Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tslem, milahatra araka ny daty
tslem ( 17/10/2008 07:38)
Patrick souplesse
Tsy haiko na fanatanjahantena izy ity na hatsika sy lalao fa dia atoko ato aloha: Iza kay no nahafantatra na nahatadidy na nandre fa taloha nisy an'izay olona izay atao oe "Patrick souplesse" dia... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/02/2009 02:27
tslem ( 09/10/2008 11:38)
karatoa
Misy mba mahay ve hoe:ahoana kay ny fanaovana ireny karatoa ireny? ohatry ny mahatsiarotsiaro an'izany izao ny vava. ... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:26
tslem ( 08/10/2008 08:05)
karapanondro
Hono ho aho? ho antsika mpietraka aty ivelany ka manana karampanondro gasy sy vazaha, ka mandeha mankany Madagasikara.Rehefa tonga any ve dia azo ampiasaina daholo ny karampanondro anaankiroa sa ny CI... tohiny
novalian'i tywa68 ny 18/10/2008 07:57
tslem ( 13/09/2008 06:02)
Iza no mba mahay na mahatadidy ireto hira ireto?
Mba misy mahay ny tonon'ity hira ity ve? dia iza moa no mpihira azy fa tsy tadidiko? Miaramila maromaro notendrena izahay hanafika dahalo tao andrefan'i Sakay Ilay sakaiza tiako tena mamiko tokoa... tohiny
novalian'i Fetani ny 08/10/2016 18:12
tslem ( 19/06/2008 08:45)
tapaka ny tsikaiko
Tsy haiko ity na momba ny serasera na fiaraha-monina fa mba afindrao @ izay tokony hisy azy anie ry tompon'andraikitra azafady raha tsy tokony ho ato a! Misaotra. [b]Mba ni klik klik an'ilay oe ... tohiny
novalian'i tslem ny 21/06/2008 05:23
tslem ( 18/06/2008 17:22)
mofo mangahazo
Sao dia mba misy mahay ny fanaovana an'ilay mofo mangahazo boribory (rouleau)asiana voanjo ao anatiny ireny kay ianareo? Misaotra sahady :P ... tohiny
novalian'i vale ny 08/07/2008 14:16
tslem ( 15/06/2008 05:47)
eritreritra mandalo précédent---
Mety possible ve any @ boite de reception an'ny hafatra mba asiana koa an'ilay hoe mialoha sy manaraka ary farany :°) ... tohiny
tslem ( 24/05/2008 13:05)
tena marina ve izany?
Lasa kely ny eritreritro. Rehefa mangidihidy hono ny tanana dia oe hahazo vola Rehefa mamaivay ny sofina-->misy mifosa Rehefa mangovitra ny maso-->hisy ho faty Rehefa mangidihidy ny faladia -->h... tohiny
novalian'i tslem ny 27/05/2008 14:24
tslem ( 21/05/2008 11:50)
ankamantatra
1-inona no mifanohitra @ oe david? 2-inona ny mifanohitra @ oe manifinify? 3-inona ary izany: zavatra lavalava izy an, fotsifotsy ny ao anatiny, ragidro ihany no mahita azy. :) ... tohiny
novalian'i enteme ny 11/06/2008 05:42
tslem ( 12/05/2008 09:54)
fahafolon-karena
Misy mba afaka manazava ve hoe:ahoana marina ny tena momba izany atao hoe [b]"fahafolon-karena"[/b] izany e? Misaotra.... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 22:08
tslem ( 04/05/2008 13:02)
jereo eto
http://www.dailymotion.com/video/x5aqf2_laurent-baffie-et-son-central-dacha_fun :-D :-D :-D ... tohiny
tslem ( 04/05/2008 09:15)
tsy ratsy an !
http://www.dailymotion.com/video/xpzsf_jaojoby-alima-live-festival-donia_music... tohiny
novalian'i zandikely ny 04/05/2008 12:08
tslem ( 19/04/2008 20:18)
nareo koa ve?
asa nareo raha mba hametrahan'ny oul ao aminareo fanontaniana ôtranah?angamba efa in-dimy isanandro farafahakeliny ny fanontaniana mipetraka amiko rehefa manokatra ny forum serasera ah hoe: [b]"pour... tohiny
tslem ( 20/03/2008 12:06)
fanontaniana kely
Saika mba hanontany aho ho an izay mahafantatra. Raha ohatra ve ka olona manana visa any Allemagne dia afaka mandeha aty France ilay olona, dia raha afaka dia afaka mijanona aty pendant 3mois? I... tohiny
novalian'i nani ny 25/03/2008 17:16
tslem ( 18/03/2008 14:28)
tavany sa sinoa
Mba lasa kely ndray ny eritreritro: Iza no tianareo, mihaino ny sinoa miresaka sa mihaino ny tavaratra miresaka? T@ taloha zah maheno foana oe "[i]mimenomenona ohatry ny sinoa very entana[/i]" kanef... tohiny
novalian'i Veloo ny 23/03/2008 00:57
tslem ( 14/03/2008 16:22)
iza no antonona an'ity?
[URL=http://img265.imageshack.us/my.php?image=kiraroqs2.jpg][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/8651/kiraroqs2.th.jpg[/IMG][/URL]... tohiny
novalian'i arialy ny 18/03/2008 11:42
tslem ( 14/03/2008 07:30)
confirmation
Mba mangataka soso-kevitra avy aminareo namana e! Misy cousine-ko ho raisina mpandray ny fanasàn'ny tompo @ paska, dia saika mba hila hevitra kely aminareo oe inn kay no fanomezana tsara atao anko... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/03/2008 19:23
tslem ( 12/03/2008 11:57)
mba mangataka
Mba misy afaka manome ahy ny tonon'ity hira ity ve? Nahoana ianao no tsy nety nilaza raha nanontaniako... dia any @ farany misy hoe tsy anjara ny antsika satria tsy taloha fa diso aoriana. Dia i... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/03/2008 19:49
tslem ( 10/03/2008 12:31)
inona no mahatonga an'izany?
Hono ho aho, isaky ny hamaly hafatry ny namana aho dia eo am-panoratana eo tonga dia mivadika boite de reception foana, ny hafatra tsy voasoratra sady tsy lasa mazava ho azy, moa ilay izy tsisy brouil... tohiny
novalian'i ANARIM ny 14/03/2008 06:14
tslem ( 21/02/2008 02:37)
Ranombavaka, tora-po...
Iaraha-mahalala ny zava-mitranga any Madagasikara amin'izao fotoana izao, tora-po kely avy amintsika tsirairay; miangavy mafy raha azo atao mba tsy asiana ady hevitra na iadiana hevitra an.Misaota ind... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 20:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495