Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i cyril, milahatra araka ny daty
cyril ( 09/01/2011 01:21)
Zavatra hitako
Misy akama izay efa ho dimy taona no nanambadiany ,mananjanaka roa ankehitriny, vhv nihaona taminy tany @ soiréé , tzay hoy ilay ranamana be t@ ireo fianakaviany no tsy nankasitraka ny hoe alaina va... tohiny
novalian'i stysane ny 14/01/2011 16:01
cyril ( 07/01/2011 10:04)
JIOLAHY miova mopera gentil , jiolahy tsara fanahy mamono olona ..
....ary raha tsy nivadika tamin'i ra charles zany i rajoelina de mbola nitohy namono olona sy nanao hitsa-peta ny TIM sy ny 3mvs sy ny GTT iany le karilahy ity ra azoko tsara jiolahy mivadika jiolah... tohiny
novalian'i cyril ny 09/01/2011 01:00
cyril ( 03/01/2011 18:17)
Tsy azoko intsony ny tena fandehany
----Esro(querie)Pol(ifika) Tena ady BE mahatsiravina , resa-tseza!!! ----CST Matahotra Tim ---TGV vaky defi2010 fitsaka tanteraka ANDRIAMANORO TGV lanto RAKOTOMAVO MBOLA ADY SEZA IHANY Mahe... tohiny
novalian'i cyril ny 11/01/2011 11:01
cyril ( 21/12/2010 10:51)
i Cyril GTT ity miteny ity :
-Hitantsika angamba tato ho ato ,fa de tsy takona afenina tahaka ny lamban-drazanany mihahy eo andrefa-tanana ,fa -Lasa mahazo vahana ato amin'i politika ato i bazylou tgv rey oul , ka raha mivenave... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/12/2010 00:43
cyril ( 20/12/2010 17:01)
PIKATTI / fanambaràna lehibe
izaho : [b]dilouioui Pikatti dit foudre[/b] dia manao fanambaràna lehibe ho atsika mpisera fa : TSY HIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA INTSONY AHO RAHA TSY : miala tato sady tsy miserasera ato intsony ir... tohiny
cyril ( 20/12/2010 16:48)
Mba mihetsiketseha isika ry serasera point org a..
Lasa mahazo vahana atsy amin'i politika atsy anie i bazylou rey oul raha mivenavena eo tsy mamaly azy eo isika e ao lery ao zao tena otran'ny pansavy mihome alina mihitsy fa mandihindihy erak'izao f... tohiny
novalian'i 0uioui ny 23/12/2010 15:52
cyril ( 10/12/2010 11:37)
Ary nilamindamina atsy amin'ny ...
Fivavahana sy Finoana atsy rehefa tsy nidiran-dry zalahy "mpanakorotana dinika" ireny !... iza mou fa tsy i Ika sy i ouioui sy i foudre iany ireo olona be loha manokorotana tao ireny e ... tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:15
cyril ( 29/11/2010 11:27)
mafy be bazily e (bazylou) anazy ny tanana
asian'i bazylou atsy kà ! kakeriny eroa kà , volosany izatsy kàh ! ANAZY NY TANANA E tsisy mahavoaka hevitra firy intsony isika ry reto fa toa anjakan'ilety marina tokoa ny serasera a : zany ani... tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:50
cyril ( 23/11/2010 10:59)
Mihetsiketseha ry zalah a ...
Tena zava-doza ity fa nipirina sy nitokona daholo ny Mpanohitra ato amin'ny serasera dia ANDIHIZAN'I BAZYLOU IRERY NY SERASERA TSIKA Alefaso ny vaovao vatofototra hanoherana an'ity Bazylou ity fa ot... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:22
cyril ( 18/11/2010 12:34)
LANY NY ENY
[youtube]http://www.vatofototra.com/index.php?option=com_content&view=article&id=19:vaovao-malagasy&catid=14:vaovao-malagasy&Itemid=38[/youtube]... tohiny
novalian'i jiolah ny 19/11/2010 12:02
cyril ( 15/11/2010 14:44)
Hono ho'ah ....
Nankaiza ilay "Ramose" nanolo-tena hoe hiaro ny sipa ato amin'ny serasera iry toa tsy hita nanajavonana e .. nefa ny vadiko izao de efa faly ery hoe hisy delegasiona ho tarihan'ingahy Robin de bois hi... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/12/2010 10:48
cyril ( 04/10/2010 11:27)
Nitono tena ho azy i gratos , tsy iza fa andrywui
Kobo ialahy ragratos=wiwi=andrywui mpandefa sary porno teto ialahy , mpanao copie coller , mpanaratsy mpisera sy miady @ vehivavy izay no mba zavatra hain'ny lohakelin'ialahy hon hon hon her her Omal... tohiny
novalian'i cyril ny 17/12/2010 13:16
cyril ( 03/10/2010 09:55)
Aiza rabatisata milaza azy ho mafibe ialahy zama91 sarimbavy !!
Milaza azy ho mafibe le zama91 hay sarimbavy , ndana ialahy miresaka ary @ resa-behivavy e, bandy midpra ialahy , hon hon hon , -milaza fa entrepreneur hay bandy mpanao asa au black hon hon hon , h... tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:18
cyril ( 03/10/2010 03:23)
raikitra ny ady eo @ ry cyril vs cyril
Ato misy cyril 1 milaza azy fatsora lahy tompon ity ps ity,ouioui na i pikatti no ps ny specialiteny tia mampiady olona ,vexe,ireto ps fampiasany foudre,gratos,mpandrindra,,ngaila ao koa ny cyril... tohiny
novalian'i cyril ny 06/11/2010 15:03
cyril ( 20/09/2010 15:54)
Hafanao ao aloha ry zalah ity politika-tsika ato ty fa.....
-- mbola misy reglement de conte ataonay sy ny 3mosquetaires akamanay atsy ambony amin'ny fivavahana atsy fa ho avy eo iany isika atsy ho atsy rehefa rava-paty any ireo FAT paty ireo a! ... misy group... tohiny
cyril ( 17/09/2010 12:08)
Ahoana ny hevitsika amin'ity fa eken'ny Foibe ao Vatican ara-dalàna ity .....
EVEQUE-MAGICIEN ry havana ao Grenoble ... http://www.lanouvellegazette.be/regions/basse_meuse/2010-03-23/nous-avons-rencontre-l-eveque-magicien-769689.shtml [img]http://www.lanouvellegazette.b... tohiny
novalian'i victoria ny 05/10/2010 12:02
cyril ( 15/09/2010 16:28)
Raha mandinika isika dia "jereo tsara dia vakio tsara" anie fa ....
... manohitra ny hevitra Kato boraingona sy tsy mitombina ary mampihoron-koditrabe an'ireo [u]"bandy roalahy na telo dahy"[/u] farafahabetsany ireo ny ankizy rehetra ato e !!.... -fa nahoana tokoa ??... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/09/2010 09:31
cyril ( 14/09/2010 15:35)
tandremo isika amin'ny fampandriana adrisa sy ny Teny Tsara lahatra fa ...
Efa nisy faty olona be natao nefa mbola takotakonan'ireo Tompo menakely taty aoriana ihany na izy minia mikimpy eo anoloan'ny fahamarinana tsy mety maty ! ---Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/09/2010 14:47
cyril ( 14/09/2010 15:19)
Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny Lutheriens talohaloha teo ireny dia ny fi- torturé -na olona zay azon'ny Kato babo sy ny famonoana olona amin'ny fomba mahatsiravina (ohatra tetehina otran'n... tohiny
novalian'i ouioui ny 16/09/2010 14:09
cyril ( 23/06/2010 19:04)
Passat Sw Tdi 140cv.Belle AFFAIRE
Prix : 10 900 € Ville : 54390 Frouard tél:06 15 32 40 21 Année-modèle : 2007 Kilométrage : 109 550 KM Carburant : Diesel Boîte de vitesse : Manuelle Passat Sw TDi 140cv 109550km juillet ... tohiny
novalian'i fozabe ny 02/07/2010 17:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0287