vetso.serasera.org

Oully ( 22/05/2006 13:01)
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina Amin’ny 27 mey 2006 amin’ny 8 ora alina dia hisy antsan-tononkalo hotanterahin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ao amin’ny FI... tohiny
novalian'i soanja ny 10/06/2006 05:26
Poun ( 12/05/2006 09:53)
Marina f'efa misy ny toerana natokana ho an'ny tonokalo.Niniako napetraka ihany ity hevitra ity dia @ zay afaka manoratra na dia sombiny kely fotsiny mety ho nanohina anao na tadidinao aza no... tohiny
novalian'i pissoa ny 27/05/2006 17:01
nyeja ( 01/04/2006 10:00)
Miarahaba antsika rehetra Ny tenako dia mitady poety malagasy mahafehy sy manana talenta amin'ny fanoratana teny malagasy sy frantsay handika ireo tononkalo ao amin'ny boky "ilay fitia" ho amin'ny... tohiny
era ( 23/03/2006 14:44)
ho antsika be vetsovetso eto , mandehana mijery ilay tantara an-tsehatra "Zamaria - Sangôjy" lalaovin'i Tarika Imahavita ilay nataony tao Paris fa averiny indray ilay izy amin'ny sabotsy 15 avril f... tohiny
pissoa ( 16/03/2006 15:22)
[b]Resadresaka ambany tononkalo[/b] :) izay angamba no azoko hilazana azy! Sa ve izao ilay nantsoina taloha hoe "Vaky sôva" ... (tsy haiko ny manoratra azy) http://serasera.org/vetso/index.php?rub=... tohiny
novalian'i raozigasy ny 24/04/2006 23:04
vegas ( 12/03/2006 14:00)
Mba te ahalala ny sangan'asany hafa aho raha misy mahalala fa tena mampiaky ahy koa ny poéme-ny. Rariny raha efa nahazo Concours de Poésie izy. http://www.poesieetcitationsdamour.com/PoemeDAmour48... tohiny
novalian'i hasiniony ny 15/04/2006 07:49
hery ( 25/02/2006 23:16)
Zava-baovao ao amin'ny takelaka vetso.serasera.org Rehefa manoratra tononkalo ianao dia tsy voatery tonga dia aseho ho hitan'ny olona fa mbola azonao atao vakiraoka aloha. Amin'izay dia azonao tohiza... tohiny
novalian'i bichette ny 02/03/2006 02:26
Ifanomezantsoa ( 21/02/2006 08:21)
Miala tsiny indrindra amin'I Kally (Ikala) fa diso ny anarana mpanoratra nosafidiako ho an'ilay tononkalo Princesse d'amour. Ny manaraka no tsy hatao intsony. Ifanomezantsoa... tohiny
novalian'i hery ny 27/02/2006 14:34
fiaritiana ( 20/01/2006 20:59)
Manao ahoana daholo o! Sao dia mba hainareo ry reto ny PSn io namana io??... tohiny
hery ( 16/01/2006 07:22)
Hitako misy tononkalo vitsivitsy iaraha-manoratra ato amin'ny vetso ato. Ahoana kay no fomba anaovanareo azy? Sady amin'izay ianareo samy hafa ny toerana misy anareo. Mila mitovitovy izany ny sentimen... tohiny
hery ( 03/01/2006 07:30)
Namaky tononkalo anakiray lalina dia lalina nosoratan'i randria aho. Aza mba misaratsaraka ihany fa samy migoka antsokosoko ny vokany. toa izao ny sombiny [i]Asiako raki-teny ny fahatsiarovana azy, ... tohiny
novalian'i memerz ny 14/01/2006 22:49
hery ( 12/12/2005 11:05)
Misy vitsivitsy ihany ny tononkalo momba ny noely ao amin'ny [b]vetso.serasera.org[/b]... angamba fotoana mampisy aingam-panahy hanoratana tononkalo momba ny noely izao ho an'ireo izay manana izany ai... tohiny
novalian'i hery ny 12/12/2005 11:06
hery ( 09/12/2005 22:03)
Nalaina tao amin'ny lisitra.serasera.org. Hafatra avy amin'i Pasteur Samoela Andriani. Misy nangataka tsianjery Krismasy taty amiko ka dia indro misy tsianjery 5 ireto ho an'ny ankizy. Mbola tsy t... tohiny
novalian'i saharoy ny 24/05/2006 07:57
xxx ( 18/11/2005 23:20)
ary maninona moa raha mba manangana boky iray ho an ny sangan asa rehetra ato amin ny tononkalo serasera ato e! fidina zany zay milay indrindra dia atao boky!! soso kevitra ny ahy an! ahoana any ny he... tohiny
pissoa ( 11/11/2005 15:09)
manao ahoana o - sao misy mahay kay ilay tononkalo mitondra ny lohateny hoe "Embona" (nosoratan'i Samuel Ratany) dia novalian'i J.J. Rabearivelo hoe "Tsy embona". misaotra o... tohiny
novalian'i tearaha ny 22/09/2010 14:53
xxx ( 02/11/2005 20:11)
salama, mba hafa koa ilay teatra t@ 29 okt teo an, tiako be aloha ilay izy e. Tsy nampoiziko, miady rima ohatra ny hoe tonokalo daholo ve hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany, nefa tsy nankala... tohiny
novalian'i xxx ny 06/11/2005 19:45
fiaritiana ( 28/10/2005 22:41)
Salama daholo o!! Saika mba hanontany aho hoe: ary lasa aiza vetivety teo ilay tononkaloko SANS TOI nosoratako tao amin ny vetso; sady tsy hitako tao amin ny lisitry ny tononkaloko no tsy hitako eo ... tohiny
xxx ( 12/09/2005 13:08)
slt doly oo ! sao re mba misy manana tonokalo am teny gasy azo atao am noely ho any ankizy o ! hisaorana mialoha ! izay mandray anjara ! d mirary soa !:D... tohiny
novalian'i gasitiako ny 11/10/2005 10:30
hery ( 27/08/2005 21:43)
Ao amin'ny takelaka tononkalo vetso.serasera.org dia nasiana fomba iray hanohanana ny tononkalo tsirairay. Ny tononkalo notohanana (sponsorisé) dia miseho voalohan'ny lisitra rehetra. Mitranga eo ami... tohiny
novalian'i hery ny 05/09/2005 08:43
hery ( 18/08/2005 09:49)
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ny takelaka vetso.serasera.org izay misy ny tononkalo eto amin'ny serasera.org Mbola tsy tena tomombana izy io koa raha misy fanitsiana na sosokevitra tianareo hat... tohiny
novalian'i kally ny 19/08/2005 08:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0477