Takelaka mahaliana

hery ( 15/05/2008 07:26)
Sendra hitako tatsy amin'ny resaka informatika fotsiny dia aeliko eto. [url]http://idago.net[/url] toerana afaka hametrahana site maimaim-poana.... tohiny
nygasysoafifameno ( 30/04/2008 14:43)
MIARAHABA MIANTSO MANASA anareo Malagasy eto Madagasikara na aty ivelany mba hamangy amaky ny site http://www.madagascar-animation-culturelle.net Mila aina vaovao hay fijery fandinika fitondrana f... tohiny
kofbay ( 13/04/2008 10:49)
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i mmmhh ny 14/04/2008 06:52
ftma ( 20/03/2008 17:31)
Raha sendra mitady billet mora ianareo @ ity site ity mora ny mitady ny saran-dalana mora indrindra, tsindriana fontsiny ny ville misy anareo dia hita ny lien rehetra ny toerana azo handehanana http... tohiny
novalian'i tess ny 21/03/2008 18:37
rurik ( 12/03/2008 16:02)
za zany manamboatra kilalao peluce de mitady le musique ohatra we feona zaza na hira ilay ataondry zareo ao anatin'ny peluce reny sao mba misy mahalala we aiza no ahitana an'ireny ? ohatra we le si... tohiny
novalian'i rurik ny 15/03/2008 08:53
rush ( 18/02/2008 11:40)
La question est fondamentale : POURQUOI ? On n'a pas souvent l'occasion, en ces temps agités, de se poser les vraies questions. Et pourtant... POURQUOI tu peux avoir une pizza à ta ... tohiny
novalian'i penina ny 25/02/2008 15:21
hafaliana ( 16/02/2008 14:08)
Slt, daholo ry namana ah! Ny vaovaoko indray dia: ny site ankafizina indrindra lasa vita amin'ny fiteny roa dia ny frantsay sy Malagasy izany. Mba tsidiho ry reto a! www.hafaliana.tk ny adiresy. :D... tohiny
hery ( 31/01/2008 12:25)
Efa hitanareo? Dia mahafinaritra ilay hevitry ry zareo tia vazivazy. http://blagyvazivazy.blaogy.org/2008/01/25/tonga-soa/ Hery... tohiny
novalian'i mitia04 ny 07/02/2008 06:51
rurik ( 17/01/2008 07:53)
Asa raha mba ohatran'ny ahy ianareo fa mandinika aho de toa tena lafo be daholo izay zavatra atao mba hifandraisana, na hanampiana an'i madagascar, resaka telphone, fandefasana entana, raha mahit... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/07/2008 19:17
rurik ( 16/01/2008 12:30)
Dia faly miarahaba anareo rehetra. Misy fanotaniana kely mba saika apetrako . Hono hoa raha mitondra entana makany mada ka mihoatra ny lanjany de eo @ ohatrinona par kg no aloha eo @ airoport? ... tohiny
novalian'i rurik ny 27/01/2008 16:08
tsoupou ( 12/01/2008 05:59)
Misy site iray zay afaka mba ifankahitana am namana mpiara-mianatra taloha raha toa ka misoratra anarana ao daholy isika [url]www.sekoly.info[/url] ny lien fa mety ahafinaritra raha tsika mifanoratra ... tohiny
novalian'i rrdo ny 15/01/2008 23:57
hery ( 07/12/2007 09:58)
Misy torolalana tsotra sy fohy ho an'izay te hanana blaogy ato : http://hery.blaogy.com/post/4/3761 Koa raha liana dia midira mi-blaogy amin'izay e.... tohiny
lemenakely ( 27/11/2007 12:27)
Asa isika izay nahita ilay reportage sy débat t@ public sénat nikasika ny raharaha 2002 iny fa dia nahaliana tokoa Ity misy échantillon momba izany ho an'izay tsy nahita mila clickéna ilay... tohiny
sipagasy ( 21/11/2007 18:28)
Miarahaba Hisokatra tsy ho ela @ 24/11/2007 ho avy izao @ 17h ora/ora Madagasikara/ ny site ahafahana mifidy blog malagasy tsara indrindra ka aza misalasala manolotra izay blaogy hitanao fa mendrik... tohiny
novalian'i news2dago ny 18/01/2008 13:07
sipagasy ( 20/11/2007 18:08)
Miarahaba e! Ho an'Antanananrivo sy ny manodidina aza hadinoina fa hisy 'fampianarana mi-blaogy' maimaim-poana ny sabotsy ho avy izao (24/11/2007) ao @ TEKNET Isoraka manomboka @ 17h ka hatramin'ny... tohiny
novalian'i sipagasy ny 21/11/2007 09:22
bilakarenjy ( 19/11/2007 19:46)
Asa raha fantatrao sy tadidinao ,fa nisy tendrombohitra roa ambinin'ny folo nanana ny hasiny sy ny lazany ary ny voninahiny teo amin'ny malagasy. Indro atolotro anao eto ny anaran'ireo tendrombohit... tohiny
kofbay ( 01/11/2007 12:22)
Izaho ry zareo dia tena tia alika, ka te hifanakalo sy hifanoro hevitra aminareo izay tia alika ka manana, na tsy afaka manana, na ireo izay te hiditra amin\'izany hoe fitaizana alika! Ary koa hifano... tohiny
Lantoer ( 30/10/2007 09:08)
Ho an'ny Admin, Faly ny tenako mampita ity hevitra vaovao ity izay niombonako tamin'ny mpilalao eseky vitsivitsy. Ny zava-misy tsikaritro hatramin'ny niatombohako nilalao tao dia misy Fihaonana efa ... tohiny
novalian'i Lantoer ny 31/10/2007 09:52
madazikart ( 29/10/2007 05:11)
Loza mihintsy ity fitiavan-javatra ity fa dia mampifoha vao mangiran-dratsy andro alahady.Satria moa izany ny tenanay tia maka sary dia nipipika tetsy sy teroa ka dia [url=http://hotokar.free.fr/La%20... tohiny
novalian'i rova30 ny 19/11/2007 21:04
xxx ( 26/10/2007 06:15)
Te hametraka hafatra ho an'izay liana hividy trano @ fandoavana vola tsikelikely aho. jereo tsara ny contrat, ny toerana misy ilay izy, ny plan ary indrindra vola nifanarahana fa aloha mandrapahavita... tohiny
novalian'i latina ny 16/11/2007 08:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.1869