Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i saho, milahatra araka ny daty
saho ( 19/03/2014 19:43)
Akora fanodinana ho ranomanitra=Dior, Yves Rocher,sns...
Mba misy tompon andraikitra ve manara maso na miaro ireo akora maro isankarazany eo Amin ny firaisana na fokontany na ireo faritra be zavamaniry maro an isa etsy sy eroa any mada Ireo tompon andraik... tohiny
novalian'i saho ny 20/03/2014 15:11
saho ( 04/03/2014 17:01)
Serasera.org, site milay sady tsy mba voafafa ny dinika milay fa maharitra sy azo vakiana fotoana tsy voafetra
Tafiditra any Gasikara daholo izay te hiditra sy mampiseho lela vola devise, ny vola tafiditra anefa tsy fantatra mazava ny fiaviany rehefa tsy atao virement miala banky miditra banky ny fampidirana... tohiny
saho ( 19/02/2014 18:21)
Bagage
rehefa mitondra telefona portable miisa dimy ohatra, dia nareo ve nahatsapa fa tsy azo natao anaty valise Bagage shut le ireo fa tsy maintsy entina Bagage a main za efa nahatsapa fa Bagage a main fo... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:37
saho ( 11/02/2014 15:18)
Asa fa tsy kabary
Asa fa tsy kabary, asa fahaizana isankarazany, izay tsy mahay @#$%& sobika mahay fatambary hoy ny ntaolo atao lisitra ny asa isankarazany asa fambolena sy fiompiana asa mahaleo tena (mpitsara, dokote... tohiny
saho ( 10/02/2014 15:36)
Politika sy toekarena milay vaovao fampandrosoana sa miverindalana
Inona avy ry zareo ny karazana hetra vita malagasy hatramin izay ka hatramin izao Resaka hetra etsy sy eroa mantsy no hitako tena ilaina hampandrosoana ny filana iraisana Amin ny toerana iray ohatra h... tohiny
novalian'i saho ny 06/06/2015 21:13
saho ( 21/01/2014 19:11)
sinoa karana ary ireo foko samihafa eraky i Gasikara
voalazan ny tantara fa anisan ny mponina efa tranainy tao Gasikara ny sinoa sy karana Porofo mazava ireo mpiasa sinoa sy karana taloha niaraka nanamboatra ny lalamby ny faritra atsinanana (Tamatave sy... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2014 09:46
saho ( 20/01/2014 16:10)
History of madagascar
Salama jiaby, ahoana toa tsy mba hahitana tantara na histoire momba ny firenena Gasikarantsika ato Nanomboka tamin ny taona 1896 no tafiditra ny misionera eurôpeana Ahoana ny talohan io taona 1896 io... tohiny
novalian'i milamm ny 02/04/2014 12:18
saho ( 20/09/2013 10:16)
Ireo tena tia tanindrazana miaro ny toekarena malagasy
Raha mandinika ny tantara niseho tato ato momba ny fiarovana ny toekarena Malagasy eraky ny Nosy za dia mahatsapa fa ilay tena tia tanindrazana sy niaro ny toekarena Malagasy toa tena nanjavona ary na... tohiny
novalian'i vonynive ny 20/02/2015 07:10
saho ( 18/08/2013 15:35)
Fanadiadiana ny tombokase miisa fito voalaza ao Fanambarana na Apokalypsy
Fanambarana na Apokalypsy toko faha 5 andininy 1 milaza fanambarana tombokase voalohany fa ho Tonga ny fara andro Tombokase faharoa,Fanambarana na Apokalypsy toko faha 6 andininy 2, milaza fa hisy so... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/08/2013 08:45
saho ( 27/06/2013 12:10)
Traikefa fitsaboana any Gasikara
Raha mandinika za dia mahatsapa fa be dia be ireo Malagasy maty Tanora a partir de 40 taona sy eo ho eo 60 taona eo Ny antony mahatonga izany dia ny mbola andalampandrosoana ny fitsaboana misy any Gas... tohiny
novalian'i bichette ny 21/08/2013 15:34
saho ( 30/05/2013 19:31)
Vatsy soratra zaraina amin ny Mpiray Tanindrazana
Fahendrena sy Fahamatorana no isan ny fahavitana zavatra hivoahana amin ny krizy na olana misy, toetra iray io hahafahana miroso amin ny marimaritra iraisana Raha asiana sivana dia sivana toetra no il... tohiny
novalian'i saho ny 03/07/2013 18:01
saho ( 19/03/2013 13:14)
Filazana manjo eto serasera
Salut hery, ary toa tsy mitombona taona 2013 le fampilazana amin io takelaka io sa takelaka efa tsy mitombona intsony io Mahagaga, efa maro be ny filazana manjo etsy sy eroa fa eto toa tsy misy filaza... tohiny
novalian'i hery ny 21/03/2013 07:45
saho ( 13/07/2012 20:50)
Zava miseho ao Syrie hatramin izao....sy ao Gasikara
Faty marobe no hita sy manerana ny tanana ao Syrie , mba betsaka ihany izay firenena arabo nandalo le lohataona arabo araka ny filazan ny journaliste azy, toa Lybie, izay nahafaty ny pres Kadaffi, tao... tohiny
saho ( 20/01/2012 17:31)
Fahatongavan i ra8
Faly b fa ho avy ra8, hitondra rivotra vaovao, enga anie ka ho tafavoaka amin ny lavaka maizina ny firenena. Mivavaka isika ho an ny tanindrazana Fandrosoana, Fahafahana, Fiadanana Mety ho voky vary s... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 00:54
saho ( 31/08/2011 15:11)
Fanahy ratsy sy fanahy tsara , tantara anaty boky masina
Miarahaba anao liana ara pitaizana finoana kristiana, izany hoe boky masina baiboly no iaingako eto Misy ohatra maromaro tokoa ara tantara raha resaka itony Fanahy itony na ao anaty testamenta taloha ... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/09/2011 15:35
saho ( 21/07/2011 18:45)
omaly nilamina-androany krizy b-rahampitso vahaolana
Raha dinihina ry zareo ity fotoana ankehitriny any mada ity, toa tena latsaka lalina ny maritra fiainambahoaka. Ny asa raha misy, ho an ny mpiasa tsotra dia tsy ampy hivelomana. manenjika trosa omaly ... tohiny
saho ( 05/03/2010 18:08)
Fomba mahazatra ve
Sendra mba nandinika za hoe ahoana no fomba mahazatra ny fifandraisan'ny namana eto, ao misy mitady namana tsotra, ao ny mitady date, ao ny mifandray @ lalidalina kokoa Dia ahoana ny fiafaran'ireo ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/03/2010 20:47
saho ( 09/08/2009 10:57)
fizarana ny pouvoir mpanao politika teo aloha
tena fitsarana afrikana marina ve izy ity e olona teo aloha efa maloto fitondra, corruption sy mpamono olona no mbola hitondra hahazo fahefana any mada tena raha za ny malagasy mahay sy mahatakatr... tohiny
novalian'i xxx ny 09/08/2009 21:59
saho ( 17/07/2009 16:56)
reraka ny malagasy noho ady roa be vola tsy mitovy hevitra
Tena tsy mety tonga saina ve ny vahoaka malagasy @ izao fotoana krizy ekonomika sy politika izao toa tsy mandeha @ laoniny daholo na ny asa mahazatra ireo mpiasa tsotra na ny resaka famatsiana ny tra... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:44
saho ( 10/02/2009 12:06)
Gaga sa Degat
na ny andaniny na ny ankilany dia tsy misy ilana azy mampalahelo ny fitaovana entina hifandraisana arapolitika fa miafara instrument famonoana ny mpiray tanindrazana Fangaha tsy misy hevitra ank... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/02/2009 15:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121