vetso.serasera.org

zakilinina ( 01/05/2007 13:32)
Te hahafantatra ny hevitrareo aho ny mahatsara sy ny maharatsy ny slam raha ampitahaina amin'ny tononkalo manara-dalàna.... suite
répondu par mandrindra le 29/09/2007 12:39
pissoa ( 27/03/2007 16:00)
Depuis quelques temps, « Rado », de son vrai nom Georges Andriamanantena, souffre d’une maladie du coeur. Son rétablissement nécessite une intervention à l’étranger et le coût est hors de p... suite
répondu par adidy le 04/05/2007 08:33
glamoor ( 16/03/2007 16:43)
slt doly ny zanaka pamelezana serasera tsy misy ambara fa izao e!tsy hita moa izy ity e! sao dia mba afaka mifanampy isika e! mitady kil hanao volo e! ny asako mantsy coiffeuse e! dia misaotra mialoha... suite
répondu par sitlo le 16/03/2007 17:25
Oully ( 15/03/2007 00:33)
Miarahaba, "Ao anatin'ny « Printemps des Poètes 2007 » dia ho kaloina sy ho hiraina amintsika ny sangan'asan'ireo Poety 7 Malagasy Malaza : Randza Zanamihoatra, Ny Avana Ramanantoanina, Fredy ... suite
répondu par Oully le 04/04/2007 19:20
xl ( 12/03/2007 13:53)
Rehefa tsy mandiso note, frappe ary tononkira aloa le zokinjokiny tena au texto mihitsy, fa le boay kely no tsy ampy feeling Miezaka kely daholo ny tsirairay e! Ny 35e anniversaire Mahaleo ao @ Oly... suite
répondu par xxx le 04/04/2007 09:19
nyeja ( 14/02/2007 07:38)
"Antsan'ny Fitiavana" fankalazana ny faha 20 taona nanoratan'Ny Eja .Hiantsa tononkalo Ny Eja dia ravahan'i Tovo J'hay, Do Rajohnson, Onja sy Roxanne pazzapa4,JTM, hira sy angola mambabo fitia hat... suite
répondu par Ryana le 25/02/2007 16:28
zakilinina ( 27/12/2006 09:07)
Misy amin'ireo mpisera eto ve no mpampianatra teny malagasy ? Araka ny hevitrareo, tokony hijoro ve izy ireo handray anjara amin'ny fanitsiana ny tsipelina sy ny fahadisoana isankarazany ato ?... suite
répondu par chipie1 le 27/12/2006 18:46
zakilinina ( 20/12/2006 20:44)
Mahafinaritra tokoa fa betsaka ny poeta malagasy eto amin'ny vetso serasera. Toa manomboka sempotra aza izahay mpamaky. Indraindray anefa mandiso fanantenana fa misy amin'ireo tononkalo mahazo isa 5 n... suite
répondu par JMR le 30/01/2007 13:30
sitlo ( 10/12/2006 15:08)
Manina ny tanin-drazako aho izany. Mahantra ny taniko fantatro izany Kanefa ny taniko taniko ihany Tsy haiko atakalo tsy asandako harena Fa ahy ny taniko ilay Nosy mena (l)... suite
répondu par Bakobako2 le 20/12/2006 19:55
matrixone ( 02/11/2006 15:39)
Iza no mahatadidy an'ity Tononkalo ity (an'i Rado angamba izy io raha tsy diso aho) : Zo Zo no ataoko anaranao Na ho lahy ianao na ho vavy Ry sombin'aiko ato am-bohoka ... Zo lalaina sy andria... suite
répondu par neo16 le 17/04/2016 12:04
tslem ( 27/10/2006 17:06)
iza kay no mahay an lé tsenjery t@ mbôla kely oe: jereo ny volonay madio tsara ery sady zay ndray nasina bogôdy,raha misy mahay d mba omeo zah.misôtra an!... suite
répondu par naritsimba le 13/11/2006 13:20
Aino ( 27/10/2006 10:47)
Tsara ny fiarahana tsara raha hinamana tsara ny mifankatia tsara ny miaradia Tsara ny mifampizara, Tena tiako dia tiako ry malala Nefa aoka ho fatatrao Fa tsy tiako ny miantsaravelatsia toy ... suite
répondu par cutie le 27/10/2006 14:13
Kamoufle ( 26/10/2006 08:04)
Tanora rao tafahoana Misarisary zoro ,mmifanao fotoana, Fitia vao maniry ka atao miafinkafina Ny fo mitempo fitia , tsy azo lavina Ho an'ireo tanora roa izay maniry ny ho iray N... suite
Aino ( 04/10/2006 10:46)
mba tiako ny mamorona tonokalo indraindray na dia tsy mahay mamorona aza aho, ka mba ampianaro na homeo hevitra momba ny tonokalo @ anarana aho aza fady, hoatra izao hoe!! FANJA [b]Bold Fanomezana... suite
répondu par Aino le 26/10/2006 09:07
helitiana ( 16/09/2006 13:18)
Sao mba misy mahafantatra ilay mpanoratra hoe:"Christophe Rabearimanana " kay ianareo ,misy tononkalony iray izay ho aho tiako be manomboka @ hoe:"olona tsy vanona mpambotry firenena...",dia tsy haiko... suite
répondu par fiderana le 17/10/2006 12:00
helitiana ( 14/09/2006 20:09)
Tsy azoko mihitsy fa tsy hitako intsony indray ilay soratra hoe tononkalo tetsy ankavia tetsy fa nankaiza e?hafahafa an!:?::?::?:... suite
répondu par fille le 20/09/2006 16:12
helitiana ( 13/09/2006 15:29)
Hono ho aho ry Hery ,toa tsy hitako intsony ho aho ny havatsa.upem.frantsa.org ;ka aiza no mety mba ahitako an'izay.MISAOTRA INDRINDRA... suite
répondu par helitiana le 19/09/2006 22:07
pissoa ( 30/08/2006 15:50)
Manahoana o Raha mba misy mahay ito tononkalo ito dia mba atoroy zah :oops: Sombintsombiny no haiko, fa sady tsy haiko na ny mpanoratra na ny lohanteny :oops: Misy hoe [i] [tsy haiko] Er... suite
répondu par pissoa le 08/12/2006 18:59
jvais ( 24/08/2006 18:35)
Miarahaba antsika rehetra ! Raha mba azo atao de mba maniry ny hamaky ny tononkalon'ireo kalazalahy amin'ny haisoratra malagasy aho raha mba misy manana. ireto avy ireo tadiaviko : - Rado (Georges... suite
répondu par kalaketaka le 12/03/2013 21:03
fiaritiana ( 13/06/2006 18:42)
Miarahaba antsika rehetra namana eto @ serasera indrindra ireo mpanoratra tononkalo mavitrika Mba mangataka aho: mba hanoraty tononkalo aho momba ny anniversaireko mba ataoko fahatsiarovana anaty bok... suite
répondu par helitiana le 13/09/2006 19:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0337