Politika

halloween ( 15/09/2009 06:28)
Le dernier épisode de la saga GTT en est un exemple. Comment une association de malgaches semble t il uni derrière des idéaux et objectifs communs en viennent ils à se détester cordialement en à... tohiny
novalian'i pink ny 16/09/2009 21:52
benkintana ( 15/09/2009 05:04)
"Pour que de nouvelles négociations puissent aboutir à des résultats positifs, il faut au minimum que la communauté internationale s’engage à réellement sévir contre les responsables du bloca... tohiny
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 21:36
pikatti ( 14/09/2009 17:46)
Ary be S.O.S tgvfopla be da be ao ambany ao :lol: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/09/2009 22:15
ouiandry ( 14/09/2009 17:28)
aza mody manao xxx less ry pokatti refa tsy mahazaka a !!! aza be taraina !!! zay kay vao hitako fa tsy GTT le bandy saika nodaroako iny satria nazavain'i Ra-Clé kely tamiko !!! fa lisany alou d efa ... tohiny
TEGEVE ( 14/09/2009 17:16)
Anaka isany, Efa mihilangilana ny ato @ foibe ato é zany no tsy hanomezan-dry zzalahy ato an'io "place de la democratie io,sady zay ndray nikambana ny 3mouvances « La seule différence : à Par... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/09/2009 22:23
xxx ( 14/09/2009 16:22)
:lol: :lol: ka elah no te hanao aminy ao fa aza aty no mitaraina e :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/09/2009 08:38
xxx ( 14/09/2009 16:17)
novalian'i xxx ny 14/09/2009 16:20
ketaka67 ( 14/09/2009 14:03)
avy taiza le basy dry zareo jiolahy 30 nanafika hita ao @ midi iny? zany ve no iainana mandavan'andro! :�) ... tohiny
novalian'i ketaka67 ny 16/09/2009 15:31
MonamiPierro ( 14/09/2009 09:34)
Ecouter conférence de presse ZAFY et 3 mouvance Dimanche 13 septembre 2009. RDV boycotté par Rajoelina. http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot... tohiny
xxx ( 14/09/2009 09:00)
...tena nihinatay mihitsy ny vahoaka malagasy, fa aminizao androny TGVendrana izao, na ny tay hohanina aza tsy misy :evil: :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:37
TEGEVE ( 13/09/2009 21:53)
Anaka isany,Tsapako tanteraka ny hadalako Hitako fa tsy ahomby intsony ny raharam-pirenen-tsika ty ry zalahy nampanantena be loatra anareo aho ry vahoaka Malagasy fa tsy tratrako ny bilan tsara izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:39
patrick2002 ( 13/09/2009 21:26)
Dia nilahatra nakeny @ capitol ka hatreny @ maison blanche izany ireo olona manohatra ny fanavaozana ny systeme de santé ,izay politikany president Obama tany washington , Tsy nisy fitifirana ,tsy n... tohiny
novalian'i pink ny 15/09/2009 19:21
pikatti ( 13/09/2009 21:00)
hoy Rahery [quote]Firy izao ny ps-n'i wiwi ato? terrywui, swann, snss....[/quote] ary bobaka be kay le tgvfopla ato zany klé :-D :-D :-D efa ho lany tamingana mantsy ry zalahy reo lesy Rahe... tohiny
locl ( 13/09/2009 12:00)
Dia maneho fisaorana feno anareo GTT t@ fihetsehana nataonareo omaly e! Teny enin-kaja sy voninahitra hianareo. Nareo no tena Malagasy sahy mijoro @ fahamarinana, mino sy matoky aho fa tonga ao antso... tohiny
benkintana ( 12/09/2009 23:45)
Nandinika foana ny tenanay ,naka an-tsakany sy an-davany fa rehefa tena nodinihiko dia toa mitaraina ny TGV fa ny serasera dia TIM ,ny tenako manokana anefa dia mahita fa samy mahazo mamoaka ny heviny... tohiny
fijo ( 12/09/2009 19:58)
diso ny TIM, ny tenako dia manohan any aradalana,io dia tsy miova,saingy omaly dia homeko tsiny ny mpitarika ny mpomba an dravalo. homeko tsiny ,satria efa nifanaraka fa hiarak any firehana telo;"ra... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2009 23:01
bazylou ( 12/09/2009 19:33)
fa tena zefa be le tgv ka hanaiiky mora foana ny hoe ataovy izatsy na zaroa e, ,, ntssss aoka itsy fa mahery sady tanora ny anay e, :-D :-D atramin'izao aloha ao mada dia tsy mbola misy be mokony no... tohiny
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 21:41
swann ( 12/09/2009 10:12)
io ndray hery fa miala pà oainnn !! ary Alain Andriamiseza sy Sylla ndray ary ahoana ??? ann ? --mbola amin anarany manokana ndray ve ireo ozy enao raha niala pà tamle magro kely efa marary?? mbol... tohiny
novalian'i dadabe ny 15/09/2009 16:39
terrywui ( 12/09/2009 09:57)
fa hono oa e! mialohan'ny hiomehezako mafy be mba misy fiangaviana maika ho an'ingahy lehibe ity ! za no mi ambauché anao ---afaka manao ministra ve Rahery? rah eny de valio amin mesaz perso ah ! ... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/09/2009 12:08
patrick2002 ( 12/09/2009 09:54)
Ho fankalazana ny 11 sept tany madagasikara ,dia nanao fihantsiana ny miaramila ny Gasy Tena Terroriste , ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/09/2009 07:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.767