Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tslem, milahatra araka ny daty
tslem ( 05/04/2007 08:56)
remarque
[color=red]azon'ny mpandridra fafàna ra tsy azo atao an[/color] inn ny zavatra tsikaritrareo am namana iray, samy milaza zay hitany.Ohatra:fiffi:heu...na oe fenoy aloha ny mombamomba anao... ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2007 07:49
tslem ( 03/04/2007 08:06)
andafy sy vazaha
tam zay mbôla kely oa d ouz dada sy mama oe refa tsy gasy d vazah d refa apitandranomasina d andafy, d nony tonga aty frantsa ohatra d lasa maheno oe rainiboto e, maizina e, tavaratra e sns... ka in... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2007 08:05
tslem ( 23/03/2007 09:07)
siligaoma
iza moa ry reto no mihira an lé oe "siligaoma" , toy izao lé izy: indry sipa jejojejo io anie ataon'ny bandy siligaoma fotsiny ..................................................... manaraka ny fa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:05
tslem ( 09/03/2007 09:13)
lafo loatra ny couche
isaky ny adiny firy kay moa ny zazakely no tokony hatondrotra?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:56
tslem ( 06/03/2007 12:24)
mbola misy ve?
Hono ho ah ry zareo ? mbola misy tokoa ve lé tombil sambo mitety commune taloh reny zao, matetika refa fety tô misy an ireny ra tsy diso ny fitadidiako an? iza no mahatadidy ?... tohiny
novalian'i jimmy ny 15/03/2007 08:23
tslem ( 28/02/2007 12:20)
special stretch sy sitlo
:-D:-D:-D http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45e4a1b8eb484 naningana mbaliana fa tsy manin :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i sitlo ny 05/03/2007 20:20
tslem ( 26/02/2007 12:39)
baw
tsita ni forum sahady baw fa nankaiza? sao mba misy mahita azy ô? :cry::cry:... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 18:28
tslem ( 23/02/2007 18:53)
boubounezy
Ary mba nankaiza ho ah boubounezy e? ... tohiny
novalian'i nolalaina ny 15/03/2007 09:03
tslem ( 23/02/2007 10:24)
inn ar zany?
inn ary zany ra fantatrareo,sady matsiro no tsy mankaleo?... tohiny
novalian'i kelly13 ny 26/02/2007 18:48
tslem ( 29/01/2007 10:17)
silaka fanahy
Mba mangataka ny tonon'ilay hoe "silaka fanahy " an'i Joy K sy Nampoina izay mahay e, misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i tslem ny 31/01/2007 08:22
tslem ( 18/12/2006 06:46)
vanitika vô ampy
ny ahy ndray vanitika be vô ampy :-D:-D:-D:-D=))=))=))=))... tohiny
novalian'i Stretch ny 21/12/2006 23:21
tslem ( 10/12/2006 15:52)
saraka(rija ramanantoanina)
mba omeo ilay hiran'i Rija io anie izay mahay e. misy hoe:'ty ahy, 'ty anao,'ty mba ahy........ tohiny
novalian'i cutie ny 11/12/2006 17:35
tslem ( 09/12/2006 17:35)
co.co.co
mahatsiaro an lé tam mbôla kely ndray ah ry reto ah, ohatra hiteny oe:nôna ah zany d atao oe conôcona coah cozacony :-D:-D:-D.Tapitra... tohiny
novalian'i cutie ny 11/12/2006 19:10
tslem ( 08/12/2006 17:14)
telo sy efatra
iza no manana ilay tononkira oe: 3 sy 4 ihany ,izay no antonony fa be ny mihoatra an'izany 3 sy 4 ihany farafahamboniny fa kely ny ambanin'izany mba miangavy g mahay ô!... tohiny
novalian'i nanoukely ny 09/12/2006 16:26
tslem ( 02/12/2006 08:16)
somongodolo
inona kay no mahatonga ny somongodolo sa somondrodolo amy tanana reny? d inn n fanafodiny?... tohiny
novalian'i niryna ny 25/12/2006 00:57
tslem ( 08/11/2006 18:19)
miss serasera
ary maninn marina ra mba asiana fifidianana miss serasera e?:D... tohiny
tslem ( 07/11/2006 11:25)
mampieritreritra ????
Nisy size izay indray mande oe:iza no tianareo eo @ toeranareo ilay adaboka sa ilay manadaboka,tsy tadidiko oe teto @ eritreritra mandalo sa tany @ fitiavana fa mitovitovy amizay ty fanontaniako ity m... tohiny
novalian'i cutie ny 09/11/2006 21:58
tslem ( 04/11/2006 04:30)
xxx
lasa ndray ho ah ny saiko ry zareo a,misy xxx be d be v eto @ forum sa xxx iray ihany no mizarazara ny atidohany sy ny fisainany e,ndrindray mantsy misy xxx tsara fanahy,ao ny mampalahelo ,d ao koa ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/11/2006 17:28
tslem ( 03/11/2006 13:08)
fihomehezana paharivan'ny andro ty
http://www.geocities.com/RainForest/4258/humours1.html... tohiny
novalian'i tslem ny 03/11/2006 18:51
tslem ( 03/11/2006 12:39)
ankafizo kely
ankafizoo kely aloha reto e: http://www.chez.com/arathorn1/... tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 10:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389