Miala tsiny o!

1. Ifanomezantsoa ( 21/02/2006 08:21)
Miala tsiny indrindra amin'I Kally (Ikala) fa diso ny anarana mpanoratra nosafidiako ho an'ilay tononkalo Princesse d'amour. Ny manaraka no tsy hatao intsony.

Ifanomezantsoa
novalian'i hery ny 27/02/2006 14:34
2. hery ( 21/02/2006 08:55)
efa nahitsy nofafaina izany ilay diso dia efa ilay marina sisa no ao
3. Fiffi ( 21/02/2006 10:09)
=D=D=D :)
4. fiaritiana ( 21/02/2006 10:47)
enao ihany anie dé efa afaka manitsy an io ry Ifanomezantsoa e!zà koa tratra imbetsaka satria Kally no anarana voalohany eo dé adino indr11
5. vale ( 21/02/2006 14:34)
Ifaniomezantsoa: tô ahaliana ny hamaky an'izany "princesse d'amour" izany an:D:D:D
6. Veloo ( 21/02/2006 16:34)
to tara ndray za zany:^):^):^) fa nisy inn aloha e?
7. kally ( 21/02/2006 16:55)
Izaho mantsy dia gaga mihitsy, lasa mpanoratra tononkalo be sy be aingam-panahy be ery nefa inona akory no izany eo?:roll:
8. hery ( 22/02/2006 10:40)
Raha nampidirinareo ho mpanoratra ny tenanareo dia iny no mitranga voalohany fa tsy Kally

Rehefa hampiditra tononkalo kanefa mbola tsy mpanoratra dia mila mampiditra mpanoratra aloha... raha tsy izany dia i Kally no ho voky tononkalo :-)
9. hery ( 27/02/2006 14:34)
Ok, efa nahitsy ity amin'izao fotoana izao.

Raha vao tsy misy lohateny na tsy misy mpanoratra ny tononkalo ampidirinareo dia any amin'ny vakiraoka avy hatrany.
Any indray izy sintomina sy ahitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1283