Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jajajaly, milahatra araka ny daty
jajajaly ( 10/02/2014 11:33)
Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?
Olona an-tapitrisany eran-tany no mianatra Baiboly ka mahita ny valin’ireo fanontaniana lehibe eo amin’ny fiainana. Te hahazo ny valin’ireo fanontanianao koa ve ianao? Ho gaga ianao raha mahita... tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 01:08
jajajaly ( 10/02/2014 10:06)
Fitoriana maneran-tany
Efa 100 taona mahery izao ny Vavolombelon’i Jehovah no voalamina mba hitory ny vaovao tsara. Mitory any amin’ny tany 235 mahery izy ireo, amin’ny fiteny an-jatony. Nahoana io asa io no tena ilai... tohiny
novalian'i Nahs ny 06/04/2015 14:59
jajajaly ( 14/12/2012 08:33)
Ny fahafatesana sy izay miseho rehefa maty isika
Mampiseho mazava ny Baiboly fa tsy fikasan’Andriamanitra hatramin’ny voalohany akory ny hahafatesan’ny olombelona. Rehefa noforoniny izy mivady olombelona voalohany, Adama sy Eva, dia nampitoeri... tohiny
jajajaly ( 14/12/2012 07:44)
Andriamanitra mahery indrindra ve i Jesosy?
Maro ny mpivavaka milaza fa Andriamanitra i Jesosy. Misy mihevitra fa telo izay iray Andriamanitra. Araka io fampianarana io, dia «Andriamanitra ny Ray, Andriamanitra ny Zanaka, ary Andriamanitra n... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/01/2013 12:15
jajajaly ( 14/12/2012 07:20)
Manasazy Olona any Amin’ny Afobe ve Andriamanitra?
Gaga be ny angamba isika naheno hoe tsy mino ny afobe izahay Vavolombelon’i Jehovah. Aza adino fa tsara foana mantsy ny mihaino izay mba hevitry ny hafa. Samy hafa anefa ny hevitry ny olona momba ny... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/01/2013 13:11
jajajaly ( 10/12/2012 07:15)
Sazy na lahatra avy Amin’Andriamanitra ve ny Loza?
MISY mihevitra fa ampiasain’Andriamanitra hanasaziana antsika ny loza. Ny hafa indray tsy manaiky an’izany. Misy koa tsy mahalala izay tokony hinoana. Ampiasain’Andriamanitra hanasaziana tokoa v... tohiny
novalian'i jajajaly ny 14/12/2012 07:54
jajajaly ( 09/11/2012 07:11)
Fomba mahomby anampiana ny ankizy hankato Ray sy Reny
Fomba tsara sy mety hahatonga antsika hahomby amin'ny fitazainjanaka ity. Amin'ny teny Sakalava izy ity fa misy koa ny teny Merina, Tandroy ary Vezo. http://youtu.be/dhDjuN3s9Hc [youtube]http://youtu... tohiny
novalian'i niryna ny 10/11/2012 21:29
jajajaly ( 07/11/2012 12:52)
Ray amandreny manana fitiavana
Raha maditra ny zanakao, olon-kafa no asainao anasazy azy? Ary raha fahavalonao io olon-kafa io, vitanao ve ny mametraka ny zanakao any mba hampijaliany noho ny ditrany? Marina fa resaka momba ny fit... tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2012 05:08
jajajaly ( 03/08/2012 11:23)
Vaovao tsara!!!
Hisy fahagagana atao eto an-tany tsy ho ela. Mino izany ve ianao. [img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/08/03/120803012945945206.jpg[/img] [img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/08/03/12080301... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 22/08/2012 04:15
jajajaly ( 30/07/2012 10:02)
Iza no tena mpanaradia an'i Kristy
Rehefa avy nanasitrana olona maro i Jesosy dia tian'izy ireo hijanona foana teo aminy. Tsy fanasitranana sy fanaovana fahagagana anefa no zava-dehibe taminy sy ny anto-diany teto an-tany, fa inona? Ho... tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 09:45
jajajaly ( 13/07/2012 08:10)
Fitsaharan’Andriamanitra
«Mbola misy sabata fitsaharana ho an’ny olon’Andriamanitra.»â€”HEB. 4:9. Ny Genesisy toko voalohany no ahitantsika fa enina andro no nanomanan’Andriamanitra ny tany mba honenan’ny olona... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 01/08/2012 08:10
jajajaly ( 09/07/2012 11:18)
Hijanona eto an-tany tokoa ve isika?
Raha atao indray mijery ny tany misy antsika dia toy izao sisa no fahitana azy. [img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/07/09/120709010757657198.jpg[/img] [img]http://nsa29.casimages.com/img/2012/0... tohiny
novalian'i RBNIR ny 31/08/2012 09:54
jajajaly ( 09/07/2012 11:08)
Ho any An-danitra Tokoa ve Isika?
TE HO any an-danitra ny ankamaroan’ny olona. Betsaka rahateo ny manantena fa mbola hiaina any ho any rehefa maty. Mino izany na Miozolimanina, na Hindoa, na Bodista, na ireo milaza azy ho Kristiani... tohiny
novalian'i jojo3t ny 31/07/2012 03:51
jajajaly ( 02/04/2012 10:27)
HITONDRA FITAHIANA HO AN’NY REHETRA IREO MPANJAKA SADY MPISORONA
[img]http://img15.hostingpics.net/pics/27983032m.jpg[/img] NY ALIN’NY 14 Nisana taona 33, no niara-nankalaza farany ny Paska Jiosy i Jesosy sy ny apostoliny 12. Nasain’i Jesosy niala teo i Jodasy... tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2012 21:39
jajajaly ( 27/03/2012 13:25)
SABATA, mbola tsy maintsy tandreman'ny Kristianina ankehitriny ve?
NY SABATA dia Avy amin’ny teny hebreo hoe shavat, izay midika hoe «miala sasatra, mitsahatra.» Anisan’ny Sabata notakin’ny Lalàn’i Mosesy ny fitandremana andro iray isan-kerinandro sy andro... tohiny
novalian'i didi10 ny 30/03/2012 08:33
jajajaly ( 26/03/2012 09:59)
BOKY MIAVAKA SYTSYMETYPOTIKA
[img]http://www.web-images.org/images/13011_b.jpg[/img] NAHOANA ianao no tokony ho liana amin’ny Baiboly? Satria milaza izy io fa mirakitra ny hafatr’Andriamanitra ho an’ny olombelona. (2 Timoty... tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 18:13
jajajaly ( 26/03/2012 09:37)
Afaka Manampy Antsika ve ny Razana?
[img]http://www.web-images.org/images/13011_r.jpg[/img] EFA ela ny olona no nino fa afaka mitaridalana ny velona ny maty. Manaporofo an’izany ny angano tranainy iray nosoratan’i Homere, poety gri... tohiny
novalian'i niryna ny 12/04/2012 18:06
jajajaly ( 24/01/2012 10:47)
Ny tsara ho fantantra momba ny tranonkala Fifaneraserana
ireto misy fanontaniana 4 tsara ho fantatra handraisanao soa momba ny tranonkala fiseraserana [img]http://www.web-images.org/images/13011_1.jpg[/img] [img]http://www.web-images.org/images/13011_2.j... tohiny
jajajaly ( 19/01/2012 14:00)
MILAZA ny Bokin-tsarintany Momba ny Fivavahana Kri...
MILAZA ny Bokin-tsarintany Momba ny Fivavahana Kristianina Eran-tany (anglisy) fa efa ho 2300 tapitrisa ny Kristianina eran-tany, tamin’ny 2010. Milaza koa anefa izy io fa maherin’ny 41000 ny ï¬... tohiny
novalian'i jajajaly ny 20/01/2012 13:52
jajajaly ( 17/01/2012 11:19)
Ho potika tanteraka ve ny tany?
ˇ Nieritreritra ny olona sasany fa ho potika tanteraka ny tany tamin’ny 21 Oktobra 2011, ani- san’izany i Harold Campin mpiteny ao amin’ny radio any Etazonia. Nilaza mantsy izy fa tamin’ny... tohiny
novalian'i caprio ny 22/01/2012 18:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096