Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tslem, milahatra araka ny daty
tslem
(
09/02/2014 19:44)
Fenouil
Manahoana daholo, mety hanaovana lasopy vé ny fenouil?dia sao mba misy mahay recette ampiasana azy io azafady.Misaotra....
tohiny
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 10:53
tslem
(
15/06/2011 10:44)
Mozilla firefox sy ny windows7
Manahoana dholo, hono ho aho ny mozlla firefox ve compatible @ windows7(64bits) sa tsy mety?misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i tslem ny 30/09/2011 09:37
tslem
(
11/01/2011 08:47)
momba ny namana serasera
Manahaona daholo,misy olana ve any @ namana serasera sa ny ahy ihany fa itony bediabe no mivoaka ao?
A PHP Error was encountered
Severity: Warning
Message: mkdir() [function.mkdir]: Too many links
...
tohiny
novalian'i cyril ny 28/02/2011 16:14
tslem
(
11/01/2011 08:45)
momba ny namana serasera
Manahoana daholo,
Misy olana ve ny any @ namana fa itony be dia be no mivoaka ao?
" A PHP Error was encountered
Severity: Warning
Message: mkdir() [function.mkdir]: Too many links
Filename: libra...
tohiny
tslem
(
10/12/2010 09:27)
adiresy mail
Manahoana daholo,
Raha mba misy afaka manazava azafady!
Misy mail tonga ao @ boite-ko dia ny mahagaga ahy an! tsy misoratra eo ny adiresiko fa adiresin'ilay nandefa ihany no eo,somary hazavaiko kely...
tohiny
novalian'i tslem ny 13/12/2010 08:46
tslem
(
18/10/2010 07:46)
Zily sy Mena
Somary hatsikana mahafinaritra.Tany @ taona 1996 tany ho any no nandrenesako azy ity tao @ radio, tsy haiko hoe iza no tompony fa i Clara sy Al na i Solofo José izy izay no niangaly namaky azy.
Men...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 02/11/2010 12:58
tslem
(
09/06/2009 04:05)
ordi maneno be
Manahoana daholo,
Inona kay no mahatonga ny ordi maneno be ôtran lé tômôbil velomina tsy mety velona ireny?dia inona no tokony atao?Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i sitlo ny 09/06/2009 15:52
tslem
(
26/03/2009 12:55)
ora miova
Mba lasa kely fotsiny ny saiko oe: inona aza no tena antony hanovàna an ilay ora e? ohatry ny mahasosotra ilay fanovàna rehefa faran'ny volana mars kah! ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 27/03/2009 17:44
tslem
(
06/03/2009 10:32)
bulletin n°3
Mba misy ilàko casier judiciaire bulletin N°3 aty France dia aiza kay no tokony mba hahazohako an izay, t@ tany dago dia tany @ tribunal tany mazava ho azy fa ny aty no tsy haiko.Misaotra....
tohiny
novalian'i Tazana ny 19/03/2009 02:34
tslem
(
13/01/2009 11:49)
saodia tokony baniavana
Sao dia tokony baniavana kosa itony e sa ahoana ny fiteny azy fa dia nahazo hafatra vao² ndray zah vao nanokatra namana serasera androany, d mitovy tsy misy valaka am'lay christy,babychristy.......ny...
tohiny
novalian'i tslem ny 15/01/2009 08:14
tslem
(
13/12/2008 11:06)
Ahoana ihany izy ity?
Mba lasa ihany ny saina sy ny eritreritra hoe tena ahoana marina aza ny fandehan'izy ity raha izany?nandeha ny resaka tetsy sy teroa dia mba nihaino ny tena dia nipetraka tao an-tsaina ny fanontaniana...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:01
tslem
(
16/11/2008 12:41)
film sy dessin animé t@ mbola kely
za no mahatadidy an'ireny dessin animé sy film taloha ireny?
[url=http://www.dailymotion.com/video/x6r2zm_bibifoc-03-1-ere-partie_shortfilms]jereo eto ohatra: [b]BIBIFOC[/b][/url]
na i
...
tohiny
novalian'i lovelyri ny 21/11/2008 06:51
tslem
(
15/11/2008 17:17)
IEXPLORER.EXE
Vita ny eo d tonga ndray ny pb hafa, mba inona kay ity izay mahalala dia ahoana no atao mba tsy hampiverina an'ilay izy intsony?
Izao lé izy: misy fenêtre mipoitra tampoka izany foana misy soratr...
tohiny
novalian'i tsutsu ny 18/12/2008 10:24
tslem
(
14/11/2008 08:03)
magazay mora entana
Sao dia mba mahasoa antsika mipetraka eto Frantsa ka mbola tsy mahafantatra azy ity, magazay mora zavatra,ahitana entana maro isankarazany.
[url=http://www.nozrecrute.com/implantation_noz.php]mag...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 23:13
tslem
(
13/11/2008 10:28)
mandalo tanà-misy havana
Isika mipetraka aty an-dafin'ny riaka aty moa rehefa hoe hivahiny any an-tranon'olona dia tsy maintsy miantso an-tarobia mampilaza matetika,ka raha ity hono ka eny an-dalana eny ianao ka sendra mandal...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 02/12/2008 00:56
tslem
(
09/11/2008 14:03)
Dia inona indray aza no mba mahatamàna anao aty e?
Toy ny dinika napetrak'i nyrina dia mivadika kely indray ny fanontaniana: inona no tena mba mahatamàna anao aty ? :) ...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/02/2009 13:24
tslem
(
04/11/2008 22:33)
mba vonjeo fa manondrana lé poste de travail
Tsy izany fa izao:saika nisy installation nataoko dia voa-clic clic teo daholo zavatra bedebe d farany nanjavona tsy hitako intsony hatramin'ilay oe lecteur CD-ROM/DVD angah izy izay fa ilay hoe HDD(C...
tohiny
novalian'i wanalen ny 13/11/2008 18:57
tslem
(
29/10/2008 18:47)
kenadie jourdin
Toa tsy blague ity fa tena izy an!
[url=http://www.uneblague.com/La-plus-petite-fille-au-monde.html]kenadie jourdin hono no anarany[/url]...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 05/11/2008 05:55
tslem
(
29/10/2008 10:20)
tetsy sy teroa
Tsy haiko na izaho no diso fitadidy na tsia fa toa nisy rubrique oe "tetsy sy teroa" moa teto @ serasera sa...? toa tsy hitako intsony !...
tohiny
novalian'i tslem ny 29/10/2008 18:48
tslem
(
22/10/2008 07:06)
idée KDO
Inona kay no tsara atao fanomezana(@ anniversaire) ho an'olona enimpolo taona,vehivavy,mba toroy hevitra hoe zah izay mahita?
Misaotra betsaka!...
tohiny
novalian'i tslem ny 24/10/2008 09:29
