Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jon, milahatra araka ny daty
jon ( 09/06/2006 14:41)
fahabadoana
ny sekoly hiany ve no toerana azo iadiana amin'ny habadona sa mety misy toerana hafa ho an'ireo efa tsy mankany intsony !... tohiny
jon ( 01/06/2006 14:18)
cntemad
miarahaba anareo namana rehetra ato amin'ny serasera ; saika mba misy zavatra anontaniana mitovy lenta ve ny mpianatra bac+5 avy ao @ny faculte sy ny mpianatra bac+5 avy ao @ ny cntemad... tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 10:08
jon ( 13/04/2006 13:09)
diplome capacite
sao de mba misy manana diplome capacite ato amintsika ato , mba tiako angatahana fanazavana kely ! mba valio azafady !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 05:28
jon ( 18/03/2006 11:08)
findramanjavatra !
manahoana daholo isika rehetra ato @serasera ! saika mba hila havitra @ nareo namana ! ahona no tokony hataoko @ ny bisikletako ; ny olona ao ampiasananay rehefa andeha hivoaka de ny bisikiletako fo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/03/2006 05:56
jon ( 11/02/2006 10:00)
fiarahana amin'a vehivavy
inona no mety mahatonga ny lehilahy iray tsy mahasahy mikoty vehivavy ! raha mikoty izy dia ireny le tsisy mpikoty ireny no mba kotiny ka avy eo tonga dia miraikitra aminy na tratrany miaraka amin'o... tohiny
novalian'i lilbon ny 13/02/2006 04:08
jon ( 11/02/2006 09:37)
finiavana hanao zavatra
inona no mety mahatonga ny olona iray tsy mahalala izay tokony ho ataony na izay tiany ataony no sady tsy mba misy faniriana amin'na zavatra hataon'olona ! de inona no tokony ho ataony !... tohiny
novalian'i isrine ny 12/02/2006 12:28
jon ( 17/01/2006 12:32)
fanaovanjavatra
inona no mahazo ahy ! ohatra manao box zany za de te hanao karate indray rehefa manao karate de te hanao box ndray kanefa izy roa tsy araka ! ny fiainako rehetra de lasa hotran'izany daholy ! de ... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/02/2006 01:54
jon ( 03/12/2005 10:37)
diplome equivalance
mety misy ve ny diplome equivalance de bac aty madagascar ... tohiny
jon ( 03/12/2005 10:32)
zavatra tokony hatao
inona no mitarika ny olona iray hanao zavatra iray ! satria misy olona dia mahalala avy hatrany ny zavatra ataony ; nefa misy sasany mba mandinika hiany nefa tsy mahalala izay ataony mihintsy !... tohiny
jon ( 26/11/2005 16:35)
ny fahatsorana
haona tokoa ny fomba ampiasana ny fahatsorana mba tsy ho lasa fahadalana sy fahabadoana ! satria ny olona tsotra matetika dia hambakaina !... tohiny
novalian'i vale ny 20/12/2005 22:52
jon ( 19/11/2005 11:30)
cour par corespondance
mitady olona mampanao cour tout matier tapak'andro na cour par corespondance !... tohiny
novalian'i jon ny 26/11/2005 15:56
jon ( 16/11/2005 16:48)
fanimpanina
inona no mahazo ahy ! rehefa mandeha lalana teritery za dia milamina tsara ny fandehanako ; fa rehefa mandeha amin'a lalana malalaka ;indrindra fa amin'ny arabe dia manahy mafy sao lavo otran'izany... tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2005 04:36
jon ( 11/11/2005 13:15)
yoga sy ny hypnotisme
fa haona tsara ny momba azy io ! mba managataka fanazavana ho an'izay mahafantatra!... tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:26
jon ( 08/11/2005 11:41)
ny sport complet
za mba te hanao sport nefa tsy haiko izay tokony ho ataoko... tohiny
novalian'i hira ny 29/11/2005 14:02
jon ( 07/11/2005 13:26)
sorena lava
inona no mahatonga ny olona sorena lava ; tsy mahatombina firy amina zavatra atao ; tsy matoky tena ; tsy mba misy zavatra mahavariana ; tsy mahita fahafinaretana amin'a zavatra atao ; dia inona no t... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 21:57
jon ( 07/11/2005 12:41)
mila hevitra
misy mpianatra iray ! vao kilasy 1er izy dia nahita asa ! izy nefa sahirana arabola , izy nefa mbola te hianatra inona no tokony ho ataony !... tohiny
jon ( 05/10/2005 12:31)
yoga
tsy hatahorana hisy efeny ve ny fanaovana ny yoga! raha ohatra misy olona iray voan'ny aretina vokatrin'ny yoga de haona no tokony hatao ! ... tohiny
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:20
jon ( 03/10/2005 12:54)
mila torohevitra
za classe de 1er niala nianatra ka nitady asa ! zo za miasa kanefa mbola maniry ny ahazo bac ! ka inona no tokony hataoko ! mba toroy hevitra ; misaotra mialoha ! ... tohiny
novalian'i jon ny 26/11/2005 16:00
jon ( 24/09/2005 15:01)
ny fianarana sy ny asa
azo atao ve ny miasa no sady mianatra! mety ho tafa ve!... tohiny
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:13
jon ( 24/09/2005 14:31)
ny firaisana aranofo!
inona no mety ho vokadratsy aterakin'ny fanaovana firaisana ara nofo raha toa ka atao isan'alina isan'alina tsy mba misy repos raha hoan'ny lehilahy manokana!... tohiny
novalian'i lyodbanks ny 25/10/2016 09:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085