Takelaka mahaliana

Annih ( 10/03/2014 14:31)
ity misy asa sy vola malaky ra mahaliana anareo namana: www.libertagia.com/Rossannih clikena io lien io ra te hanao insciption ... tohiny
novalian'i elien8 ny 15/02/2019 06:21
sitlo ( 28/01/2014 11:44)
http://jacques.risso.free.fr/Karaoke/Enfants/ Jerijereo koa fa misy hiran'olon-dehibe toa an-dry Goldman ao fa saingy ny ahy ilay an'ankizy ihany no ilaiko. [color=blue]vanBasco[/color] ny ahy no l... tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/02/2014 17:09
sitlo ( 22/12/2013 13:00)
http://www.cenit.mg/dossiers/Recap_National_confroter_etat.php Tsy ampy 1.500.000 ny mpifidy voasoratra ofisialy. Ary tsy ampy atsasak'ireo akory no nandeha nifidy. Izany hoe latsaky ny 800.000 Avy... tohiny
minimoy ( 12/12/2013 18:23)
kotobelouh ( 10/12/2013 16:12)
Miarahaba antsika rehetra! Betsaka ny reska momba ny asa @ internet efa nandeh, ny ankamaroany dia fitaka sy lainga avokoa ka nanjary lasa ratsy laza ilay asa. Misy dia misy tokoa anefa ireo asa tena ... tohiny
RNIL ( 04/09/2013 18:36)
mahafinaritra aloha fa betsaka ny sites mg,indrindra ho an'ny discussion,tsy mahaory mihintsy e! ... tohiny
sitlo ( 12/08/2013 02:37)
Ity misy site tena mihetsika amin'ny karazan-kira ankehitriny. VST, FL... na vocale aza misy. Misy forum azo anontaniana ny lafiny teknika koa. http://www.looperman.com/acapellas... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/09/2013 05:59
Nehemiah ( 05/08/2013 07:24)
http://fr.mongabay.com/news/2010/fr1105-rajoelina_eia_video.html Ôviana ny vahoaka malagasy voa taitra @ torimaso mandrenoka azy ?... tohiny
novalian'i bor2lais ny 08/08/2013 15:37
Nehemiah ( 19/06/2013 09:01)
Zavatra tokony hain'ny mpandray anjara @ serasera rehetra izay : http://fr.wikipedia.org/wiki/Troll_%28internet%29... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/06/2013 21:50
planb ( 05/06/2013 15:34)
Bonjour a vous tous, j'aimerai vous faire savoir un jeu de stratégie en ligne. ce jeu est vraiment plus que génial puisqu'on peux gerer une village. ce jeu est le [b]Medieval War[/b]. Je vous invite... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/06/2013 12:56
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:58)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
Nehemiah ( 26/02/2013 13:25)
Mainka ho 90%-n'ny net no teny anglisy avokoa. Nefa tsy voatery havanana @ teny anglisy daholo antsika gasy. Ka ity misy sity fandikan-teny tena tsara kalitao : http://www.wordreference.com/... tohiny
novalian'i Jessimi ny 03/02/2014 09:07
Nehemiah ( 14/02/2013 06:17)
Ho antsika izay tsy manana Baiboly ka sahirana @ andininy ampidirin'ny mpiserasera, ity misy sity azo itadiavana andininy na teny @ Baiboly protestanta : http://www.smartbaiboly.org/online... tohiny
Marijane ( 16/01/2013 07:04)
Efa misy amin'izao ny vahaolana, fomba mahomby hahazoana vola be. Anisan'izany ity atoro anao ity. Tsidio ity tranon-kala ity dia araho tsara fotsiny ny toro-marika voalaza ao e ! http://www.earnpartt... tohiny
novalian'i batshi ny 29/07/2014 11:38
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:27)
Asaramanitra e taona vaovao 2013! Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am... tohiny
milavony ( 21/07/2012 08:47)
za zany vehivay 22 taona mikasa ny hanao masera nefa ny olako dia tena mpamala-kira be mitsy aho efa nisy olona nampianatra hira ahy nefa tsy nety nahay mintsy za fa mba mila vonjy aty aminareo zay no... tohiny
novalian'i BRIOCHE ny 15/11/2012 04:14
Blackeagle ( 04/06/2012 08:27)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/02/2013 08:10
cpd8910 ( 12/03/2012 01:13)
RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY Magistrat, enseignant cherchers, politologue. Invité du zoma 02 mars 2012 http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs ... tohiny
paiso ( 24/02/2012 08:31)
Ty misy asa mety hanampy ny fidirambolanao @ alalan'ny internet. Tsy avoavam-bola ary tsy arnaque ihany ko. Mitariha namana rehefa vita ny isnription (@ alalanilay lien nao ihany no itarihanao namana... tohiny
novalian'i batshi ny 29/07/2014 11:55
nary923 ( 28/01/2012 15:49)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0438