Politika

bandinisotry ( 19/09/2009 11:25)
raha miongana ianao ry monja roindefo dia miangavy izahay mba hanantevindaharana eny @ magro,dia torak'izany koa Ratsilavaka ,Benamin Razafimahaleo sy ireo izay very seza,mbola ho ela mantsy ity tolon... tohiny
novalian'i lelimpi ny 19/09/2009 12:52
ntss ( 19/09/2009 10:43)
Tsy ny Demokrasia ao Afrika mitsy aloha no tena Demokrasia e, nefa zay no tian'ny légaliste atao eto. Jereo i Zimbabwe, de i Senegal i Wade efa antitra be iny de mbola hilatsaka ihany! sa ahoana ozy... tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 14:57
terrywui ( 19/09/2009 09:51)
Very bedebe nareo ry GTT rah ze gazety no anaovana analyse entina eto !! zao fotsiny ! raha manana namana na havana na fianakam's BODEGA nareo de miantsoa aminy manotany ze tena fipetraky ny resaka fa... tohiny
novalian'i terrywui ny 19/09/2009 16:43
ravatorano ( 19/09/2009 07:38)
NIfamadibadika be ihany ny vaovao niely tetsy sy teroa nandritry ny telo andro izay ary tena niaina tao anatin'ny tsaho ny mpandini-baovao sy ny mpikirakira ny resa-politika indrindra fa ny resabe man... tohiny
novalian'i terrywui ny 19/09/2009 17:23
tlay ( 19/09/2009 06:41)
Ela ny ela ka ny filoalindahy ndray no mifidy ny PM iaraka iasa @ing DJ Andry. Ô ry malagasy tsivakivolo ahazo PM vaovao tsika ao anatiny 48 katra@72 ora. ... tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 00:15
fijo ( 18/09/2009 20:18)
" Attentat contre Virapin " : "Ce n’est que pur mensonge", selon Pety Rakotoniaina 18 septembre 2009 par Version imprimable, Format PDF, Le bouillant Pety Rakotoniaina n’a pas mâché... tohiny
novalian'i tlay ny 19/09/2009 20:50
klitika ( 18/09/2009 18:45)
Ry havana, Fotoana fohifohy na volana vitsivitsy lasa izay dia nisy ireo minisitra TGV tonga tany NY, nankalazaina fa hoe voahasa tamin'ny fikaonan-doha iraisam-pirenena momba ny toekarena. Ka nefa... tohiny
novalian'i ntss ny 19/09/2009 08:21
vatofototra ( 18/09/2009 17:46)
ECOUTER Réunion 4 mouvances-Société civile 18 sept 09 Journal du soir RNM le 18 septembre 2009 http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
Noue ( 18/09/2009 17:39)
zany hono eee ! raha misy mila vaovao hono na ny journalistes aza dia omeo ny adresse mailaka fa alefany any hono fa dia tsy nisy sahy nilaza izay voadinika sy fepetra noraisina tao zany ve ee ??? ... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 12:05
ntss ( 18/09/2009 15:50)
Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina! ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/09/2009 07:11
ntss ( 18/09/2009 15:40)
Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina! ... tohiny
xxx ( 18/09/2009 15:32)
Toa lasa tsy henoheno, tsy hita miseho gazety sns tsony ilay tena atidoha nikotrika an'izao savorovoro zao dia Rangahy Ratsirahonana zany. Manomana tetika hafa hialana pà sy hijapizana amin'izay he... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2009 21:16
halloween ( 18/09/2009 15:06)
[b]politika Fianakaviana iraisam-pirenenena Tapitra omaly ny fe-potoana nomeny[/b] Tapitra omaly ny fe-potoana farany nomen’ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny hamahana ny olana politi... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 15:57
terrywui ( 18/09/2009 14:26)
Raha somary hiditra kely amin'ny baiboly ah Rahery de ozy ny Teny ao hoe : "manajà ny Mpitondranareo ! omeo Vononahitra Avo roa heny ny Mpitarika !" --Ka iza amin'izao no tena "adala" zany raha le... tohiny
novalian'i tlay ny 19/09/2009 00:56
ARINIRINA ( 18/09/2009 13:34)
Akbaraly anisan’ny nanampy t@ fanonganampanjakana I Ylias Akbaraly dia tompon’ny Sipromad, efa embassadeur Inde izy, manambady Italiane izy ary io vadiny io dia consulat italy. Vary sy rano ny Si... tohiny
tsiafoi1 ( 18/09/2009 11:11)
Fomba fijeriko izaho manokana izy ity : Raha hitodihana ny lasa dia ity misy fanontanina iray izay tsy nahitam-baliny mandrak'ankehitriny ? 1-Nahoana no tsy nosamborin'ny Filoha Ra8 mihitsy na tra... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/09/2009 08:32
hery ( 18/09/2009 08:47)
Manomboka hita fa miha tonga saina ny olona. Indrindra ireo izay nieritreritra hoe ho tafita ilay TGV. Aty aoriana vao mahita hoe tsy mety tafa ilay izy. I Andry Rajoelina mety ho nilay ihany fa ilay ... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/09/2009 12:22
swann ( 18/09/2009 08:47)
de niteniteny foana ndray hono i Hery rah io resaky Ra-terry io e --tsy naminany toy ny fanaony tsony zany takaka fa io teniteny foan io ndray zan no ataony fanao ! --raha ampatsiahivina kely... tohiny
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 14:36
terrywui ( 18/09/2009 08:07)
Valio le kozin'i Toi Hery fa aza mipararetra otran'io a!! --avereno ndraika oe : "faly be zah fa nopotehinay ny panneaux an'i INJET!! " --fanotaniana anie no apetrako ee!! hoe tena faly be Rahery z... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/09/2009 12:17
TEGEVE ( 18/09/2009 05:44)
Anaka isany, Voatery ihany aho nanafatra commando vitsivitsy mba hampiofana ny miaramilan-tika tsy miheno baiko itony intsony , ny tanjona dia tsotra kely;hampinjanona ny tolom-bahoaka manerana ny N... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2009 21:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5728