vetso.serasera.org

hery ( 18/08/2005 09:49)
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ny takelaka vetso.serasera.org izay misy ny tononkalo eto amin'ny serasera.org Mbola tsy tena tomombana izy io koa raha misy fanitsiana na sosokevitra tianareo hat... tohiny
novalian'i kally ny 19/08/2005 08:29
lanto ( 17/08/2005 12:43)
Iza no mpanoratra mba mahafinaritra anao tao amin'ny vetso ? Ny antony ? Mba zarao aminay hoe sy izay tononkalo mba nanaitra e ! Azo atao koa hoe inona no tsy dia tianao tao :-) ... tohiny
xxx ( 12/07/2005 09:20)
Tokony mba atao teny malagasy ofisialy tsara ilay tononkalo zany e! ohatra hoe: de=dia zà=izaho... tohiny
novalian'i kally ny 13/07/2005 10:08
lanto ( 12/05/2005 16:09)
Efa nisy resaka natsipiko ihany tao am forum RVG, fa ity kosa dia natao indrindra ho an'ny mpanoratra mametraka ny sanganasany ao am vetso.serasera.org Manana soso-kevitra aho, ho an'izay afaka man... tohiny
hery ( 20/04/2005 08:49)
ANTSAN-TONONKALO Eo ambany fiahian'ny Masoivohon'i Madagasikara eo anivon'ny UNESCO, S.E. Mme RABETAFIKA-RANJEVA Yvette, sy ny fanotronan'ny Filohan'ny HAVATSA Foibe avy any Madagasikara, ny fik... tohiny
novalian'i bichette ny 24/05/2005 15:06
hery ( 21/03/2005 10:52)
Ilay Fitia Namoaka boky amboaran-tonokalo vaovao i [url=href="http://serasera.org/vetso/index.php?rub=poeta&pid=p402f826e900da]Ny Eja[/url] misy amboaran-tononkalo miisa eo amin'ny 78 eo ho eo. ... tohiny
novalian'i nyeja ny 03/12/2005 16:50
poety ( 24/02/2005 05:41)
Ra hendry enao Ravalo De fohano ny dahalo S'ty olana ara-bary Mamono toa mosary Ny lalana amboarina Saingy sasatra manarina Vita tandrametaka Misy rano de miepaka Enao miseho ho bokona Ma... tohiny
novalian'i hery ny 30/08/2005 21:54
tafita ( 30/12/2004 10:49)
Misy tantaram-pitiavana iray izay :( Mitantara ny fifankatiavan\'olon-droa izay voarara ka niafara t@ fahafatesan\'ilay zazavavy ) ,\" CHARLOT RABARIVELO sy i SUZANNE RANIVO \" Tena mba nahafinaritr... tohiny
novalian'i sakinah ny 06/03/2012 11:33
nikopol ( 17/12/2004 12:41)
Inona ny boky na mpanoratra gasy ni-marker- anareo? Ny ahy ny \"fofombadiko\" ED Andriamalala. ... tohiny
hery ( 12/11/2004 09:48)
Zah anisan\'ny mpakafy ny tononkalon\'i Rado... izy angamba no azo lazaina fa teteza-mita eo amin\'ny poeta tranainy sy poeta ankehitriny... satria raiamandreny izay niaina ny rindra taloha sy ny hain... tohiny
hery ( 08/08/2004 08:43)
Mba fantatrareo ve fa misy 745 ny tononkalo ao amin'ny site vetso.serasera.org ? Mahafinaritra fa manana aingam-panahy ny namana. :) ... tohiny
novalian'i rahonala ny 18/01/2006 05:26
bichette ( 30/06/2004 15:42)
Misy fanontaniana kely mba tiako hapetraka an'ireo mpanoratra rehetra eto. Mba liana te hahafantatra aho ny vanim-potoana nanoratanareo voalohany, ny antony, ny nanery anareo handray penina sy hamoak... tohiny
novalian'i ramaso ny 22/12/2004 01:10
oully ( 30/06/2004 08:48)
Efa nisy antso ihany navoakan'i NyKanto any amin'ny lohahevitra hafa izay iantsoana ireo mpanoratra malagasy rehetra (tononkalo, tantara, ... ) monina aty am-pitandranomasina. Hisy hetsika izay kasai... tohiny
novalian'i primorh ny 12/11/2011 14:05
hery ( 09/06/2004 08:17)
Manahoana daholo, Efa hitanareo ve fa ny tononkalo rehetra dia azo asiana commentaires daholo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org Mamporisika ny mpanoratra ny filazanareo ny mom... tohiny
novalian'i hasikanto ny 23/08/2005 04:29
nykanto ( 17/05/2004 15:17)
Faly maiarahaba antsika, Diso toeran izy ity ka adikako fanindroany indray eto : Tiako hampidirina ity lohateny ity eto, ary inoako fa manana ny lanjany koa eo amin'ny sehatry ny kolontsaina malaga... tohiny
novalian'i toetra ny 30/08/2004 13:57
lanto ( 09/05/2004 19:05)
Misy tononkalo tsara dia tsara saingy mahakivy ny fomba nanoratana azy! Hita fa tsy nianatra nanoratra tamin'ny teny gasy ny sasany, nefa miezaka dia efa mahafinaritra. Tsisy fanontaniana... :))... tohiny
xxx ( 26/04/2004 16:28)
manin kou kay raha asiana hoe mpanoratra be mpankafy ao @ tonkalo io... tohiny
ngou ( 21/01/2004 16:13)
eto izany ve azo handefasana tononkira noforonin'ny tena ihany koa?... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/06/2004 12:16
rfanjav ( 09/10/2003 13:11)
Afaka mandefa sombin-tantara foronina ve? Ahoana no atao?... tohiny
novalian'i sejianis ny 14/04/2004 15:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425