ity rey olona ny porofon´ilay volabe 2 baoritra nafenin´i Lanto rakotomanga

1. tovorandria ( 09/06/2015 15:41)
https://www.youtube.com/watch?v=_GtS3CZfv0U

jereo hatramin´ny farany dia ho gaga sy talanjona ianareo,

ny vahoaka 22 tapitrisa miaina ao anaty fahantrana, ny député kosa etsy ankilany miaina ao anaty vola tsy toko tsy forohana
novalian'i maningana ny 16/03/2018 11:13
2. bichette ( 10/06/2015 15:23)
fa maninona no nataonao eto ito e ?
3. ilafy ( 10/09/2017 09:44)
sakafo no resahana eto ka ny an'ilay rangahy ty resako vola
4. maningana ( 16/03/2018 11:13)
inon no idiran n volaB roa baoritra amin lohahevitra sakafo???? C V PAS!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1563