Liste des messages
Liste des messages, inserés par isrine, par ordre de date
isrine
(
30/12/2003 20:33)
Misy dokotera ve eto e.........?
Salut!
Toa ohatry ny tsy misy dokotera zany eto, nefa ny ps mipopoka ery: toubib, docteur!...
suite
répondu par isrine le 10/03/2004 13:24
isrine
(
28/12/2003 12:37)
fa maninona kay e.........
Ny lehilahy no miteny we: gidrogidro, rehefa tsy dia bogosy ve, sa? ...
suite
répondu par rinakely1 le 22/01/2004 15:45
isrine
(
28/12/2003 12:34)
"kolokoloy ny fitiavantsika!"
Atao ahoana izany ry zareo a? kolokoloina à fomba ahoana?...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:05
isrine
(
22/12/2003 19:13)
tohiny sady farany: "faire un bébé toute seule"
Hita fa be ny lehilahy tsy hiditra @ toy izany. Fa raha toa ary ka voafitak'ilay vehivavy ianareo, de ahona no hataonareo?...
suite
répondu par tia_ery le 09/01/2004 17:09
isrine
(
15/12/2003 18:04)
Tohin'ny "faire un bébé toute seule"
Dia ahoana no hevitrareo lehilahy raha toa ka misy vehivavy mangataka izany aminareo?...
suite
répondu par ikaretsaka le 18/01/2004 11:17
isrine
(
08/12/2003 19:21)
"Sao de ataonao filantsy mahita fotsiny aho"
Fa maninona no misy lehilahy mahasahy milaza an'izany nefa izy no mikoty ilay vehivavy?...
suite
répondu par pitchou le 24/01/2004 11:37
isrine
(
06/12/2003 18:39)
"Faire un bébé toute seule"
Inona ny mahatsara na ny maharatsy azy?...
suite
répondu par isrine le 16/12/2003 19:00
isrine
(
01/12/2003 19:18)
Mandeha ran'orona @ andro mangatsiaka!
Tsy fantatro izay antony ka ilako fanazavana aminareo, fa rehefa mangatsiaka ny andro de mandeha ran'orona za. Tsy isan'andro akory fa indraindray. ...
suite
répondu par ikaretsaka le 22/03/2004 09:18
