Liste des messages

Liste des messages, inserés par isrine, par ordre de date
isrine ( 21/07/2005 14:51)
ny hevitry ny nofy...?
inona avy ny nofy efa nodinihinareo ka ahafahanareo milaza fa tena marina ilay izy? na koa izay heno tetsy sy teroa? rehefa manonofy squelette hono dia ho faty izay iny olona iny. ... suite
isrine ( 17/07/2005 09:02)
persil % voasary ( orange)
Ny persil hono no ahitana vit C bebe kokoa noho ny orange? ... suite
répondu par fijo le 21/07/2005 21:52
isrine ( 11/07/2005 13:46)
Toetra, araka ny fomba fipetraka na fomba mahazatra.....
Rehefa ny olona 1 no mipetraka @ seza ka mamonjy ny fond, dia olona kamo izy izay! Inona koa no fanatrareo? ... suite
répondu par Veloo le 03/08/2005 16:55
isrine ( 03/07/2005 08:41)
Lahy na vavy
Misy milaza fa azo atao tsara ny manao regime alohan'ny hahabevohoka, araka izay tiana na lahy na vavy. Koa misy mahalala ny à izany ve? Misaotra o!... suite
répondu par fijo le 27/07/2005 20:29
isrine ( 25/06/2005 17:51)
Lehilahy te-hobevohoka....
Manakory aby indray e! Gaga za rehefa naheno fa misy lehilahy te-hobevohoka. Ianareo lehilahy eto ve misy toa an'izany? Raha eny, de inona no antony e? Veloma e.... suite
répondu par jhouhlambout le 11/07/2005 09:49
isrine ( 24/01/2005 13:50)
nasaina nefa nandoa vola...
efa sendra zavatra toy izany ve ianareo: nasain\'le bandy tany @ resto nefa za indray no nasainy nandoa ny part-ko. hafahafa tamiko ilay izy. Diso ve za raha toa ka sosotra taminy?... suite
répondu par fijo le 22/06/2005 22:31
isrine ( 24/01/2005 13:46)
anti-mola
aminareo lehilahy no angalana hevitra hoe inona no teny mendrika sy mihaja havaly ireny anti-mola ireny?... suite
répondu par deghany le 21/09/2005 10:48
isrine ( 12/03/2004 09:48)
teny 1 ahodikodina
teny misy dikany ary tsy argo, misy hasiny telo farafaharatsiny. ohatra: hariva / hirava na tenimparitra aza ny teny azo avy eo tsy maninona... suite
répondu par olly le 17/05/2004 12:01
isrine ( 10/03/2004 13:26)
karemy
inona ry zareo no tena hevitry ny karemy raha toa ka tsy hanaraka be fahatany ny voalazan'ny baiboly?... suite
répondu par ramaso le 14/04/2004 04:48
isrine ( 08/03/2004 13:04)
mahalany rano 15-20 litatra isanandro
efa nisy naheno an'io ve nareo? fa aretina hono ilay izy. ... suite
répondu par raym le 22/05/2005 23:15
isrine ( 05/03/2004 09:34)
amaroli na urinothérapie
Ialana tsiny @ izay olona mora rikoriko an. Ahoana ny hevitsika @ izy io?... suite
répondu par fraulo le 27/07/2004 11:00
isrine ( 23/02/2004 18:49)
toetsain'ny gasy!
maninona no tsy manana fahatokisana isika gasy fa "manja e "! noho isika voazanaky ny vazaha ve, sa? rahoviana isika no afaka ny hiaina ara-dalana ka tsy hanao fampitahana be fahatany @ vazaha?... suite
répondu par kitjo le 13/03/2004 12:53
isrine ( 17/02/2004 14:19)
sarotra angaha ny mifehy ny fitaovanareo e...?
misy tantara iray ity, bandy akamako taloha, mpampianatra izy, ary nilaza fa mampanaonao foana hono ny sipa mpianatra. De efa kopy @ tiany lazaina za, fa mba manontany anareo lehilahy e: nahoana no om... suite
répondu par rivorijasoa le 12/11/2004 08:29
isrine ( 17/02/2004 13:46)
mpivaro-tena
hevitra azo haroso hialan'ny vehivavy @ fivarota-tena?... suite
répondu par ikaretsaka le 03/05/2004 17:07
isrine ( 22/01/2004 19:41)
sary sy anarana......
salut! Rehefa tsy mametraka sary sy tsy mampiseho ny anarana 1 manontolo ve dia azo lazaina fa tsy matotra? Fa ny tsy tsikaritrareo dia azo foronina ny anarana apetraky ny sasany eto, tsikaritro iza... suite
répondu par kitjo le 26/05/2004 03:08
isrine ( 17/01/2004 19:05)
Misy mahalala ny antony ve?
Misy an'ity message ity foana matetika miverina eto @ ordi, nefa ilay bandy nasaina nijery azy milaza fa tsisy dikany avy hono io message io, matetika anefa mikatso ny ordi raha vao io message io no m... suite
répondu par ds le 10/02/2004 09:07
isrine ( 17/01/2004 18:46)
Be tsy handraofana.........
Salut! betsaka isika eto raha ny ps no jerena, fa vitsy raha ny vata-tena no tena lazaina. Izay no mahatonga antsika eto tsy serieux. ... suite
répondu par fijo le 19/02/2004 10:47
isrine ( 17/01/2004 09:15)
Mba valio e.........
salut! Zakako ihany ny fifandrebirebena eto, fa raha resaka fahasalamana kosa de tsy tokony hatao vazivazy, rehefa tsy dokotera enao dia aza misandoka hoe dokotera eto à namana. Mitady dokotera za... suite
répondu par cupido le 11/08/2004 13:41
isrine ( 07/01/2004 18:41)
vinanto-doza, rafozana tsy vanona...
Maninona no matetika tsy mifankahazo ny vinanto sy ny rafozana e? ... suite
répondu par fijo le 27/01/2004 16:30
isrine ( 07/01/2004 18:38)
henatra hono...
Marina fa henatra ho an'ny vehivavy izany hoe: bevohoka tsy manambady izany, fa iza kay no ao ambadiky ny vehivavy raha tsy ny lehilahy e? Firy @ lehilahy no miaiky sy maka ho vady ny vehivavy izay re... suite
répondu par taratra le 08/02/2004 18:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0146