bulletin n°3

1. tslem ( 06/03/2009 10:32)
Mba misy ilàko casier judiciaire bulletin N°3 aty France dia aiza kay no tokony mba hahazohako an izay, t@ tany dago dia tany @ tribunal tany mazava ho azy fa ny aty no tsy haiko.Misaotra.
novalian'i Tazana ny 19/03/2009 02:34
2. felanawil ( 06/03/2009 11:42)
http://www.vos-droits.justice.gouv.fr/art_pix/Form10071v04.pdf
Mise formulaire fenoina d alefa any nantes, misy adresse ao @io site io, na manao demande en ligne ra teraka teto france
3. sipagasy ( 06/03/2009 14:25)
ary raha tera-tany malagasy mizaka ny zom-pirenena malagasy nefa monina aty ivelany dia voatery hoe any Madagasikara ihany veh no ahafahana mahazo io sa mety koa any @ consulat na ambassade??
4. Ralay ( 06/03/2009 16:17)
sipagasy>Naha tera-tany Malagasy mizaka ny zom-pirenena Malagasy aza ianao ka mipetraka aty dia any Nantes ihany no maka azy. :wink:
5. Mirananirina ( 07/03/2009 14:40)
casier judiciaire bulletin N°3

Mbola tsy nangataka an'io aho ka tsy haiko.Neveriko fa any amin'ny tribunal,kay misy manao hoe any Nantes.
6. Tazana ( 19/03/2009 02:34)
Ny casier judiciare azo hangatahana any amin 'izay firenena efa nipetrahana ka hanaporofoana fa tsy misy heloka natao tao aminio firenena io. Ka raha Malagasy ianao mipetraka ao Frantsa ka te hanaporofo fa tsy manana casier ao Frantsa dia manao demande any Nantes. Raha te hanaporofo ianao fa tsy nanao na inona na inona tany Madagasikara dia mila any Madagasikara no manao ilay casier.
Zay firenena rehetra efa nandalovanao azo hangatahana casier daholo ka miankina sisa hoe inona no hilanao azy na iza no mangataka aminao fa raha asa mety na casier frantsay dia ampy raha mipetraka any ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4517