Mila saina tony sy mahiratra ny fitantanana ny harena na ny zavamisy ao Gasikara ao

1. saho ( 06/04/2015 16:52)
Nahita reportage za fa efa misy fikarohana akora sarobidy amin ny faritra eraky Gasikara ao, indrindra fa akora hahodina hanaovana ireny entana phone na auto na resaka entana vita indostria isankarazany, akora anaty tany, izany hoe harena akibon ny tany, ohatra uran na mineraly samihafa, tonga any amin ny tanana ny firenena lehibe mpamokatra entana vita indostria fa any Mada hono feno ary dia feno be dia be (ilaina amin ny High Technologie), ny amerikana sy allemand efa eo antsehatra. Toa hanatsara lalana na infrastructure hono, kanefa takalo misy mivilana, mahaiza maka le fomba internationale Win Win, fifty fifty....sao voambaka ry Mpiray tanindrazana na ireo tompon andraikitra amin ny ambaratonga isankarazany....Sarobidy tokoa izany akora izany, ary tsy fahita afa tsy any amintsika ankehitriny, efa ritran ireo mpamokatra entana indostria ny any antoerankafa....

Manontany tena aho, ahoana ireto zaoridira be dia be eraky ny tanana Tana ireto, aiza ny fahaizana manala izany, mila fiara manokana, sy fahaizana ary koa vola
Ny harena Gasikara an i Malagasy ary raha misy fampirarahana momba izany dia asehoy ny fahaizana miantefa amin ny fanatsarana ny fiainambahoaka malagasy iray manontolo, ohatra fanatsarana ny fisian ny malagasy voky daholo ny kibo, fanatsarana ny fahafahana mividy fanafody ho an ny malagasy marary, mba ho voatsabo ara dalana sns....

Tena dondrona ve isika sa ahoana...
novalian'i ilafy ny 14/09/2017 05:32
2. ilafy ( 14/09/2017 05:32)
betsaka baina ny akora ao @ io tanindrazan-tsika io fa voafehy ny malagasy ny tsy hamokatra an'izany satria inona no mahatonga izany fifehezana izany raha vao tafavoaka i madasikara @ fahantrana dia tsy hangataka intsony any @ rizareo frantsay dia tsy hisy intsony ny fanambakana ny malagasy jereo fotsiny ny solitany hita ao mahajanga lazaina fa efapolo barika isan'andro no azo aho dia mahafatiantoka any rizareo nefa inona no mbola ataony ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6397