vetso.serasera.org

ndretsa2009 ( 31/03/2009 20:44)
te halala vaovao any amin'ny faritra liban... tohiny
novalian'i Seeno ny 28/02/2010 09:54
noeline ( 31/03/2009 13:41)
manaona ny ianareo aoaminy serasera misaotra ny hery ny serasera fa voaray ilahy solonanarana sy ny tenimiafina dia misaotra be dia be a... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:08
benasy ( 16/03/2009 10:25)
JE REVE D’ UNE FEMME Je rêve d’une femme qui soit ma complice A qui je puisse dire chaque ombre de mon cœur Qui puisse sans reprocher me faire le sacrifice De tout le necessaire pour fai... tohiny
novalian'i andry2503 ny 24/10/2013 11:41
Zozoro ( 13/02/2009 13:25)
[i]Italic text[/i]IZAO AHO Izao aho no mitomany... izao aho no misento, Izao aho no miantso vonjy ho avotrin'ny fiainako eto, Izao aho no tomany itan-danitra ao ambony, Fa any andro...any taon... tohiny
novalian'i vazivazo ny 23/06/2014 10:12
ikalamako ( 10/01/2009 22:13)
Rehefa mihamatotra sy mihamahazo vahana ny fiaraha-[b]mitsiky[/b] ;-) dia toa itony no vokany : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x7zo01_arahaba20090001_people... tohiny
novalian'i vale ny 11/01/2009 18:40
Zozoro ( 09/01/2009 18:40)
ZAVA-KANTO Kintana mamirapiratra amin'ny alina mangina Iantefan'ny nofinofy any an'habakabaka any Misy bitsika mankeny, misy amboaram-panirina Moa tsy zava-kanto izany ? Saingy izaho ... tohiny
novalian'i Koditra ny 09/01/2009 22:18
sitlo ( 31/12/2008 05:35)
Hivalona ity ny taona dia aleo asiana diam-penina farany, [center](l)__________________________________________________________(l) dia nivalona ilay taona, roa arivo valo amby dia nivalona... tohiny
novalian'i sitlo ny 31/12/2009 14:03
werk ( 08/11/2008 09:34)
i dont really understand about this but im just writting... tohiny
novalian'i Noue ny 08/11/2008 11:41
hery ( 18/09/2008 11:10)
Milazà hoe tononalo 3. Dia inona ny antony? Ny ahy. 1. Hafatra moa? Ilay hoe Ho any ianao kanefa... tiako t@ fotoan\'androny dia mbola ankafiziko hatramin\'izao. 2. Raha mbola misy tsiky. Satria... tohiny
novalian'i Romaric ny 11/03/2012 07:35
sff ( 23/06/2008 05:45)
Na lahy aza aho Dia feno toloko Fa lasa tsy hita Ilay olon'ny foko Nandrianiko ela Nokoloiko fatratra Fa tsisy tavela Ilay tonga lafatra Efa tamim-boalohany No fantatray izany Fa tsy nal... tohiny
novalian'i sff ny 26/06/2008 02:12
lazounet ( 15/05/2008 21:01)
Ny Maraina, Raha mbola resin-tory ny zava-manan'aina, tery ambodilanitra antsinanana any, no nifanenan'ny alina tamin'ny maraina, kanjo re dia ady no niafaran'izany, Somambisamby izao, somamb... tohiny
novalian'i lembelo ny 04/06/2008 08:53
xxx ( 07/05/2008 09:56)
mbo tia tonokalo ve ny mpitsidika eto @ seraera?... tohiny
novalian'i Zozoro ny 25/08/2008 17:41
razamble ( 09/03/2008 15:39)
Misy mahafantatra ny tononkalon'i Eliza Freda ve ? Ohatra : Ao ambany dongon-tany, ao anaty vatam-paty misy reny tsy miteny, hatry ny ela no tavela (Eliza Freda)... tohiny
novalian'i razamble ny 11/03/2008 21:13
betroka ( 30/01/2008 22:05)
Tsy mena mitaha amin'ny tononkalon-dry Dox sy Ny Avana ve ny antsika amin'izao fotoana izao ?... tohiny
novalian'i Ratoa ny 11/05/2009 19:59
Rajordri ( 15/12/2007 21:10)
toa zavatra kely nisisika..... (Eric Manana mihira an'io koa)... tohiny
sitlo ( 21/11/2007 13:39)
Sao dia misy mahay ity tononkalo ity. Tamin'ny biky isambilo angamba. ... Alainao ho ahy trondro be matavy akoholahinala Mitady ny tsy hita ianao ka mila voa tsy hary ...... tohiny
tslem ( 27/09/2007 07:03)
Jean NARIVONY ve sa iza moa no nanoratra an'ity tsianjery ity izay mahalala na mahatadidy? Dada sy neny malalako izay dia fola-damosina ery taminay neny nitaiza, nibaby nanasa dada isan'andro to... tohiny
novalian'i myst ny 11/08/2013 10:03
pissoa ( 19/09/2007 18:38)
Manahoana. Iza moa no nanoratra an'ilay [url=http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=116]Dihy[/url] hirain'ny Mahaleo fa tsy tadidiko mihitsy :oops: Misaotra o.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 29/10/2007 13:21
zakilinina ( 12/09/2007 20:44)
Misy mahay mandika amin'ny teny gasy ve ny paysage ? Ny tontolo iainana mantsy dia toa environnement no dikany.... tohiny
novalian'i benasy ny 07/04/2009 10:34
Oully ( 18/06/2007 13:43)
Ny fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy / Havatsa - UPEM sampana Frantsa dia faly manasa anao amin’ny fampisehoana miavaka ho fahatsiarovana ny faha-fitopolo taona nahafatesan’i Jean Jo... tohiny
novalian'i pissoa ny 19/06/2007 00:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5653