Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tslem, milahatra araka ny daty
tslem
(
19/02/2008 07:44)
ftma
Bon anniversaire :-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 28/02/2008 12:10
tslem
(
19/02/2008 06:57)
aiza ihany no iainana?
Misy indraindray ny olana mianjady eo amin'ny fiainana, na tsy voatery hoe olana aza fa tanjona iray ho tratrarina.Mitaintaina, miahiahy manoloana an'izany zava-mitranga izany.Ny olona sasany milaza f...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2008 21:59
tslem
(
15/02/2008 08:07)
tokantrano vao
http://www.insideedition.com/news.aspx?storyID=1289
:P...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 16/02/2008 12:37
tslem
(
14/02/2008 16:28)
google st valentin
http://www.google.fr/logos/valentine08.gif
ra azoko tsara zany dia ingahybe mitondra tehina no dikan'ny [b]G[/b] ary ramatoa mitarika balom no dikan'ny [b]L[/b]
:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/02/2008 16:55
tslem
(
31/01/2008 16:07)
mba ampio izay mahay
Inona kay izany oe [b]Win32[/b]?
Tsy izany mantsy fa nisy cd rom nampidiriko tao am lé lecteur-ko dia avy eo ilay izy tsy mety misokatra fa izao no fenêtre misokatra oe:
E:\NAVIGMA.EXE n'est p...
tohiny
novalian'i tslem ny 01/02/2008 13:32
tslem
(
26/01/2008 15:58)
Kally
[url=http://www.dailymotion.com/video/xw601_kally_music][b][i][size=15px]kallie[/size][/i][/b] ve ilay sipa iray amin'ireto e? [/url]
...
tohiny
novalian'i jacquinoricas ny 27/01/2008 08:59
tslem
(
17/12/2007 05:01)
etikety
Hono ho aho? inona kay no mba dikan'ilay boribory kely sy telozoro @ etikety @ akanjo ireny?ilay sary fera sy ny sasany aloha mba mazava tsara ihany fa ireo zavatra roa ireo tena tsy azoko mitsy ny te...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 18/12/2007 09:57
tslem
(
23/11/2007 17:38)
foko 18
Tsy haiko oe aiza ity fanontaniana ity no tokony apetrako fa dia ialàko tsiny raha diso toerana an!
Saika mba hanontany ho ah zah oe, inona kay no dikan'ny oe FOKO(18) sy ny hoe TROMBA ary koa ny ...
tohiny
novalian'i Cybergasy ny 16/02/2008 15:58
tslem
(
11/10/2007 08:47)
code de la route
Hono ho ah ry zareo, azo atao ve ny tonga dia manao examen code de la route fa tsy mandalo auto école, d ra mety zany d aiza kay no tokony hanatonana sy hanontaniana ny mikasika izany sa tsy maintsy ...
tohiny
novalian'i bakobakoro ny 06/08/2008 18:00
tslem
(
27/09/2007 07:03)
dada sy neny
Jean NARIVONY ve sa iza moa no nanoratra an'ity tsianjery ity izay mahalala na mahatadidy?
Dada sy neny malalako izay
dia fola-damosina ery taminay
neny nitaiza, nibaby nanasa
dada isan'andro to...
tohiny
novalian'i myst ny 11/08/2013 10:03
tslem
(
26/07/2007 09:48)
toriteny
[url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/vavaka/video/x2ebfm_misia-mazava-1-ny-iraka_family/1] [b]MISIA NY MAZAVA[/b][/url]
Mba hitako tany dia alefako eto sao dia mba misy liana....
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 03/08/2007 14:34
tslem
(
06/07/2007 05:59)
sao d efa voa aza ah :-D
Mba lasa ihany ho ah ry zareo ny saiko fa isaky ny manokatra ny pejin'ny serasera ah ka vô mahita an'ity :-D d tonga d toran'ny hehy, sao dia efa voa aza ah :-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i sympa ny 07/07/2007 14:35
tslem
(
16/06/2007 06:08)
iza no mba mahalala?
Hono ho ah, asa ianareo izay mba mahatsikaritra fa rehefa misy zavatra vidiana dia matetika ohatry ny misy "R" kely anaty boribory iny eny @ coin coin eny na sahala amzany.Inn kay no dikan'iny izay mb...
tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 10:14
tslem
(
06/06/2007 08:56)
tena :roll:
ô ry zareo a, saika hamaky an lé dinika tao am fiarahamonina :
[ 06/06/2007
10:58:13
ftma
-->vakio ] d no kliké-ko io vakio io d oe:
[color=red]Tsy mahazo alalana
Tsy afaka mamaky ny hevit...
tohiny
novalian'i tslem ny 08/06/2007 19:44
tslem
(
01/06/2007 10:59)
fanovàna adiresy
Mba oe hanova adiresy mail ho ah zah, d nanova, d nahazo hafatra toy izao:[color=red]Miarahaba an'i tslem,
Hitanay fa naniry hanova ny adiresy imailaka ianao tao amin'ny
http://serasera.org ka na...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 07:48
tslem
(
20/05/2007 07:06)
raha nakarin'ny vintana
Mba mangataka ny tonon'io hira io izay mahay, tsy haiko izay mihira azy fa misy oe:
raha nakarin'ny vintana ianao
mba lanjalanjao ny fitondra ny havana.........
tohiny
novalian'i tslem ny 04/06/2007 06:24
tslem
(
04/05/2007 19:32)
izaho ilay xxx io tary @ antson'ny fo
satria aho niafina xxx nanao oe :
[quote]Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-04-2007 15:23:31
Lohateny : Re : Mitady an'i Erika JOERG !
!aiza erika
izaho koa mitady azy [/quote]
dia nony avy eo o...
tohiny
novalian'i tslem ny 05/05/2007 06:37
tslem
(
03/05/2007 19:09)
ho an'ny mpikarakara
Hono ho aho,ôtran gaga be zah fa tsy nandefa biz'oroka afatsy olona roa nefa tsy manana tahiry intsony? izaho irery ve no tratran'izany sa nareo koa ? :roll: nihena am-pitoerana tato lé izy ra zany ...
tohiny
novalian'i karinah ny 06/05/2007 10:34
tslem
(
29/04/2007 07:54)
fitia somongamonga
zany hono dia efa maty ilay Remi mpihira iny ?...
tohiny
novalian'i sudou ny 13/05/2007 15:58
tslem
(
17/04/2007 09:18)
ampianaro teny gasy marina ny ankizy e
mahafinaritra e!
http://3.upload.dailymotion.com/sarymahefa/video/x1q8w1_lehibe-aho-izao-andrana/1...
tohiny
novalian'i rinja ny 24/09/2007 15:48
