Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tslem, milahatra araka ny daty
tslem ( 31/10/2006 08:47)
mpanotra
Nisy dinika efa ela be izay tato momba ny hoe otra ve mampiteraka tokoa ho an'ireo izay tsy niteraka,marina izany ,tsy hanao dokam-barotra aho fa ireto misy mpanotra atoroko anareo izay mila izany:mam... tohiny
tslem ( 29/10/2006 11:31)
tsianjery
Angamba azo ampidirina any @ site-ny sipagasy lé tsenery reo ô!sa ahoana hoy nareo;lé tsénjéry ao @ vetso.serasera e,am'zay mahay dôly dôly ny ankizikely... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/10/2006 21:09
tslem ( 27/10/2006 17:06)
jerenareo ange
iza kay no mahay an lé tsenjery t@ mbôla kely oe: jereo ny volonay madio tsara ery sady zay ndray nasina bogôdy,raha misy mahay d mba omeo zah.misôtra an!... tohiny
tslem ( 26/10/2006 10:03)
inona kay?
Ary mba inona kay ny lohaten'lé hiran'i Voahangy hoe:ho anao zay mijaly,ho anao zay mila hamoy fo fa ny maraina lazaina ho avy,toa resaka be avokoa....... tohiny
novalian'i ninih ny 30/10/2006 15:59
tslem ( 25/10/2006 12:08)
fifamaliana
sao mba tokony asiana dinika vaovao indray ry hery etsy @ dinika rehetra etsy fa mba jereo anie ny dinika ao @ fanabeazana ao e,ao @ lé oe surdoué... tohiny
novalian'i ninih ny 31/10/2006 17:13
tslem ( 25/10/2006 11:32)
mitady hira koa
Asa raha inona no hevutra fa mba misy hira tiako be zay ho aho taloha elabe(1991),ka asa ny RVG raha mety hahita an'io mba ho angatahina e;ty lé hira tadaviko>>>TOKY FITAKA hiran'i JOVIAL.... tohiny
novalian'i lanto ny 26/10/2006 16:33
tslem ( 21/10/2006 08:47)
marseillèse
hono ho aho ry zareo ,mba lasa ihany ny saiko ho antsika aty antaninolona aty,mba mahay marseillèse daholo ve isika ireto?,zah alou tsy mahay fa raha mba misy mahay de alefaso eto ny tonony,sao sanat... tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/11/2006 17:45
tslem ( 18/10/2006 12:45)
je l' aime
tantara kely: teto @karajia no niandoha ny tantara, lehilahy iray efa manambady no nikarajia t@vehivavy iray efa manambady ihany koa , samy efa niteraka , mifankatia hono ankehitriny fa saingy mbola t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/10/2006 06:07
tslem ( 17/07/2006 16:50)
momba ny serasera
Mbola misy tsy mety kely ilay daty, niverina 17/07/2006 ndray, ataoko eto dia mba hitan'ny tomponandraikitra fa mety sahirana izy ka mbola tsy voahitsiny ny daty,tsy mora ny manao zavatra :P... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0475