Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i saho, milahatra araka ny daty
saho ( 25/05/2015 19:41)
rahoviana vao tonga saina, aleo misoroka toa izay mitsabo, aretina firy no andrasana ho avy vao hanadio
resaka fahavoretrana sy fahalotoana sy maimbo izay no dikan ilay hoe malgache raha atao ny fandikanteny dia tena mibaribary zao les malgaches mahamenatra fa simba ny sain ny tananariviennes rehetra, ... tohiny
novalian'i syxa ny 26/05/2015 06:34
saho ( 17/04/2015 07:01)
fomba fanazavana satria efa betsaka ny vilana saina etsy sy eroa
Misy manaparitaka etsy sy eroa fa hoe menatra izy satria Malagasy, satria hono tsy antoka ho avy ny firenena Malagasy indrindra fa ho an ireo tanora sns...fametrahako fanontaniana, ahoana ny ho avin i... tohiny
novalian'i endriny ny 17/04/2015 08:48
saho ( 15/04/2015 17:40)
Fomba fambolena natiora taloha, tsara avaozina sy atao be dia be amin ny tanimboly eraky i Gasikara
Fomba fambolena hampidirin i HVM Tozzi Green na karazana irony OGM, efa lany andro ireo fomba ireo amin ny firenena mandroso na firenena matanjaka satria mampiasa zezika simika maro isankarazany misy ... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 11:15
saho ( 11/04/2015 12:10)
Fepetra ilaina momba ny toekarena vanona sy mahomby eo firenena te hivoatra sy hiaina izany
Ilaina ny saina mazava miaraka ny mpitantana izay miseho endrika loko maro be, mavo fotsy mena maintso sns...Ny faniriana dia ny lanin ny be sy ny maro ary hitovizana ny tanjona. ohatra fomba rehetra ... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 11:26
saho ( 06/04/2015 16:52)
Mila saina tony sy mahiratra ny fitantanana ny harena na ny zavamisy ao Gasikara ao
Nahita reportage za fa efa misy fikarohana akora sarobidy amin ny faritra eraky Gasikara ao, indrindra fa akora hahodina hanaovana ireny entana phone na auto na resaka entana vita indostria isankaraza... tohiny
novalian'i ilafy ny 14/09/2017 05:32
saho ( 01/04/2015 17:50)
Mpindrana na mpividy na mpaka tahaka, ireo no nahatafavoaka an i Chine ankehitriny
Ataovy fanadiadiana ny nahatafavoaka an i Chine Mpindrana sy mpaka tahaka, ohatrany copie coller ihany, nahay izy, naka tahaka, nanao karoka hoe ahoana no fanamboarana ity entana iray ity, natao ny f... tohiny
saho ( 22/03/2015 16:26)
Zavamaniry, zavaboary isankarazany, Faune et Flora
Dia ozy TV Plus omaly 21 marsa 2015, tsy atokisan ny malagasy ny fanafody nentimpaharazana, afarana foana ny fanafody vidiana lafo arakaraky ny change no mahalafo azy Fa heverin ireo mpamoaka vaovao ... tohiny
saho ( 16/03/2015 15:30)
Tia tanindrazana mahay sy te hampandroso, voavono indray
Araho tsara ry zalahy ny fandehan ny raharaha toekarena any amintsika fa dia lasibatra indray ity lehilahy Malagasy atao hoe Andry Rakotovao Izany foana no zavamiseho any Mada any, vonoina foana iza... tohiny
saho ( 04/03/2015 07:22)
Aiza ho aiza ny fahazavana ao aminao
Ny vahaolana dia fahazavan ny saina Afaka atao philosophie io, afaka atao religion io.afaka atao psychologie indrindra fa ny fahaizana mitantana na ara politika, politika milamina..raha tsy misy ny fa... tohiny
novalian'i endriny ny 05/03/2015 16:18
saho ( 28/02/2015 15:38)
Mailo mailo!!!
Ireo firenena lehibe indrindra ny France kanefa mifaninana daholo ireo Chine, Amerikana sns...dia ny tombotsoany ihany no tadiaviny. Tsy misy manao fotsiny amin izao fa misy takalo foana FBI et CIA, t... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2015 09:47
saho ( 19/02/2015 16:45)
Ireo tena tia tanindrazana miaro ny toekarena malagasy
resaka asa fanatsarana sy fampandrosoana hatrany, mitohy foana ary misy koa ny mpanakana sy mpanao tsatoka tsy hahavitana izany raha mitohy izao zavamisy any Gasikara izao, dia tsy mba hisy mihitsy i... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/02/2015 16:29
saho ( 14/02/2015 18:37)
Hajao ny tenindrazana raha tianao tafita ny teny Malagasy sy Madagasikara, efa hita ao Google ny fandikanteny Malagasy na dia badraondra sy tsy tonga lafatra aza, mbola mila fanatsarana matotra
Raha tianareo ho tafita ny teny Malagasy, sy Madagasikara dia teny Malagasy hamarino tsara, fahaizana mamakafaka amin ny tenimpirenena Malagasy, ataovy tian ny Malagasy ny tenindrazana, hajao ny tenin... tohiny
saho ( 08/02/2015 13:25)
Ady hevitra seho endrika fanhaizana ny tantara Dago nisy, misy ary hisy, afaka 50 taona hatraiza Taranaka Malagasy, endrika fiadanana ve, sa endrika tsy misy valera
Efa feno ny kapoaka mangidy e(tondraka ny rano etsy sy eroa, vaky fasana, mpangalatra bois de rose, mpangalatra harena ankibon ny tany sy zavaboary rehetra misy, risoriso, mpamono olona na jiolahy ets... tohiny
novalian'i saho ny 07/07/2018 12:45
saho ( 28/01/2015 16:19)
Mailo fa anisany ao anaty continent Afrikana koa i Gasikara
Olona afrikana raindahiny K a d a f i tao Lybie taloha, alaivo ny histoire nisy an iny, te hanandratra ny continent afrikana manontolo, fa ngeza e, maty novonoina. Indrisy raha te hiaina na hampisondr... tohiny
novalian'i saho ny 28/02/2015 15:24
saho ( 27/01/2015 21:15)
Miandry 2018
Afaka telo taona ve vao hisy entana vita tena malagasy Ohatrany mba te hahita yaourt na dobera vita tena malagasy Ankoatra izany, mba te hanana fanaka trano vita "bois de rose" Ohatrany mba te hana... tohiny
saho ( 05/12/2014 21:28)
Resaka vaky fasana, hita fa misy olona vazaha ambadika ao, manakarama gasy tsiss saina, tsiss fanahy, tsiss valera, tsiss fa poakaty loha tsiss ny sns....
Raha voizina ny fanadiadiana na ny momba ny vaky fasana na ao faritra Antananarivo na any faritra hafa indrindra manerana ao Gasikara ao Voalohany aloha dia any faritra Afrikana toa Cameroun no efa ni... tohiny
novalian'i endriny ny 08/12/2014 06:36
saho ( 18/05/2014 16:41)
Fahalotoana na tanana na olona, na ireo mpitondra ve?
Iza no sahy handray andraikitra zao, rehefa tsy teo aloha , aleo ny ho avy tsinjovina Tena miparitaka Amin ny Net ny fahavoretran ireo mpandray andraikitra sy ireo tompon ny fahefana Mahamenatra ny t... tohiny
saho ( 26/04/2014 19:42)
Tena izao sisa no stil hain ny mpiady seza sady mpamadika ireo vahoaka malagasy milaza hoe tia tanindrazana sy mahay mitondra (Tetezamihitatra tsy namokatra)
Vokatry ny fitiavambola, tia tena,tsy mitsinjo ny tena dikany atao hoe volambahoaka, aiza tsy ho noana sy malemy daholo ny te hitolona sy hiady ny contre PADESM (antoko tanindrana tsy misy merina mat... tohiny
saho ( 24/03/2014 18:51)
Lalana fifehezana mikasika ny fisarahana eo amin ny mpivady, lalana (droit de famille)fiseho eraky izao tontolo izao
Raha atao ny fandinihina mikasika ny lalana (droit) momba ny fanambadiana, dia toa miseho endrika samihafa ny fisehoany erantany Ny aty firenena lehibe, firenena manana endrika firenen dalana matotra... tohiny
novalian'i saho ny 25/03/2014 17:32
saho ( 23/03/2014 21:19)
anarana akora ranomanitra vita Yves Rocher
Iza no mahalala ireto teny latin avadika ho teny malagasy mahazatra toa ireto zavamaniry manaraka ireto : APHLOIA CENTELLA SARO Mba fanontaniana tiako apetraka eto, afaka jerena ao www.yves-rocher.f... tohiny
novalian'i Annih ny 25/03/2014 15:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1502