Aiza ho aiza ny fahazavana ao aminao
1. saho
(
04/03/2015 07:22)
Ny vahaolana dia fahazavan ny saina
Afaka atao philosophie io, afaka atao religion io.afaka atao psychologie indrindra fa ny fahaizana mitantana na ara politika, politika milamina..raha tsy misy ny fahazavan ny saina na aty andafy (misy mifanaratsy sy mifanenjika sy mifankahala na samy mitovy fiaviana na samy tompontany sns...fa ny eto dia efa fiarahamonina mahaleo tena misy politika milamina sy tsara rafitra sns...) )aza dia aza manantena ninoninona raha tsy misy io fahazavan ny saina io, kanefa ny fanantenana no ho faty farany miaraka ny fofon aina
Raha hifamono foana sy manjaka ireo mpanao ratsy sns....fanafodin izany aloha tadiavina, mety hoe noho ny saina ratsy manjaka etsy sy eroa no feno eraky gasikara, dia lazao ny vaha olana ilainao na heverinao hanesorana ireo....tsiss afa tsy ny manaraka ny tantara nisy ary misy dia ho tonga tsara ny hisy, hisy vokatra foana...
Raha tsy misy afaka hisendra an io dia tsy mahagaga raha ny vahiny no miditra antsehatra, vahiny miseho endrika samihafa, fa ny Malagasy tsiss mifanaja sy samy te hilay daholo, miseho ho mazana be sy be loha be, raha maharaka tantara ny eto europe sy tany amerika ianao, dia ny demokratia tsy tonga ho azy fa niadiana io ary tanjon ny tsirairay niaraka tamin ny fahazavan ny saina. Zanaka vehivavy daholo isika ety ambonin ny tany, misy vehivavy mahay koa, misy lehilahy mahay koa. Anjaranao ny mieritreritra na manontany tena, mety ve ny nataoko, na teo amin ny namako na teo amin ny mpiarabelona ahy na sao dia avy aty amiko ny olana sns...misy valiny foana rehefa mamakafaka sy mahatakatra izany

novalian'i endriny ny 05/03/2015 16:18
2. endriny
(
05/03/2015 16:18)
saho:
Ny vahaolana dia fahazavan ny saina
Mbola be dia be ny delestazy a...
Sady ny Politika eto milamina tsara e... oviana izao isika no nahita hetsika teny an-dalam-be farany... Ataoko fa voafehin'ny fitondrana tsara ilay izy... Ary tena diso voafehiny aza ka lasa saritahotra daholo toy ny tamin'ny andron'ny revolisionina ny vahoaka...