Politika

bazylou ( 16/09/2009 14:46)
be mokony noho i tgv. mahareta daholo ary mandrapahatongan'io satria trondro maty manara drenirano daholo ianareo, beuurk :-D ... tohiny
novalian'i Banndi ny 16/09/2009 15:34
milamm ( 16/09/2009 14:10)
\"ny omby indray matory tsy ndray mifoha\" hoy ny fiteny mihamilentika ao anatiny haizina ny fianampirenena asa izay mbola ho faly @ zao ,mendrika ny hiaina ao anaty filaminantsaina hiatrika ny fiain... tohiny
novalian'i milamm ny 17/09/2009 09:35
Andrywwui ( 16/09/2009 08:44)
ary aona lity ry lehery no tsy idinlah ny vavahady fa toa tena anjakanay sy ny teny ratsinay anie ny sehatra politika é hi hi hi !!! jereo fa manaraka anay miteny ratsy daholo zao ny maro an'isa eto ... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/09/2009 09:57
xxx ( 16/09/2009 08:33)
Fantatra zao fa tena le Gtt mitsy no mpamatsy vola reto mpandoro tanana reto. D'efa ataovy veloma raha misy havan'i pokaty fa ahantonay am poto ndray reo de doranay velona! D'efa sans pitié io ry... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:40
xxx ( 16/09/2009 07:42)
Aiza nareo TGV e ? Mba mila fanampiana ve zay nama de avelanareo seule eto kindinanabavy:oops: Ompany fianakam's wiwi lisany fa aza manampy anah eo moa Aiza patrick2002 ,aiza bazylou tongava lessy... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/09/2009 03:55
xxx ( 16/09/2009 06:15)
sali dol,inona no tsara miala tgv sa mijanona eo fa milay bé ny fiainana miaraka aminy,miadana dol ny vahoaka,ta hiala izy ahoana ny fomba hanalana azy,misaotra :arrow: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 13:31
fijo ( 15/09/2009 22:28)
voaroaka tampoka teny ivato i rossy.ary lery koa voa lava an... tohiny
novalian'i fijo ny 17/09/2009 22:18
pikatti ( 15/09/2009 22:06)
Hoy wiwi mantsy atsy ambany atsy [quote]refa tsy vitanlah ny miandry vavahady d mialà elah fa tsy mendrika anay eto @ serasera !!! hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!! fa ono oa lity ry lehery kay ve... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 20:11
MonamiPierro ( 15/09/2009 21:27)
Ecouter et télécharger débat radio -Télé M. Monja Roindefo et M. Fetison 15 septembre 2009 http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2009 21:27
locl ( 15/09/2009 18:36)
Na inona na inona fanazavana dia ny responsable t@ iny zavatra omal iny dia ny HAT, nahoana moa ireo vahoaka ireo no sakanana tsy hiditra ao Ambohijatovo. Tsy ho voasakanareo intsony ange io tolona io... tohiny
novalian'i Banndi ny 16/09/2009 14:56
bazylou ( 15/09/2009 17:41)
tsy resaka rmi sty rsa anie izy ity e, rehefa lanin'ilay jean paul sy ny ekipany ny volanareo ary efa nomeny ny lisitra lavabe dia aza mimenomenona eto fa tsy hotafiditra mandrakizay any mada e, beuu... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2009 22:05
TGVOK ( 15/09/2009 16:43)
o lity ry lehery a !!! inn lity no nanakaramana anlah hiandry vavahady fa toa avela lah manjaka sy manao zay tiany atao eto ny TGV a!!! refa tsy vitanlah ny miandry vavahady d mialà elah fa tsy mendr... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:41
Banndi ( 15/09/2009 15:32)
Dia faly ny manambara @ nareo mpisera rehetra tsy ankanavaka fa hatao @ 14 Febroary izao ny Pacs Mr Banndi sy Mlle Wiwi Manasa anareo rehetra hanotrona ,aza adino ny adiresy mba misy handefasana ny f... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/09/2009 15:03
terrywui ( 15/09/2009 14:23)
De tohizo ihany ity asa ratsy fanaonareo TIM ty ee! hita mibaribary izao fa hay ny "ara-dalana "mihitsy no mpandroba sy mpamotika ny tanàna !!! NY POROFO ??? jereo ny kozin'i Hery ao ambany ao ma... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:43
patrick2002 ( 15/09/2009 12:43)
Notazonina MD ny senatrice TIM Madame Naika ,fa tsy nanome hoe avy aiza ireo fleche miaraka @ bala bille ampiasainy GTT. mifanenjika tokoa manko ao analakely ireo GTT sy ny FIS (force d`intervention ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 13:37
pikatti ( 15/09/2009 12:07)
Raha nizotra ny ho eny @ kianjan'ny demokrasia ay ny malagasy tsy faly dia izao no hetraketra nahazo azy ireo teny Faisant des victimes collatérales dans les rangs de civils innocents qui n'avaien... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/09/2009 22:09
xxx ( 15/09/2009 10:29)
salam dol,mba miangavy anareo aty tana e,mba ampitao aminay aty ivelany ny zava-misy aty fa mba marary ko anié ny fonay na alavitra aza satria samy gasy sytia vahoaka gasy e,iray iany ny gasy e,misao... tohiny
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 15:26
bandinisotry ( 15/09/2009 09:46)
tsy eto lesy no be vava sy mi insulté mpisera raha mitady ny gasy tia tanindrazana ialahy dia ahita,fa akombony ny vavaripon elahy bandy ohatran elahy karohina http://www.youtube.com/watch?v=jz... tohiny
novalian'i pink ny 16/09/2009 22:06
ntss ( 15/09/2009 09:22)
Ny tantara tsy fanadino http://www.youtube.com/watch?v=I08RojzkCxc I Andry Rajoelina ihany oa no tsy mba nivadika tamin'ny vahoaka mpomba azy. f'anga moa? - Ny mpomba an'i Zefa tia an'i Radidy... tohiny
novalian'i xxx ny 17/09/2009 00:10
rabaradaka ( 15/09/2009 08:22)
D'une source sure en provenance d'une personne très proche de M. Andry RAJOELINA, ce dernier voulait bel et bien participer à la réunion ou rencontre pour sortir de la crise mais son "PM" MONJA Roi... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.519