Liste des messages
Liste des messages, inserés par isrine, par ordre de date
isrine
(
09/10/2006 06:04)
Tafarina tsikely2 i Liban
Manao akory aby !
Endrika iray ilazana fa tafarina tsikely2 i Liban ny fiverenan'ny mpianatra any antsekoly androany 9 Octobre. Isaorana ny rehetra mifandrimbona amin'ny fanarenana!...
suite
répondu par isrine le 10/10/2006 05:45
isrine
(
24/08/2006 16:51)
Liban: ny niainako ny ady nandritra ny 34 andro
Manakory aby e!
Vao izay aho no mandalo indray, salama tsara ary vita soa ny 34 andro ny ady. Atao hoe vita tsy vita ny ady e, ny bomba no nitsahatra fa Israely toa mbola miandry kendritohana zany. N...
suite
répondu par tywa68 le 31/08/2006 17:44
isrine
(
01/08/2006 12:12)
Misaotra
Misaota anareo rehetra izay nahatsiaro na nanoratra teto na tsia @ izao zava-misy aty Liban izao. Tsy hoe mpitondra teny akory aho fa kosa nahita ny resaka teto ary sendra mandalo.
Misaotra betsaka, ...
suite
répondu par fijo le 01/08/2006 19:38
isrine
(
01/08/2006 11:36)
atody sy atina courgette
Andramo anie fa tsara.
Rehefa manao courgette sesefana de aza ariana ny atina-courgette, fa fiahazana tsara.
Raha courgette 1 Kg no nalana atiny dia ireto no afangaro aminy.
- atody 5
- farine 5 ...
suite
répondu par tyanah le 14/09/2006 13:54
isrine
(
01/08/2006 11:28)
salade yaourt
@ fotoana mafana andro no tena tsara anaovana azy.
yaourt tsy misy siramamy no ilaina, afangaro @ concomre voaofy sy voatetika toy ny mahazatra ireny, miampy menthe voatetika manify. Na menthe maina ...
suite
répondu par miangalyandria le 01/08/2006 16:06
isrine
(
31/05/2006 12:41)
machine à tricoter
Sao de misy mahita mivarotra machine à tricoter mbola vaovao. Ny tiko lazaina de machine ampiasaina antrano fa tsy @ usine akory.
De raha misy de eo @ ohatrinona eo ny vidiny?
Misaotra e....
suite
répondu par Fiffi le 01/06/2006 05:21
isrine
(
31/05/2006 12:15)
Kafe
Taloha dia be ny mpilaza fa mampangovingovitra ny kafe. Asa na noho ny habetsaky ny sotroina isan'andro na inona. KAnefa ankehitriny za mahalala olona, ary tsy iray fa betsaka, tena mpisotro kafe ( ts...
suite
répondu par saho le 12/08/2006 12:48
isrine
(
25/05/2006 14:00)
Sery
Raha toa ka voan'ny sery, zany hoe reny mitsory be ireny ny lelo dia ity ny fomba tsotra atao. Alona @ rano mamay izay tanty ny tongotra eo @ 10mn eo, ary misotro dite, zany hoe mafana zany e. Ary ton...
suite
répondu par Fiffi le 04/06/2006 04:16
isrine
(
01/03/2006 12:32)
Galeoka, solafa
Efa nisy nilaza tamiko ihany ny dikany satria dia teny vaovao tamiko izy ireo, fa mba te-hahalala ny tena hoe: teny gasy ara-dalana ve izy ireo.
Misaotra an'izay afaka mamaly....
suite
répondu par little le 07/04/2006 10:13
isrine
(
25/02/2006 13:54)
teny gasy sy vazaha...
Akory aby e!
Fa maninona isika no manao attention @ teny vazaha fa kosa tsy mitandrina ny teny gasy
Raha izany teny ampiasaina eto izany dia mila tsy ho fantatra mihitsy ny hevitra tian'ny namana sa...
suite
répondu par isrine le 01/03/2006 12:28
isrine
(
24/02/2006 12:50)
Viole sur mineur lehilahy...
Amiko ny viole dia misy violence. Inoako marimarina anefa fa tsy manery mihitsy ny vehivavy raha toa ka miray @ lehilahy mineur.
Sa ahoana ny fahitanareo azy?...
suite
répondu par pissoa le 07/04/2006 11:42
isrine
(
24/02/2006 12:47)
mahalasa saina...
Mahagaga fa rehefa reraka ka mihinana nivakinina na zavatra mitovitovy @ izay dia malaky tonga ny regle, ( zany hoe raha toa ka tsy dia lavitra intsony ny andro tokony ihavian'ny regle).
Nefa raha t...
suite
répondu par kala le 27/02/2006 06:55
isrine
(
24/02/2006 12:38)
lamosina vizaka lava na koa marary lamosina...
Mampijaly rehefa tratrany, ary toa tsy misy fanafody mahasitrana azy, nefa koa dia tsotra ihany de mahafaka azy.
Fomba 2 no azo atao, somary mitovy2 ihany. Ny tanjona dia ny haha-// ny tanana sy ny t...
suite
répondu par Fiffi le 15/04/2006 04:02
isrine
(
12/02/2006 12:59)
Mimenomenona fa vozaka lava
Mahagaga ahy, @ ankabobeny ny lehilahy de mitararaiana lava fa vizaka rehefa avy miasa. Fa moa ve tsy mba vizaka ny vehivavy na tsy mitaraina aza. Sa efa politikan'ny tsy te-hanao na inona na inona re...
suite
répondu par mirana5 le 21/02/2006 11:47
isrine
(
12/02/2006 12:47)
marika postaly
Misaotra an'izay mamaly o, fa firy kay ny marika postaly ny alakamisy ambohimaha?
Nangataka adresse n'olona aho nefa tsy voamarika t@ ilay izy ny marika postaly, izay no antony....
suite
répondu par fiaritiana le 16/02/2006 08:58
isrine
(
16/12/2005 13:18)
Ny tsy fitiavana ny lainga...
Ny olona rehetra samy tsy tia an'io lainga io, nefa anie dia samy mandainga e. Hihihi......
suite
répondu par mandrindra le 30/12/2005 10:23
isrine
(
14/09/2005 19:05)
TSy ahitana litera "a"...
IZa no afaka hanome fehezanteny betsaka indrindra, fa tsy ahitana "a " na iray ao anatiny. Na tenimparitra, fa kosa teny gasy mazava.
Ohatra hoe: mihogo volo i solofo. ...
suite
répondu par Veloo le 14/10/2005 19:32
isrine
(
14/09/2005 19:01)
Ny ahalalana fa te-hikoty...
Indray andro manko nisy nametraka resaka teto hoe: ny vehivavy hono mipozipozy rehefa te-hokotina. De hoy aho hoe: ahoana no ahalalana ny lehilahy rehefa te-hikoty?...
suite
répondu par gasitiako le 23/11/2005 08:12
isrine
(
26/07/2005 13:38)
Vit B9
Inona no sakafo misy vit B9 e?...
suite
répondu par fijo le 27/07/2005 20:24
isrine
(
24/07/2005 09:15)
tsika koa mba manana zo ho finarita à endrika ivelany.......
@ ankapobeny ny lehilahy dia voasariky ny endrika ivelan'ny vehivavy. Marina fa tsy miankina à iny akory ny toetra sns, fa mba hafa ihany ny hoe tsara jerena e.
tsika vehivavy koa inoako fa mba toy...
suite
répondu par fijo le 10/08/2005 21:35
