)
internet haingana sy @ vidiny tsy dia lafo
miarahaba antsika rehetra, aiza kay no misy internet tsara connexion zany oe haingam- pandeha ary amin´ny vidiny tsy dia lafo eto tana? dia ohatrinona eo kay ny sarany isam- bolana? misaotra tompok... tohiny
tovorandria ( 27/05/2015 13:00)
te hampiditra krizy sy hanongam-panjakana indray ny sasany.
Raha mandinika ny zava- misy ankehitriny isika dia misy antoko politika iray ao amin´ny Assemblé nationale ao, dia izy ireo no mikendry ny hanongam- panjakana indray. Mino aho fa tsisy tsy mahafanta... tohiny
tovorandria ( 24/04/2015 19:30)
Fako eran´ny tanàna
Tena mampalahelo mintsy ny ny mahazo ny vahoaka malagasy ankehitriny, miaina ao anaty fako ary tototry ny fako ny tanàna nefa tsy misy te ho tompon´andraikitra ireo panao politika isany na dia iray ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125