Ataovy fanadiadiana ny nahatafavoaka an i Chine
Mpindrana sy mpaka tahaka, ohatrany copie coller ihany, nahay izy, naka tahaka, nanao karoka hoe ahoana no fanamboarana ity entana iray ity, natao ny fakafaka sy nikaondoha.....tafavoaka ny baolina
Ny tanjona dia ohatran ny filalaovambaolina ry zareo an, mahay tsara mitondra baolina ambony terrain, mahay miala rindrina, mahay mampiditra anaty but, mahay teknika samihafa, miray hina ny mpilaolao, mitovy tanjona
Dia tafita ny farany...manjary hatahoran ny hafa indray dia mandohalika eo anatrehany daholo, ohatrany rehefa iray loha sy iray saina,,,,dia fohy lalana ny mpanao ratsy e,ny ratsy atao mibaribary be sy atao fantatry ny ambany lanitra rehetra, hahely hay amanjery, sofina mihaina, feo mandeha, izay zao efa fomban ny ntaolo taloha, efa nisy teo fiarahamonina malagasy Lovantsofina fa ny fahaizana fotsiny sy ny mpitarika no tsara fototra