Liste des messages

Liste des messages, inserés par kitjo, par ordre de date
kitjo ( 13/12/2006 18:07)
Aza manambady mamolava!!!
Mba henoy ange ity hira ity e! http://www.madagascar-info.net/radiofahazavana/show_categorie.php?ID_CATEG=1 d le ery ambany indrindra oe "clip evanjelika"... suite
répondu par cutie le 09/01/2007 15:48
kitjo ( 13/12/2006 10:18)
Aga Khan!!
Misy Aga Khan koa ngaha any Dago? sendra hitako t@ forum hafa manko misy olona manondro toerana sady Antsirabe dia oe :teo ampitan'ny AgaKhan" dia gaga aho oe hay misy koa any?... suite
répondu par Rasiligaoma le 26/12/2006 08:15
kitjo ( 13/12/2006 09:30)
vidy varotra online
mivoaka online koa ny gazety Vidy Varotra ... www.vidy-varotra.com... suite
répondu par kitjo le 13/12/2006 14:27
kitjo ( 13/12/2006 04:40)
Tratra i Fidy!
Omaly hariva 7pm no tratra tao @ Resto iray tao ANkadifotsy no tratra i Fidy. resa-be daholo ny hoe anaty lavaka e..bla bla bla e.. Niaraka t@ zanany lahy hono, tsy nisy fitaovam-piadiana. Tsy ... suite
répondu par fijo le 15/12/2006 21:15
kitjo ( 12/12/2006 19:27)
Ohabolana mananihany!
Misaotra an' i sitlo namerina ny tantara! ndao velomina ndray fa ohatry ny ary ambany be ary le izy dia tsy misy mahita tsony nefa milay be! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m42... suite
répondu par booboo le 08/01/2007 09:48
kitjo ( 12/12/2006 19:09)
otrinona isa-minitra cyber a dago?
sendra lasa ny eritreritro... :roll:... suite
répondu par tslem le 13/12/2006 08:20
kitjo ( 12/12/2006 05:02)
bon anniv ravalo e!
tsy mba iarahaba azy ve ry bazyl an... asio hira kely Sareraka an! fa firy taona tko mo lery izao?... suite
répondu par BloodTitan le 14/12/2006 16:00
kitjo ( 11/12/2006 08:19)
Fe ataovy (Thibaut feat Dj Jonnathan)
Tiako be ilay hira! le artiste alo d mbola tsy haiko ary ts ymbola reko mihitsy fa vao reko teo fts... asa inona filaza io rythme io? ... suite
répondu par cutie le 19/12/2006 20:47
kitjo ( 10/12/2006 18:45)
54,80%= finale?
io ve no vokatra farany? hitako @ MIRA izao ka asa toa efa 100% sa? oviana ny investiture? tsy asiana bal popilera ve?hiihihihi... suite
répondu par fijo le 12/12/2006 22:18
kitjo ( 08/12/2006 03:26)
hanao hotel 5etoiles 300chambres Ravalo!
Araka kabarin'i Ravalo omaly hono dia be dia be ny zavatra ho ataony ao Tana....marobe tokoa fa nisongadina t@zany ny hoe hanao hotely be izy 300chambres...5etoiles... milay e! hitombo ny asa, mih... suite
répondu par jhouhlambout le 15/12/2006 17:21
kitjo ( 01/12/2006 15:36)
tsy propagandy tsony!
Mieritreritra aho oe efa tsy tokony propagandy sy fanohanana na fanoherana tsony no horesahina efa fantatra fa ravalo no ho lany, resaka nipoitra tao @ forum manokanay "Anay hatrany Bira" moa iz... suite
répondu par tendry77 le 07/12/2007 06:10
kitjo ( 30/11/2006 16:39)
ra asiana film na clip ato @serasera?
Hery Ahoana ndray raha mba te hizara clip na handefa film ato @serasera. Mety mbola ho sarotra be ve? Sao mba azo eritreretina iany zany rehefa mba misy fotoana ianareo tompon'andraikitra? Za... suite
répondu par kitjo le 03/12/2006 16:48
kitjo ( 29/11/2006 19:08)
Entana fosika ao Dago!
gaga aho omaly nahita ny pub telephone nataon' i Mr Mobile t@gazety Midi.. 1/3 na ampahatelon'ny vidiny aty SIngapour sy Chine ny vidiny...nieritreritra aho oe andeha hanafatra Nokia N73 na LG choc... suite
répondu par Papoose le 12/12/2006 05:29
kitjo ( 26/11/2006 16:21)
ze mankafy tobil!!!
[img]http://img395.imageshack.us/img395/6751/2005lamborghinigallardohi0.jpg[/img] ... suite
répondu par bilakarenjy le 13/03/2007 14:26
kitjo ( 26/11/2006 06:40)
mitaingi-tsarety levalo!
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1297 milay kosa an!... suite
répondu par xl le 01/12/2006 12:25
kitjo ( 25/11/2006 18:08)
sary
Ahoana ny atao raha sary natokana ho an'ny namana ilay izy fa tiana atao ho an'ny rehetra? zany oe tsy ananako ato intsony ilay sary no olana!... suite
répondu par nolalaina le 11/12/2006 16:54
kitjo ( 25/11/2006 12:51)
Samia milaza!
Ndao mba hanala azy kely e! Samia milaza izay artista gasy 5 voalohany tiany inddra sy vazaha: Gasy: [b]- Mahaleo - Bodo - Jaojoby - Rija Ramanantoanina - Lalatiana[/b] Vahiny: - Norah ... suite
répondu par ikaretsaka le 27/11/2006 20:42
kitjo ( 25/11/2006 09:33)
dia iza sisa?
Nanda Ratsirahonana Miala koa ity Elia anseee...mba mampalahelo ry zareo fa dia iza sisa zany no ho eny Alarobia e? http://madagascar-tribune.com... suite
répondu par kitjo le 25/11/2006 16:12
kitjo ( 23/11/2006 07:37)
cotisation! andehanana eny mahamasina!
nnddrriii... mampalahelo be fa tsy hahavory olona dia nitambatra sitrany ahay otrin isaky ny kandida zao ny cotisation @io hanaramana olona hanatrika azy any e! tandremo ndraya ry tsy mena ny... suite
répondu par kitjo le 25/11/2006 10:03
kitjo ( 20/11/2006 18:03)
Manao mpanohitra i kitjo
[i]Italic text[/i][b]nde mba ovaina loko kely izy ity ry zareo an[/b] Tsy mikendry olon-tokana toy ny fanoheran'ny maro aho eto fa ny hitako no lazaiko! Tsy "perfect" akory ny fitondrana ankehit... suite
répondu par mandrindra le 22/11/2006 16:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2723